Fa maninona kay .... ?
21. isrine
(
14/11/2003 12:43)
Tsy hoe rehefa any @ piscine fotsiny ary ry Oupsyy a, fa ataovy hoe izay indray zany ny fiainanao, de be anie ny mpanaraka e, rehefa tsy pb ihany, sa?
22. oupsyyy
(
14/11/2003 15:52)
Marina mitsy zany ka, refa mafana lesy fijo any amin lisany de afaka manao kou ela a
24. xxx
(
17/11/2003 20:30)
Hafeniny ny azy satria zay no reveny e! zay mihitsy ny mahavoanareo tia miditra @ patalo tsy antonina!
25. oupsyyy
(
17/11/2003 09:41)
Ary ny mahavoa anareo mba in??? Zay no maha forum ny forum sao tys fantatrao aza??? Manome ny heviny zay te hanome fa zany akory tsy natao ampisafoka, calme lesy fa mbola aiza ary ty. Ny olona akory tsy natao hitovy fijery daolo, na ny ao an trano aza tsy mitovy fa zany akory tsy natao amkarary fo
26. fijo
(
18/11/2003 20:01)
efamalaza foana aho hoe mba isika mahatanty ny hevitry ny sasany.demokrasia io,hevitra no aseo eto,marina io na tsia.anjaranao no maneo ny hevitrao dia mba henoy koa ny an'ny sasany.
29. oupsyyy
(
20/11/2003 09:57)
Isrine a, aiza enao e, mila ny hevitrao ndray ny ato ange e. Tu nous manques!!!!!!!!!!
30. fijo
(
20/11/2003 19:30)
mety misy problema angambany ka.hitan'ialahy moa fa any liban izy,ary toa blema be ny any,ka mety ho izay.tsy isika roalahy ihany no malahelo azy,fa ny namana rehetra angamba.
32. fijo
(
24/11/2003 19:56)
ka izay mihintsy no mapiahiahy ny any.tsy misy azo atao ahafantarana izay misy any.
36. ariary
(
28/11/2003 10:44)
Ary sao dia manana 3 na 4 izy no mahatonga azy manafina (Alien) ?
Sambory rehefa mahita fa mety homen'ny NASA vola be ianareo.
Sambory rehefa mahita fa mety homen'ny NASA vola be ianareo.
39. rfanjav
(
02/12/2003 20:38)
eritreretina hoe manao ahoana re ilay poziny e!
hoe inona no mahasamihafa azy no afenina ny an'ny sasany!
tsy mitovy daholo ve?! ha ha ha
hoe inona no mahasamihafa azy no afenina ny an'ny sasany!
tsy mitovy daholo ve?! ha ha ha
