tantara hafa

121. fijo ( 30/12/2003 19:16)
andehana aloha mifoka daina

aza matahotra ialahy ratonah,fa kilalao io a.
122. fijo ( 30/12/2003 19:17)
miverena vao maraina
123. fijo ( 30/12/2003 19:17)
fa ataoko tonga saina
124. fijo ( 30/12/2003 19:18)
avy eo ny loha lanjalanjaina.
125. fijo ( 30/12/2003 19:19)
nefa ny tenda maina
126. ikaretsaka ( 31/12/2003 16:20)
za no andramana bataina
mandeha i Ra fijo no kapaina
127. fijo ( 31/12/2003 16:28)
tandremo fa malama maina
128. fijo ( 31/12/2003 16:30)
aleo tsy lazaina
129. mazoto03 ( 04/01/2004 14:17)
fa tsy ampy ny maina
130. tonah ( 05/01/2004 17:22)
Ikaretsaka tena mpidaina
131. tonah ( 05/01/2004 17:22)
Mpihanin-kazo loza tany
132. tonah ( 05/01/2004 17:23)
Hitako no mbe hanihany
133. tonah ( 05/01/2004 17:24)
fa hay mamon' ny môly
134. tonah ( 05/01/2004 17:24)
andao hitsoka dahôly
135. tonah ( 05/01/2004 17:25)
Aleo i Fijo tsodainy eo
136. tonah ( 05/01/2004 17:26)
Fa izy mbola tsy leo
137. ikaretsaka ( 06/01/2004 11:16)
tonah no tena mpidaina tsara
138. ikaretsaka ( 06/01/2004 11:16)
matoa fantany ilay tantara
139. ikaretsaka ( 06/01/2004 11:17)
mamo dia elaela tsy hita
140. ikaretsaka ( 06/01/2004 11:18)
nanao overdozy dia vita?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0947