Ry tovolahy isany................

41. jm ( 05/12/2003 20:53)
HHà,tsy ekenao ve fa mtovy izany hoe lélà mampirafy sy vevavy mampirafy,amiko aloha tena mety ilay hoe nisy nanipy tady dé avy eo ilay sipa nandray,tsy noterena anie izy.
42. rinakely1 ( 05/12/2003 11:38)
hajanony wa zany mampirafy izany fa tsy mba hanjary mitsy zany ny relation ao anaty couple iray fa mampirafy foana ny lelà!
Tsy misy zavatra atao ka tsy hay hifonana! Nareo v zany d tsy hanaiky ho diso mitsy satria we lelà hoy Jm ka raha anoa izany daholo isika d mba ohatryn'ny ahoana kay no hiainana @ zany e?
43. isrine ( 06/12/2003 18:52)
Reo anie akia ry rinakely olona efa zatra ny mandemy saim-behivavy e. Tsy ny vavan'reo mihitsy no hilaza ny marina.
Indry ry Rinakely rehefa vonona ny hanambady de mirosoa fa raha hiandry lehilahy hahafa-po eo de tsy hahita e.
44. fijo ( 09/12/2003 16:37)
aza roahina kosa izy ry isrine a,avelao aloha ahita tsara vao miditra any.andraso ihany aloha aho ry rinakely fa,izaho anie ka hendry e.ih,ih,ih.
merci ra jm an.
45. jm ( 10/12/2003 11:58)
Izao é,io mintsy no zavatra tena tsy tantiko rehefa miresak amomba io zavatra io dé ilay phrase hoe:"ny lehilahy foana no mampirafy" fa ny vehivavy ve tsy mampirafy,fa satria ny excuz ve oe tia,tia izy fa avy eo izy mampirafy.
Za akory tsy miteny hoe mampirafy daoly ny olona rehetra eto ambonin'ny tany fa ny majorité'ny ,marina zany,dé mba ekeo koa hoe mampirafy ianareo vevavy,dé famaninona kay izahay tsy mitaraina rehefa ny vevavy no mampirafy ,satria lela zay,marary ko anie ny fonay fa rehefa izay dia izay.
Fa hono oà aloha é,rinakely1 sy isrine,efa nampirafy ve ianareo,aza valina eto raha tsy tinareo ho valina,
46. rinakely1 ( 10/12/2003 14:42)
tsy misy mahamenatra izany fa ny marina no tsoriko an : tsy nampirafy aho fa nitia oln nangingina tao am-poko tao (tsy nolazaiko t@ le oln fa notazomiko ahy samy rery) ka tsy haiko na mampirafy no hamaritana izany!
47. rinakely1 ( 10/12/2003 14:43)
fijo raha tsy nanana ny .... d niandry anao tokoa. hi!hi!hi sa ampirafy zany aho ???????hi!hi!hi
48. fijo ( 16/12/2003 16:30)
ie,sady tsara be anie le mangala mpihinana e.
49. rinakely1 ( 16/12/2003 10:10)
ié efa nandrana ihany aho ka!
50. fijo ( 17/12/2003 11:43)
dia tsara o.
51. rinakely1 ( 17/12/2003 11:50)
saika
52. lema ( 17/12/2003 15:05)
isrine anie mbola tsy namaly lay fanotaniana tetsy ambony e!
53. fijo ( 18/12/2003 20:25)
izany ry isrine a.miandry valiny izahay.
saika ahoana ary ry rinakely
54. isrine ( 18/12/2003 19:04)
lema, fijo: za de mampirafy e, ary tsy iriko lotra le izy fa ny bandy no mikoty ahy de lasa za raha toa ka tsy hitako ny maharatsy an'le bandy. Fa ny bandy iarahako de bandy tiko, ka tsy anenenako ny zavamisy eo, ary za mbola tsy tratran'ny 1 t@ ireo hoe mampirafy zany! Haiko tsar ny mihodina sy mampiesona satria izaho no nisafidy ny fiarahana.
55. fijo ( 19/12/2003 09:09)
izany ny ahy no tiako.sady aleo aloha misaoma e.hiesona eo ve?
56. isrine ( 20/12/2003 19:57)
zany mitsy e!
57. raten ( 22/12/2003 19:36)
Le izy ko ange rehefa tsy hita de mitovy @ tsy nanao ihany eh, fa ny vavan'ny mpitazana ko indray² no mahatonga ny blem. Indray² enao tsy nanao n'inona² akory de lazaina fa nanao.
58. fijo ( 23/12/2003 12:36)
marina koa izay.
59. rinakely1 ( 05/01/2004 12:32)
nanao inn.....
60. fijo ( 07/01/2004 10:10)
manao ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4255