Kilalaom-bôgôsy

21. fijo ( 02/12/2003 10:33)
dia mifidiana tsara ary ianareo e.dia mahazahoa fafiny.
22. oupsyyy ( 02/12/2003 11:48)
F'anga lety fafiny ihany a, mbola misy hafa koa
23. rfanjav ( 02/12/2003 13:48)
ny lehilahy hono tsy mba ratsy e!

sady raha miseho ho bogosy aty aminay ianareo dia ataonay inona koa!
ha ha ha
24. fijo ( 02/12/2003 19:04)
aza mba masiaka toa io moa ry rfanjav a.bibilava an.
dia inona koa lehitia ra oupsy le sasany.sao bedy eo ialahy.rfanjav anie io aoriana io e.
25. isrine ( 03/12/2003 16:49)
Za alou tsy hahazo fafiny @ izay lehilahy bogosy eto @ namana mihitsy e, fa alao handeha ny lalao!
26. fijo ( 04/12/2003 20:02)
aza manao an'izany isrine fa tsy fantatra izay mbola hoavy an.
27. ariary ( 05/12/2003 20:25)
Izaho aloha raha ny marina dia tena bogosy be saingy nibolisatra tamin'ny hoditr'akondro aho no nahatonga ilay mivonto eo @ handrina havia sy ilay molotra sima, ireo olatra eo ambony maso ary ny famindrako somary mikolepaka ankehitriny.




28. isrine ( 05/12/2003 18:45)
Ntso! Mampalahelo enao zany ry Ariary!
29. rfanjav ( 05/12/2003 14:56)
de efa disqualifié izany enao Ariary,

ahoana koa ny sisa ! hi hi hi
30. rinakely1 ( 05/12/2003 16:45)
tsy mbola manomboka akory ny lalao defa mitsana sahady enao izany ry ariary! Mahaiza mionona e!
31. isrine ( 06/12/2003 18:48)
Izy aza mba mahalala milaza ny tenany na mbola tsy nanomboka ny lalao, ny sasany sady tsy hilaza no tsy hametraka sary, aiza moa ny lalao no hisy e,
32. fijo ( 09/12/2003 10:34)
dia samia ary milalao tena daholo o.
33. latino ( 09/12/2003 18:30)
izany aloha dia tsy fantatro mihitsy satria ny lehilahy tsy mba ratsy eee! sa ahoana ry zalaha aaa!
na salany gidro aza dia mbola mapezy ihany na ho aiza na ho aiza ireo manka hala ny tsy bogo!!
ary tsy mifampitera taimby aminy izany fa samby zanaka mpanefy ny aty!! mety bo ary mety tsy bo
34. fijo ( 09/12/2003 19:33)
marina izany ra latino.
35. xxx ( 12/12/2003 09:03)
kilalaom bogosy c n'importe koi sady amin'izay ny sasany tsy sariny akory telement il moche ka tsy sahy mampiseho ny tena sariny na tsy mametraka sary na ampiseho ny tena ianao au lieux de prendre les gens com des cons tsy hilaza aho hoe iza ny tsara satria mety ho tsara amiko fa mety ho ratsy amin'ny sasany ka dia aoka samy anana ny safidiny ny tsirairay
36. isrine ( 12/12/2003 18:04)
Ie, ny lehilahy tokoa hono tsy mba ratsy fa tsy de midika inona akory zany. Mahapezy fona tokoa nareo, fa mbo gaga za we nahoana no misy vehivavy de mahasahy miditra @ gidro, asa de noho ny fahatahorana sao antitra ampijoroana aangamba!
Hita fona ny tsara na dia atao we tsy mitovy fomba fijery aza e. Ohatra we, de hilaza ve nareo fa tsy bogany i Bill clinton na i Villepin! Hihihi
37. rinakely1 ( 15/12/2003 13:30)
i ravalomanana no bogany e! hi!hi!hi
i anona koa sendra nijery sary ny namana tato aho fa i "slashdago" kosa aloha tena ok e! hi!hi!hi
miala tsiny @ zé sipany fa maso mijery hono tsy mitondra mody o!
38. fijo ( 16/12/2003 09:09)
dia izy izany ny an'i rinakely ko.
39. rinakely1 ( 16/12/2003 10:31)
anà @ fomba ahona ary e! zà efa manana kou!
40. fijo ( 17/12/2003 09:32)
kay.taiza indray ary izany.atao faharoa e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6917