1er contact
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
21. fijo
(
27/11/2003 18:51)
pro inona ary taiza ary.io izao ianao fa efa manoro zavatra tsara.izahay koa moa sarokenatra ka iseho milay inona,fa dia manantona moramora eo fotsiny aloha.sady sao manaikitra ilay bibilava ka marary.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 28/11/2003 06:51
![](https://avatar.serasera.org/7e692332fca9e94d3736503a7e0d9127.jpg)
22. rfanjav
(
28/11/2003 13:07)
ka ny bibilava anie arakaraky ny anairana azy no mampasiaka azy e
ataoko misy mahasahy mitazona an'ireny,
ataoko misy mahasahy mitazona an'ireny,
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rfanjav le 29/11/2003 01:07
![](https://avatar.serasera.org/bffe698acb6fb3c7266b0f26f64eaa16.jpg)
23. isrine
(
30/11/2003 20:13)
Akory e!
Marina ny an'i X e. Sady samy manana ny fombany anie ny tsirairay e. Ary aza mihevitra ianareo lehilahy fa ny vehivavy de vendrana!
Marina ny an'i X e. Sady samy manana ny fombany anie ny tsirairay e. Ary aza mihevitra ianareo lehilahy fa ny vehivavy de vendrana!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/isrine le 30/11/2003 20:13
![](https://avatar.serasera.org/cce344d3fbfdb2d723cd835de7a83f26.jpg)
24. rinakely1
(
01/12/2003 20:26)
marina mitsy zany teneny iIsrine zany! Tsy vendrana velively ny vevavy!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 01/12/2003 20:26
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
25. fijo
(
02/12/2003 10:35)
fa angaha kosa moa nisy niteny oe ve ianareo.izay indray ilay masika be.mba mila hevitra izy,dia izay fa tsy milaza hoe ve i x na i y.aiza ary isika izany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 02/12/2003 10:35
![](https://avatar.serasera.org/7e692332fca9e94d3736503a7e0d9127.jpg)
26. rfanjav
(
02/12/2003 13:50)
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rfanjav le 03/12/2003 01:50
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
27. fijo
(
02/12/2003 19:09)
inona no lalaovinareo?ianao izany koa efa tena manomboka sahisahy mihintsy an.ary iza no niseho nilay taiza.masika mihintsy ireto taranak'i eva ireto ka.mba te hianatra ilay olona dia vava be no azony.hmm,mmm.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 03/12/2003 07:09
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
28. xxx
(
03/12/2003 10:35)
ra za alohany an!! d ny 1 er contact ny hijereko ny tena ao anaty lohany ilay kofa! fa ra @zay b style sy ny karazany d efa manana ny valiny kou zahako!!reny kofa seo milay reny mantsy no tena tsy misy ninona na inona mitsy hono!! nefa ihany kou reo kofa mody manao simple kou oh zay ihany!!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 03/12/2003 22:35
![](https://avatar.serasera.org/bffe698acb6fb3c7266b0f26f64eaa16.jpg)
29. isrine
(
03/12/2003 16:53)
De ahona akia zany no tena atao an, sarotsarotra ihany anie zany e. Ny ahy rehefa be vola de idirako, fa rehefa tsisy vola de tsy koty. Hihihi
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/isrine le 04/12/2003 04:53
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
30. fijo
(
04/12/2003 20:08)
toa manao izay mampatahotra anay ko ianareo izany,avelanay eo ianareo fa tsy hanantona intsony izahay raha mitoy izao an.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 04/12/2003 08:08
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
31. xxx
(
04/12/2003 18:44)
kay zany izy kosa akia ry Isrine!! @lafiny ray alo milay fa na zany aza!!lol
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 05/12/2003 06:44
![](https://avatar.serasera.org/cce344d3fbfdb2d723cd835de7a83f26.jpg)
