manin kay ny sasany no.....
![](https://avatar.serasera.org/e01d79ce2a98c8e8557243ca2b3bfa22.jpg)
21. oupsyyy
(
12/11/2003 16:00)
nena zany ny filozofiko a, de rah tsy mana za de tsy tokony hanao kou ze partineraka, fa rah manao za de donc tokonu hi supporte ze consequence ny eo
![](https://avatar.serasera.org/bffe698acb6fb3c7266b0f26f64eaa16.jpg)
22. isrine
(
12/11/2003 18:10)
Salut!
Za zany te-hampirafy, ry rinakely a! De aiza aby nareo lehilahy reo?
Fa rehefa ny vehivavy hono no mampirafy de tsisy saina hoy i rinakely.
Fa ny lehilahy mampirafy zany angamba be saina. De afaka mampirafy ny toa an'i rinakely!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 12/11/2003 18:10
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
23. fijo
(
12/11/2003 19:21)
aza rangitina kosa ny sasany,fa ny heviny anie no ambarany e.tsy voatery hitovy amin'ny an-tsika izany,ary zoan-tsika ny manohitra azy,saingy tokony hajaina ihany koa ilay izy,satri hevitra daholo iireo.aoka isika mba samy hatanty sy hanaja ny tsy mitovy hevitra amin-tsika,dia milamina daholo.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/11/2003 07:21
![](https://avatar.serasera.org/bffe698acb6fb3c7266b0f26f64eaa16.jpg)
24. isrine
(
14/11/2003 13:49)
Ok chef!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 14/11/2003 13:49
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
25. fijo
(
15/11/2003 14:36)
mba tsy hikorontanana no hifanajana ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/11/2003 02:36
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
26. pitchou
(
29/11/2003 14:02)
tsy sanatria hanatsara ny fampirafesana, na vehivavy io na lehilahy, fa kosa heveriko fa tsy mety ny mi-refouler izay sentiment mety mipoitra avy any anaty any! satria amiko ny sentiment voajanahary ka rehefa refouler-na lava izao de farany ianao ohatran'ny vata-kazo fotsiny sisa! de sanatrian'izany hanao firaisana @ ilay nandrasana tsy hita nandritra ny volana maro nefa ny saina ary @ olon-kafa handrian'ny fo? izany kosa ve tsy fihatsarambelatsihy sy famitahana an-kitsiranao?
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
27. fijo
(
02/12/2003 19:12)
marina izany ,fa ny sasany tsy mety manaiky ny zavamisy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/12/2003 07:12
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
28. xxx
(
03/12/2003 10:39)
maninn kou nefa nareok ofa mampirafy??
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 03/12/2003 22:39
![](https://avatar.serasera.org/bffe698acb6fb3c7266b0f26f64eaa16.jpg)
29. isrine
(
03/12/2003 16:59)
Efa fahazarandratsy akia a. Lazaindry zareo fa misy tsy ampy hono @ le vehivavy efa eo ampelatanany dia mitady izay tsy ampy zay any ankafa reo e. Adaladala ange ry zareo reo e! hihihi
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 04/12/2003 04:59
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
30. fijo
(
04/12/2003 20:17)
misy antony tena ngeza be fa tsy hainareo mihintsy.aleo tsy lazaina,fa manjary tena lasa resa-be.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 04/12/2003 08:17
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
31. xxx
(
04/12/2003 18:46)
lazao kely hoe ry fijo aza fa efa ilay izy anie fatatrareo ihany ny valiny e! sa tsy zany!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 05/12/2003 06:46
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
32. fijo
(
04/12/2003 18:55)
aleo tsy tenenina ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 05/12/2003 06:55
![](https://avatar.serasera.org/bffe698acb6fb3c7266b0f26f64eaa16.jpg)
33. isrine
(
05/12/2003 18:52)
Mbo teneno moa ry Fijo a. Sa any @ resadehilahy no ilazanao azy? Inona anefa no tena olana e?
De miandry zahay ry Fijo a!
De miandry zahay ry Fijo a!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 05/12/2003 18:52
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
34. xxx
(
05/12/2003 12:10)
Tsy hoe te hamely an´i rinakely fotsiny aho, fa tsy eo aminao ny lelo ka mora aminao ny manisina azy. Ny fitiavana anie ry rinakely tsy foronina e, voajanahary io, koa raha ty moa efa manana sipa enao vao mipoitra lay fitiavana tena izy dia ahoana? Tsy hay tohaina io .
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 06/12/2003 00:10
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
35. xxx

36. xxx
(
05/12/2003 12:16)

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 06/12/2003 00:16
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
37. xxx
(
05/12/2003 12:24)
Tsy hoe te hamely an´i rinakely fotsiny aho, fa tsy eo aminao ny lelo ka mora aminao ny manisina azy. Ny fitiavana anie ry rinakely tsy foronina e, voajanahary io, koa raha ty moa efa manana sipa enao vao mipoitra lay fitiavana tena izy dia ahoana? Tsy hay tohaina io .
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 06/12/2003 00:24
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
38. xxx
(
05/12/2003 12:25)
Tsy hoe te hamely an´i rinakely fotsiny aho, fa tsy eo aminao ny lelo ka mora aminao ny manisina azy. Ny fitiavana anie ry rinakely tsy foronina e, voajanahary io, koa raha ty moa efa manana sipa enao vao mipoitra lay fitiavana tena izy dia ahoana? Tsy hay tohaina io .
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 06/12/2003 00:25
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
39. fijo
(
09/12/2003 10:46)
ary i XXXXXXXangaha mamo sa naninona no mirediredy miantso an'i rinakely impiry.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 09/12/2003 10:46
![](https://avatar.serasera.org/0eb074dcc1bfd7761e1de6772d2baf14.jpg)
40. latino
(
09/12/2003 19:01)
tena marina aloha ry isrine tsy hoe adala izireo fa mba tia alala ny zava marina amin'ity fitiavana ity anie.
ka mba manontany ny zavatra tia avoaka ao antsainany isika tanora satria ny fatanorana anie,fohy dia fohy fa isika no salany mahita azy io lava, fa tena marina dia tsy lava izany ny fahatanorana fohy dia fohy mihitsy ka izay aloha ny azoko ampita aminareo!!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/latino ny 10/12/2003 07:01