Ho an'ny lehilahy manokana

21. isrine ( 06/12/2003 18:39)
Salut!
Voavalin'i Rinakely ny fanontaniana ry Jm.
De tena tsy azoko tokoa anie akia ry Rinakely ny tin'le X ambara @ le hoe mitapitapy? Sady nahoana ny sipa no tadiavinao hiaritra e?
@ izay kou i Fijo de manisy sira ery!
22. oupsyyy ( 08/12/2003 11:05)
Nareo kosa alou mitapy ndraindray fa sarotra ny mandainga, misy androny kou nareo, hahahaha.
23. riana ( 08/12/2003 19:50)
MIARITRA INONA ry XXXXX ?
24. fijo ( 09/12/2003 11:46)
miaritra trefle e.voa indray ianareo vehivavy dia malahelo an.raha misangy ianareo tsy maninona izahay,fa zavatra hafa kosa angamba matoa sosotra ny lehilahy.
manisy sira ahoana koa ary izany ry isrine.ih,ih,ih.de ahoana koa izany raoupsy.bedy koa .
25. salita ( 10/12/2003 17:39)
Marina kosa aloha ilay lazain'i pitchou etsy ambony e! rehefa tsy manolotra tena fitiavana hoy izy dia tsy tokony hitady tena fitiavana, fa tsara koa anie ny manome noho ny mandray e, ary @ resaka fitiavana rehefa tia dia tia fa tsy asiana condition izany hoe tiako raha izao na tiako rehefa izao fa tonga dia tiako foana fa raha tsy izany dia ajanony.
26. rinakely1 ( 10/12/2003 14:35)
ho an'i oupssyy: d tena manambany vevavy b aloha lé mot "mitapy"e! zà lo tsy tiko fa nareo kosane! hi!hi!hi!
27. rinakely1 ( 10/12/2003 14:37)
ajanony any fa mandany fotoana hoy Ambondrona izay! hi!hih!hi
28. xxx ( 10/12/2003 16:49)
Mahaliana iz zany !
Ny vhv ve? ny lhl v? Mitovy foana io saingy ny vhv tsy mahatanty sy manao folaitra mitsy refa misy mena miraviravy zay eo...! Misy ko kofa sahala @ zay saingy raha atao ny salan'isa tsotsotra: ny kofarefa tia de de 98% fa ny vhv tsy mety mihoatra ny 90%. Malemy ny vhv ny concl°!
29. xxx ( 10/12/2003 16:53)
Sady ra ny efa hitako a! misy "vhv" tena fatsora mitsy @ zao fa resaka sôsy sy revy klo ny critere n°1 ny fitiavana kofa, zay vô manaraka ny sisa. Refa tsy eo zay de tsy ao anaty selection mitsy ==> lasa miaraka @ lhl antitra sy vazaha ny sipakely ==> miahaka ny kofakely retra !
30. rlcj ( 13/12/2003 20:42)
Tsy mety zany miharitra fotsiny izany ry xxx.Fa nahoana ny sipa no atao an'zany.za manokana aloha de tsy manaiky an'izany olona mitovy daholo isika fa tsy misy ambany na ambony mihitsy.Fa za kosa aloha mahita fa ny fampirafesana de lasa ohatrany lamody @ izao.tsy lahy tsy vavy fa toa ohatrany voninahitra mihitsy ny manana sipa BDB(nefa za kosa tsy miteny ho ny rehetra an ,aoka hazava tsara ny resaka.Fa ny ahy ny tena tsy tantiko de le sipa miraka @ bandy manambola reny
31. ikaretsaka ( 15/12/2003 12:54)
tadidio fa : I Eva ihany anie.. no nanomboka ny tantara.... fa i Adama koa tsy niasalasala
32. rinakely1 ( 15/12/2003 13:10)
d eo enao no raisina zany koa! lasa ny vazaha b ty anjaranao!
33. fijo ( 16/12/2003 10:46)
de ho lasan'ny vazaha koa ve izany i rinakely?
34. rinakely1 ( 16/12/2003 10:06)
lasan'i gasy ka!
35. fijo ( 17/12/2003 11:38)
misy chanse izany ka.tsara
36. rinakely1 ( 17/12/2003 11:47)
zay mitsy
37. fijo ( 18/12/2003 20:19)
misaotra e.
38. isrine ( 18/12/2003 18:50)
Ny tena tsy azoko de ity we rehefa mitia olona 1 ve enao de tsy afaka hiresaka @ olonkafa.
Ny bandy no tiko tenenina eto an, satria izay no efa nandalovako: raha izany mahita classe talou zany de tena tsy afaka hiresaka @ le bandy mitsy fa ady be.

39. fijo ( 19/12/2003 20:56)
marary saina izany.mampaninona azy ny firesahana?
40. rlcj ( 20/12/2003 17:20)
bandy adala zany fa aza miaraka @ zany intsony.Ny firesahana @ olon-kafa d mamampy betsaka @ fivelarana fa raha izany bandy izany aloha dia olona tena teri-saina sy tia tena.Ekeko fa tsara ny sarom-piaro sady mahafalifaly ny olona miaraka @nao mihitsy iny fa tsy azo atao be loatra io fa misy limitiny fa lasa ohatrany hoe gadra ny hihafarany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.598