32. rinakely1
(
05/12/2003 11:57)
Inn no tadiavinay ?we manana fika v aloha ity kofa ity sa tsia! sangisangy fotsiny io e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 05/12/2003 23:57
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
33. xxx
(
05/12/2003 12:04)
Vehivavy aho. Ny ahy aloha ny jereko @ lehilahy voalohany dia hoe: direct ve izy? tsy tiako ny ahy lay mody mipirina nefa...Aleo tonga dia ampisehoana ny tiana haseho e. Raha tia tonga dia tsorina fa tsy d´accord @ rfanjav aho hoe mody amboarina ny resaka. Ny ahy mila zavatra mahitsy aho. Somary ho an´ny lehilahy rehetra nefa zany, ohatra iray tantaraiko anareo, tena zava-marina ity: herintaona lasa zay: tato @ namana.serasera no nifankahafataranay, dia nilaza ranamana nony nifanoratra elaela fa mahafinaritra azy ny fomba firesako. Dia hoy izy ndao hihaona, dia nihaona zahay. Izy aloha somary saro-kenatra e. Vao vita ny fifampiarahabana dia nanotaniako izy hoe: inona ny tena hevitrao @ ilay fihaonana? dia namaly ranamana fa mba hifankahalala fotsiny hono. Dia hoy aho mody nataoko vazivazy hoe: sur enao fa hijanona @ zay sika? Tsy niteny izy. Teo izy dia niteny, asa na tena efa noeritreretiny hatry ny ela na sendrasendra fotsiny hoe: maninona moa raha miaraka sika, hoy izy. Dia namaly aho hoe: sur ve enao fa tia ahy? inona ny tanjonao @ fiarahantsika?
Sadaikatra ny akama, tsy niteny tsony.
Sadaikatra ny akama, tsy niteny tsony.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 06/12/2003 00:04
![](https://avatar.serasera.org/7e692332fca9e94d3736503a7e0d9127.jpg)
34. rfanjav
(
05/12/2003 15:01)
Ny tiako tenenina @ ilay hoe amboarina ny firesaka dia tsy hoe mandainga, fa tsy tonga dia direct be koa,
fa raha tonga dia hiteny direct be @ sipa ve ilay bandy hoe : tiako ianao, ndao hiaraka, dia inona no ho réaction-nao vehivavy voalohany?
(premier contact no resahantsika ry xxxx vehivavy fa ny anareo izany efa nisy fifanoratana elaela )

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rfanjav le 06/12/2003 03:01
![](https://avatar.serasera.org/cce344d3fbfdb2d723cd835de7a83f26.jpg)
35. rinakely1
(
05/12/2003 16:48)
fa d inn loatra ary ny mahazo an'ity namana xxxx b manoratra efa in-telo lavab hoatran'ny volombava ity e?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 06/12/2003 04:48
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
36. xxx
(
08/12/2003 20:29)
inn indray ty xxxx!d ahonn aveo lazainy!!?sa tsy nikozy tsony izy! akia!?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 08/12/2003 20:29
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
37. fijo
(
09/12/2003 10:41)
ka inona marina ary no tena tianareo e directe sa miolakolaka.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 09/12/2003 10:41
![](https://avatar.serasera.org/6486c7f1f1f6f47176198e1a107203e0.jpg)
38. lema
(
09/12/2003 12:00)
ny sipa gasy tsy mahazaka izany directe zany fa le fitahana ihany no tiany ra tsy mandainga éla tsy mahazaka azy.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 10/12/2003 00:00
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
39. fijo
(
09/12/2003 19:34)
dia avy eo izy be vava hoe mpamitaka gaigilahy iny,mpandainga sns?aiza ihany ary izany.ry sipa manja isany o.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 10/12/2003 07:34
![](https://avatar.serasera.org/cce344d3fbfdb2d723cd835de7a83f26.jpg)
40. rinakely1
(
12/12/2003 17:28)
d ataovy an'lé directe zany koa, refa tsy mahazaka izy aleo ho any e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 13/12/2003 05:28