sipa mikoty bandy

21. rinakely1 ( 12/12/2003 11:38)
marary an'i lelà mitsy zany mikoty tsy mahazo izany ky an! tsy fidiny ho azy zany! Mitovy @tsika refa tia lelà nefa izy tsy misento akory.

22. isrine ( 12/12/2003 17:39)
ny ahy ny mikoty bandy zany tsy zavatsarotra, ataoko namana alou, de fantariko eny ny mokondohany, ny toetrany, ny momba azy rehetra, ka rehfa hitako fa mety ho tsara, de lazaiko azy fa tiko izy.
23. rinakely1 ( 15/12/2003 13:27)
zany v ry kala?
24. fijo ( 16/12/2003 09:00)
fomban'ny lehilahy koa io,rehefa hitady izay ho tena tiany izy,fa raha ilay sakafo ririnina,tsy mila ela fa vao mihaona dia lasa izao.-
25. rinakely1 ( 16/12/2003 10:30)
aza maika2 wa fa sao d menjera any an-kady ny hafarany
26. isrine ( 17/12/2003 20:01)
rinakely: zany akia no atao raha hikoty a.
27. fijo ( 17/12/2003 09:25)
hianjera ahoana ary.ao anaty lavaka ve?
28. rinakely1 ( 17/12/2003 12:02)
le lavaka b reny mitsy an!
29. lema ( 17/12/2003 15:07)
fa lavaka inona zany resahanareo zany e!aza miteniteny foana ka!
30. fijo ( 17/12/2003 19:09)
toa taitra i lema naheno lavaka le.le lavaka fianjerana ka.sady malama ao an.dia mando rehefa ela.
31. rfanjav ( 18/12/2003 13:46)
aza asiana resabe wa, fa avelao hikonty ze tara e, na lahy zany na vavy,

hiandry izay timide eo ve?

raikitra moa arahaba soa arahaba tsara, tsy raikitra kosa, any @ hafa indray manarina e !
32. fijo ( 18/12/2003 19:33)
ka ho anay timide dia tsara io e.avelao hanao ny sipa fa aza rarana.
33. isrine ( 19/12/2003 20:21)
fijo: timide dray angaha ty enao?
34. fijo ( 19/12/2003 11:16)
eny e,miandry mpikoty.
35. lema ( 24/12/2003 10:18)
atraty io fa tsy miteny fotsiny e!
36. fijo ( 24/12/2003 18:24)
andao ralema hijoro a.ih,ih,ih.
37. xxx ( 26/12/2003 11:56)
Inoana ary 'ty ry lema sy fijo ! ialahy isany angaha mahay mampidola rehefa mandeha ? Ny veh. ange lety ny ao aorinany no tena hanjonony e! fa ny an'ialahy isany izany inona ? ny eo aloha ?
38. fijo ( 26/12/2003 18:19)
fantaro e
39. lema ( 30/12/2003 11:38)
raha vehivavy énao dé mahafantatra hoé inona no anjononay fa na izahay aza tsy mahafantatra fa ny vehivavy no mahalala azy.dé anotanio anireo vehivavy reo.
40. fijo ( 30/12/2003 18:18)
izay,iza ary no hafaka hamaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5641