fahasarotam-piaro,aretina sa fitiavana?

21. xxx ( 09/12/2003 20:10)
zao io ry fijo an! tia aloha izy matoa saropiaro ary mailo ihany koa matoa mikaroka ny dossier e!
tsy hoe ilay olona no mahamailo anazy fa mety misy olona manaratsy na ohatra zay dia tiany ho fantarina marina ilay izy zany hoe porofoina zany ilay zavatra e!
ny asorotampiaro anie ka aretina e! manimba nefa mahatsara zavatra ihany koa
22. fijo ( 09/12/2003 19:45)
de izaho ve anao sipa hoatra dia avelako any anaty dossier ny taratasiny na ni inona hoatra.fa izy mihintsy no efa marary saina.
23. rfanjav ( 10/12/2003 18:53)
sady na ho saro-piaro ohatra ny inona eo aza ianao, tsy hahatazona azy mihitsy izany raha mbola te hihodina izy e!

maninona raha ny firesahana sy fifanakalozan-kevitra ohatra no atao be, dia tsy ho tsapanao eny @ fombafombany sy firesany eny ihany ve hoe misy zavatra ataon'ilay miaraka aminao, na manomboka manafina zavatra aminao izy !
dia @ izay kosa rariny raha manomboka mametraka fanontaniana sy manadihady ianao !
24. fijo ( 11/12/2003 10:04)
mba izay angamba,fa tsy misavasava dossier n'olona ery.
25. isrine ( 12/12/2003 15:58)
Aretina ny hasarota-piaro, za efa tratran''io fa mila tsy hahavita n'inon'inona ntsony mitsy. Fa afaka ihany rehefa atao hoe ialana ilay fomba ratsy e. Fa zza tà zany tsy misavasava ny entany le bandy zany an. Mou za rahateo tsy ahatratrarany ttsin'olona zany taty amiko, fa rehefa voavakiko in-1-2 de rovitiko. de mba ohatry ny we masina be zany za!
26. fijo ( 16/12/2003 16:14)
io izany ilay hoe tsy izy aho sefo an.
27. rinakely1 ( 16/12/2003 11:16)
tt est ds la tete e!
28. isrine ( 17/12/2003 20:35)
samy manana ny sainy ary kou! Mba samy mahalala ny mety ho vokany de tsy aleo ve atao izay hilaminana!
29. fijo ( 17/12/2003 10:36)
ka izay no ilazako hoe aretina io.
loza ny vavy raha saro piaro,
fa manakorotana zavatra maro.
ratsy sy tsara atao mifangaro
30. rinakely1 ( 17/12/2003 15:49)
ary nareo lélà ka ! zay fona no kafaraina!
31. fijo ( 17/12/2003 19:30)
izaho aloha tsy ao amin'io ka tsy haiko e.
32. rfanjav ( 18/12/2003 18:47)
ny lehilahy indrindra no tena hitako saro-piaro !

inona moa fa io lavaka io ihany no tena mahasarotiny anareo e ! angaha misy zavatra hafa ?!
33. fijo ( 19/12/2003 20:10)
lavaka inona indray izany le.i maimbo kely ve?taiza indray ny hoe ny lehilahy no tena saro piaro.tssss
34. rlcj ( 20/12/2003 15:59)
aleo mahafantatra ihany wa stria qd on s'attend au pire,on n'est jamais decu
35. fijo ( 23/12/2003 11:06)
dia miandrasa ialahy loza eo foana.
36. fijo ( 23/12/2003 11:07)
rlcj,ialahy io moa havan'i max prof tany majunga?
37. rfanjav ( 23/12/2003 14:59)
fijo : f'hita ko

tena marary mihitsy ny lehilahy sasany ...

aleo atao hoe ny sasany mba tsy hahataitra an'i fijo , hi hi hi
38. fijo ( 24/12/2003 10:03)
misaotra e.ny an'ny sasany mahita ratsy foana izy.
39. colpain ( 07/01/2004 17:46)
ahoana kosa moa ry rfanjav no tsy ho saro-piaro @ io lavaka kely io ! raha totofan'ny olona eo io de ahoana ? nefa io no hifanenjehana eran'ny tanàna .
40. colpain ( 07/01/2004 17:50)
Izahay bandy anie ry rfanjav ka kapain-tsita fery e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5752