manin kay ny sasany no.....
43. rinakely1
(
05/01/2004 13:15)
le xx xxx miteny ahy io tsy maninn na hamely ahy ary enao fa tsy ataoko blèm zany e!
46. kally
(
10/01/2004 11:49)
Ny fakam-panahy anie ry reto misy foana na mankaiza na mankaiza isika e!fa ny tena matsiro angamba dia ny fandresenao ny fakam-panahy nananontanona anao teo,faly ery ianao avy eo hoe:resiko ihany lahy!!!andramo ange e!
Tsy misy zavatra tsy azo vonoina izany,ny faniriana rehetra azo vonoina sy ampanginina,anjaranao no mamehy ny tenanao,ianao no mibaiko ny tenanao fa tsy ny tenanao no mibaiko anao!
Tsy misy zavatra tsy azo vonoina izany,ny faniriana rehetra azo vonoina sy ampanginina,anjaranao no mamehy ny tenanao,ianao no mibaiko ny tenanao fa tsy ny tenanao no mibaiko anao!
