Fa maninona kay .... ?
41. isrine
(
03/12/2003 18:30)
Afeniny akia ny azy fa fananany a, de zay fotsiny, mety olona tsy de tia misehoseho zany izy.
De misy indray ny efa zatra mampiseho, tsy when n'aiza n'aiza reny.
Mety misy2 poids kosa angamba de mety tsapany fa hanahirana ny mason'olona.
De misy indray ny efa zatra mampiseho, tsy when n'aiza n'aiza reny.
Mety misy2 poids kosa angamba de mety tsapany fa hanahirana ny mason'olona.
44. xxx
(
05/12/2003 16:56)
Toa variana @ fifamaliana fotsiny i anareo fa tsy mamaly ny zavatra tena tadiavin'ny olona.Tsy aleo mifanao fotoana any @ chat nareo dia any no manao dialogue ?.
Misaotra mialoha.
Misaotra mialoha.
45. kally
(
09/12/2003 10:37)
Ka enao tsy manome na dia solon'anarana aza,dia aleo ny mifankahalala no hiresaka.Tys mora ange izany miresaka amin'olona sady tsy fantatra endrika tsy fantatra anarana izany e!
47. rfanjav
(
10/12/2003 20:20)
xxxx (05/12) : aza variana manao critique anay ato ho'aho fa mba manomeza hevitra raha mahita e!
lazao izay valin'ny tadiavin'ny olona ary fa miandry izahay e!
lazao izay valin'ny tadiavin'ny olona ary fa miandry izahay e!
49. rinakely1
(
12/12/2003 17:51)
so d genza b ny azy na pitiny kely d menatra izy kou!
tokony tsy manana an'iny basy iny nareo d samy tsy mahita blèm e! hi!hi!hi
tokony tsy manana an'iny basy iny nareo d samy tsy mahita blèm e! hi!hi!hi
50. xxx
(
13/12/2003 09:26)
ka ohatra n'ny nono ihany io , aiza zao no misy resaka eo hoe kely sa miraraka , nareo lelah reto complexé tsss
52. fijo
(
16/12/2003 09:49)
ianareo ko mba tsy miteny indray dia be vava.nefa tena misy complexe be amin'io sakafon jaza io.
53. rinakely1
(
16/12/2003 11:11)
ka zay no mbola maha samy hafa ny vhv @ nareo satria tsy any @ tenanay ny olana fa any @ fitondra-tena.
