1er contact
41. isrine
(
12/12/2003 18:10)
Ny ahy alou ny direct no tiko e. Ary ny ao ampo koa mila mazava. Fa tsy ny teny ihany akory no atao direct. Rehefa anontanian'ny vehivavy nareo de valio mazava ny resaka.
44. isrine
(
17/12/2003 20:09)
Ny ahy de zay e, ataovy direct sy mazava, ary tsy manao resabe toy ny bandy mpianatry ny ny teknika!
