gasy ao paris

41. rinakely1 ( 12/12/2003 17:44)
zao ry reto an , samy gasy isika no aty an-tanin'oln ka aoka angambany tsy d hifanao toetra tsy mendrika e! aoka mba ho toy ny any tananà ihany ny fifandraisana fa tsy we aty d samy manka ho azy!
42. bix ( 15/12/2003 13:02)
zah ! mihintsy no sendra izay ary tena gaga fa dia tsy mba manisy sira an'ialahy akory izy raha vao mahita an'ialahy fa heveriny angataka, zah ve moa nahalala fa mba heveriko fa hoe any an-tany lavitra be any dia mety ho bisous bisous kay nahodiny ny lohany dia lasa izy anefa anie reraka eh ! tsa hoe nosoratan'i chirac ho azy ny toureifeil iny aloha raha hitako eto dago dia angalako megafonina dia dradradradraiko eo analakely eo fa mpanambany gasy nefa gasy 100/100 ho ! ho! ho! ho!
43. fijo ( 16/12/2003 09:41)
mampalahelo e.
44. rfanjav ( 18/12/2003 18:56)
tsy laviko anie zany e,

fa ianareo ve mihevitra fa na samy eto Mada aza tsy misy manao an'izany!
45. fijo ( 19/12/2003 20:14)
fa aty anie mba samy lavitra e.
46. xxx ( 28/12/2003 14:23)
hihi soa ihany fa izaho no gasy a 200 km a la ronde aty aminay aty hihi! dia ahoana ? hiavonavona ve sa?
47. xxx ( 28/12/2003 14:24)
hihi soa ihany fa izaho no gasy a 200 km a la ronde aty aminay aty hihi! dia ahoana ? hiavonavona ve sa?
48. fijo ( 29/12/2003 19:26)
arakarakao io.fantatrao ny tsara sy ny ratsy ,ka dia anjaranao no manao izay tsapanao,fa mety.
49. ikaretsaka ( 10/01/2004 15:24)
ary mitovy zay sy ra X izany ko ... hehehe...
50. zouzoun ( 10/01/2004 19:09)
ny fanao azy dia raha vao mahita gasy enao dia avohay ny 50$ dia ataovy hoe ... manao ahoana tompoko o ... iny ny vola hoanao fa mampalaelo ahy ianao ny ny toetranao !!
:-p !!!!

Fa sao kosa aloha ... tsy haiko nareo rehefa mahita sinoa any anaty metro ... fa tsy misy mifampiarahaba izany rehefa tsy mifankafantatra .... ary tsy ny sinoa ihany ... fa ny rehetra ... Ka tsy fantatrao ary le olona de maninona no ndeha antonona ??? tsy azoko ... Ny ahy dia izao: rehefa olona tsy fantako dia tsy arahabaiko ... kanefa tsy hiavonavonana mihitsy akory .... comme si de rien n'étai fotsiny ... Le miavonavona tsy mety .... le mangarika koa tsy mety mihitsy .... fa raha hitanao hoe mijery anao le olona dia mba mitsiky kely kosa ee ... sa ahoana ? :-)
51. bix ( 12/01/2004 14:57)
tena hevitra mety mihintsy izay fa haraviravy izany ny vola dia izay vao mifampiarahaba fa sao izy tonga dia mitsoaka !! ary tena mi sena mihinsy isika gasy an ! koa maika ve ry zalahy fa hikoty sipa izany tsy mahazo ny hoe mikarama firy euro kay ianao fa raha tsy izany bedin'i mamanay sy i papanay izaho miresaka amin'ny olona ? DANZ be
52. bix ( 12/01/2004 15:00)
tena hevitra mety mihintsy izay fa haraviravy izany ny vola dia izay vao mifampiarahaba fa sao izy tonga dia mitsoaka !! ary tena mi sena mihinsy isika gasy an ! koa maika ve ry zalahy fa hikoty sipa izany tsy mahazo ny hoe mikarama firy euro kay ianao fa raha tsy izany bedin'i mamanay sy i papanay izaho miresaka amin'ny olona ? DANZ be
53. fijo ( 13/01/2004 11:03)
misy tokoa io sipa manontany karama io,ary tsy ao paris ihany,fa hatraty marseille.
tsy voatery hifampiarahaba anie,fa mba mitsiky e.
54. xxx ( 25/10/2004 14:39)
iza de tant-pis,sady tsy fianakams-ko ve de ho tambatambaziko.
dia aleo asiso eo ny azy sy ny any paris ny any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2145