fitiavana t@ internet!

41. riana ( 09/12/2003 09:32)
Tout les moyens sont bons pour Dieu pour faire rencontrer deux âmes. Na any anaty lavaka aza.

Fa anjaranao ny mandinika hoe tena ilay fitiavana ve no tadiavinao sa mba te mba hi-tester ny pouvoir de séduction-anao fotsiny ianao dia mifanadala amin'izay rehetra cool-cool ao amin'ny internet ? Mety ilay notadiavinao tsy hitanao, moa ny an'ilay olona very noho ianao.
42. favy ( 09/12/2003 17:58)
Efa betsaka no voafitaka tamin'io satria ny anakiray miteny hoe 30 ans nefa izy amin'io efa 70ans. Ilay sary tamin'ny fahatanorana no hasehony anao dia rehefa mifankahita nareo dia eo ianao no raisina. Dia mahazoa tomana e!
reveo manja!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0834