sipa mikoty bandy

41. rinakely1 ( 05/01/2004 11:47)
mampalahelo ahy nareo roa lahy fa aleo kotiko ary kou!
ka ahona masaky sa ?
42. fijo ( 06/01/2004 09:38)
ka ianao aza tsy mandefa sary akory ko.nefa tiaviko ihany ka.tsapako amin'ny resaka fa milay.
43. ambre ( 06/01/2004 16:00)
Za alou miertreritra fa ny sipa manana droit tanteraka mihitsy hikoty bandy e§Nefa lé izy tsy mety.Tsisy bandy timide zany fa refa reveny lé sipa de ainy kotina fona.Refa tsy iteny izy de tsy tafa zany lé charme!!Ny kofa kou tsy de tia zvt toloranasur un plateau d'argent fa hafa iany le nialan'ny atsemboany e!!
44. pattr ( 06/01/2004 17:20)
zay le nahatonga ny pelaka raha ts hay n la
45. pattr ( 06/01/2004 17:26)
zay le nahatonga ny pelaka raha ts hay n la
46. rinakely1 ( 06/01/2004 13:44)
ambre: misy mitsy ny bandy timide fa mbola tsy sendrany enao!
pattr: lasa pelaka kosany izy raha vavivavy fona no manondidina azy e!
47. fijo ( 08/01/2004 09:25)
izaho izao dia timida beeeee
48. ambre ( 09/01/2004 17:22)
rinakelyNy sipa ange refa tara de manao imagination be eo de aveo lazainy fa timide le bandy e!!Nefa resaka serieux zany.Efa nandinika lalina momban'io a.Negatif fona ny valiin'irenyrefa ny sipa no manao 1er pas.Sinon mety fa 1 joutr 2 jours fotsin!!!
49. ragaby ( 10/01/2004 19:14)
amiko aloo refa atao hoe mitovy zo ny lahy sy ny vavy am zao fotoana izao dia tsy hitako hoe inn no maharatsy ny hoe ny sipa mikôty bandy e! Vao maika aza manamora ny asan'ny Bady koo!
50. fijo ( 13/01/2004 10:06)
marina fa ataovy eto ary aloha ny fikotinareo bandy e.
51. ikaretsaka ( 25/01/2004 16:46)
tsisy sahy ny an;ialahy ry fijo
52. pitchou ( 25/01/2004 20:31)
ka nareo rehetra eto tsy misy timide fa vavany daholo ko! ilay timide somary manahirana iny ange no tena mety aminy e!
53. fijo ( 27/01/2004 20:15)
aza mitady lavitra fa izaho TIMIDE BBBBEary raha vao kotin'ny sipa aho dia miboritsaka ny kilaotiko
54. naps ( 13/02/2004 13:00)
ny toe-tsaina iany rireto no mitondra anio a! d ra tsy hiteny !itsy zany le bandy d aona?
55. nyainatiana ( 01/03/2004 20:54)
Manome vahana ny bandy hanao ze tiany atao zany.Sady mety hanaovany chantage le sipa refa miaraka soa amantsara ry zareo.Aza mianatra ze ataon'ny tany mandroso zany fa manajà tena ry tovovavy isany an!!!!
56. princianique ( 05/03/2004 18:03)
Isika tsy hoe hianatra zay hataon'ny vazaha e! raha vao ny sipa no mikoty bandy dia tsy asian'ny bandy hasiny mihintsy izy avy eo. Tsy aleo ve mipetraka tsara e! lazain'ny bandy fa sipa tsisy dikany, za aloha efa nahita e!
57. fleur ( 05/03/2004 09:02)
@na aloha tsy mampaninona zany mikoty bandy zany.Fa ny tsy ekeko sy tsy azoko fotsiny de oe fa maninona ra vo sipa no mikoty bandy de lazaina fa molamola na koa oe tsy manaja tena.Tena tsy mety mintsy zany mentalité zany.Za aloha allumeuse e de midika ve zany oe molamola za?Tsy manaiky an'izany aloha za e!
58. fijo ( 09/03/2004 10:44)
ianao tsy molamola,fa mirehadrehatra ka
59. fleur ( 09/03/2004 09:25)
Enao ry fijo an,mlay anie le mirehadrehatra sady ilaina koa e!Tena mafinaritra mintsy le miallumer lelà reny de razoky avy eo manantena be.Mba occasion ampijalina sy ampifilana an'ireny lelà reny fa aiza ve de lelà foana no ampijaly vevavy.Sa ahoana ozy nareo?
60. fijo ( 10/03/2004 10:00)
za aloha tia sipa mikoty bandy izany e.tsy hitako mihintsy izay olana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3171