tantara hafa

101. fijo ( 26/12/2003 19:14)
tonah be angano
102. fijo ( 26/12/2003 19:15)
kay bandy mamo.
103. fijo ( 26/12/2003 19:16)
tsa mahazaka rano
104. fijo ( 26/12/2003 19:16)
mijaikojaiko toa vano
105. fijo ( 26/12/2003 19:17)
ary bandy kamo
106. ikaretsaka ( 28/12/2003 14:13)
tsy mahay milomano
107. ikaretsaka ( 28/12/2003 14:16)
io i tonah aza fa hanganohano
108. tonah ( 29/12/2003 17:08)
Ianareo manao angaredina
109. tonah ( 29/12/2003 17:09)
I Fijo be aretina
110. tonah ( 29/12/2003 17:10)
Karetsaka no tena Loza
111. tonah ( 29/12/2003 17:16)
Fa mitovy amin' ny vorotsiloza.
112. fijo ( 30/12/2003 20:06)
hay tonah foza?
113. fijo ( 30/12/2003 20:07)
sady toa kotoza
114. mity ( 30/12/2003 16:34)
de lasa mikirozaroza
115. tonah ( 30/12/2003 16:57)
Eh! Fa maninona ianareo no manao angaredona ahy. Nefa ange izaho irery eh!

I mity mananihany,
116. tonah ( 30/12/2003 16:58)
I Fijo torak' izany.
117. ikaretsaka ( 30/12/2003 17:06)
tonah tsy salama saina
118. ikaretsaka ( 30/12/2003 17:06)
de mody aty no be taraina
119. ikaretsaka ( 30/12/2003 17:07)
nefa mbay tany fa ts'ilaina
120. ikaretsaka ( 30/12/2003 17:07)
kely sandry nefa tsy mahay miaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0107