problematique

1. favy ( 04/12/2003 19:28)
ny lehilahy ve raha manao firaisana isan'andro dia mety harary? valio
2. fijo ( 04/12/2003 19:40)
arakarany io e.misy ny zatra,dia tsy maninona.misy tsy zatra dia tsy mahavita.ny taona koa mikonty eo.
3. isrine ( 05/12/2003 18:29)
Fa favy fona le izy hono na manao isan'andro na tsia fa tsy problematique!
Hihihi
4. rinakely1 ( 05/12/2003 10:47)
Ity ny valin'ny problématique-nao: tsy maninona izany fa manaova gouter tena izy lay (yaourt, atody...)mba hampody ny aina very!
5. ikaretsaka ( 06/12/2003 15:24)
ary efa expert mihitsy ry rinakely1 izany
6. bice ( 06/12/2003 19:05)
ny aina no mateza hono hoy ny ntaolo
7. favy ( 06/12/2003 15:09)
misaotra anareo tamin'ny toro-hevitra fa dia ny regime no atao tena ampy tsara
8. xxx ( 06/12/2003 15:18)
Fa mandritra ny firy andro na firy volana aloha izany? Fa tsy angaha ry reto tsy mankaleo io a...
9. isrine ( 06/12/2003 18:22)
Efa fiainana mihitsy izany ry X a, ary izay no nampanontany azy. Tsy mankaleo andry zalahy hono io e.
10. xxx ( 07/12/2003 12:26)
fa ilay isan'andro koa anie amin'io indraindray misy 4 à 5 tours
11. ds ( 07/12/2003 10:10)
Angamba mety tsy hankarary (nofo) ny fanaovana firaisana isan'andro. Na izany aza, ilaina ve ny fanaovana firaisana isan'andro ?
Raha ekena fa mila roa (tsy voatery io) vao afaka miray, mankasitraka ny firaisana isan'andro koa ve ny ankilany. Sa miovaova ny namana iraisana.
12. xxx ( 07/12/2003 18:41)
voalaza anie ry reto fa;arakaraka ny hanaovana hono no maha ela andro ivelomana e!tena marina io an,na lahy na vavy io;t@ vaovao no nahenoko izany tena dokotera mahay mihintsy no niteny io;de tandremo anefa sao de mamon'io loatra indray e!hihihi
13. oupsyyy ( 08/12/2003 10:57)
tandremo ihany nefa ny prostate a
14. fijo ( 09/12/2003 11:29)
dia ndao ary hanao isan'andro e.
fa i rinakely kay tay be an.mody fanina.
15. favy ( 09/12/2003 17:37)
in-telo isan'andro mandritra ny herin-taona
16. rinakely1 ( 09/12/2003 17:44)
zany kosa v ry favy d mba proportionnel? sa izany no méthode-nao? sangy ihany iny e.
17. rinakely1 ( 09/12/2003 17:45)
ho an' Ikaretsaka! Tsy expert aho fa sendra nitontona tao @ le mba haiko valiny fotsiny e!
18. rinakely1 ( 09/12/2003 17:47)
Fijo! Tsy izaho irery no tay b ato fa reo vevavy bdb reo koa mbola favy ka.
Fa raha izany moa no tinao ... maninn moa. hi!hi!hi!hi!
19. xxx ( 10/12/2003 17:28)
Fanampiana kely hoanareo zay be resaka fotsiny!

Jereo raha misy olona azoazo taona zao ka marary prostaty de fantaro fa tia "nanao" loatra t@ fahatanorany zany olona zany! tsy misy afatsy zay ny fanazavana refa marary prostaty zany ! Ka raha te hahatosika na de soara aza de kajikajio io f'aza atao toy ny voalavo mitady lavaka isitrihana lava zao !
;-p
20. isrine ( 10/12/2003 17:34)
e, ny olona fantatro narary prostate izay tsy tia nanao firaisana t@ fahatanorany mitsy. fa rhefa ho tonga ny aretina de izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4304