Ho an'ny lehilahy manokana
41. rlcj
(
20/12/2003 17:30)
Ny zavatra handrasako @ joba hiharaka @ko zao d ny tsy ampirafy intsony fa ampy ahy izay 4 fois successifs izay.O ry reto a,misy nge le bandy rehefa tia d tena tia tokoa ary tena manaja tokoa fa ndray ndray tsy hainareo ny manararaotra ireny fa ny sainareo efa donton'ny hoe ny bandy rehtra dia mpamitaka daholo .Misy fahamarinany ihany izany fa misy koa nge ny exception a la regle e.
42. isrine
(
20/12/2003 19:48)
Ka atao ahona anefa no ahalalana fa tena tia ilay lehilahy e; ny vehivavy koa anie ka tena tia fa tsy fantatry ny lehilahy koa izay tena ao ampony ao, de mitsatoka fotsiny eo ny tena!
43. fijo
(
23/12/2003 12:25)
anontanio izy hoe:'tena tia ahy ve ianao?"
_raha mamaly izy hoe:"eny e tena tia anao aho"dia tena tia izy izay.tsy sarotra e.
_raha mamaly izy hoe:"eny e tena tia anao aho"dia tena tia izy izay.tsy sarotra e.
44. rinakely1
(
05/01/2004 12:26)
tena mitonon-tena fa fidele b zany enao ry rlcj?
tsara fa tazomy hatramin'ny farany!
tsara fa tazomy hatramin'ny farany!
