Kilalaom-bôgôsy
42. tequila
(
17/12/2003 12:10)
Mitovy hevitra amy rinakely ah aloh fa toa i slashdago marina no mahavoa indrindr ao an , hatramizao!
44. fijo
(
18/12/2003 12:24)
nijery ny sarin'ny namana aho ka dia i slashdago koa no tiako,fa ilay eo ambony canapé,somary manome lamosina,lava volo.satria tsy hita ry rinakely.
53. ikaretsaka
(
07/01/2004 14:38)
mba fanontaniana inona koa ary iznay an0dry rinakely izany! evident be ange zany
