Ampidiro aloha ny tenimiafina
problematique
22. salita
(
12/12/2003 16:56)
Tadidio fa misy anie ny intoxication sexuelle e, ka rehefa voan'io dia ny saina no mihasimba koa. Ny mety ho vokan'ny fanaovana isan'andro dia miankina @ toe-batan'ny olona tsi1² ihany io, tsy hitovy mintsy ny vokatr'izany eo @ adulte skill-kely 45kg sady tsy dia ampy sakafo nefa mbola manana probleme hafa koa en + sy ny adulte sportif no ampy regime tsara ary dia milamina tsara ny sainy. Fa ho anao io fotsiny ange dia andramo ny manao isan'andro, 2 fois par jous fotsiny, dia mba lazao aminay eto ny vokany avy eo e!
29. isrine
(
18/12/2003 18:29)
K'izy efa maika, nareo ry fijo mbola milona!
salita: tsy miankina @ toebatana zany io, na sakafo...
salita: tsy miankina @ toebatana zany io, na sakafo...
30. fijo
(
19/12/2003 20:48)
aleo ary hilaozako ianareo,fa miandry i rinakely e.sady maika be.oh,oh,oh.
31. xxx
(
19/12/2003 12:45)
ka raha ao anaty ny 1andro oh mahavita in 4 -6 tsary manova zavatra ve zany raha isanandro eo foana anefa sa mbola tsa nisy oh zany reraka iany e! hihihi
32. isrine
(
20/12/2003 19:35)
raha toa izany ry x no izy de hoy aho hoe: angaha tsy misy zavatra hafa ataon'ilay olona mitsiny e.
Sa efa izay angaha ny tena asany
Sa efa izay angaha ny tena asany
