fitiavana t@ internet!

21. mity ( 03/11/2003 17:06)
Ary rehefa tena tsy misy mety aminao mihintsy ny olona hitanao manodidina anao de ahoana?? Za alou manaiky fa tsy misy tsara afatsy le nahazatra e! kanefa samy manana ny anjarany ny rehetra.....
22. xxx ( 03/11/2003 11:27)
Lehilahy ny tenako ary gaga aho raha nanomboka nifanoratra tamin'ny vehivavy iray teo amin'ity serasera ity, fa vetivety dia tena nieritraritra fa tia ahy mafy izy ary mahararirary rehefa tsy maharay hafatra 1 andro, nefa tsy nisy sary akory na avy aty amiko na avy any aminy. Tena fitiavana ve izany sa nofinofy, sa angamba mitovitovy @ ny drogue ny fifanakalozana @internet ka tsy maha-tompon'ny tena intsony, sa misy ny faly mamoron-dainga fotsiny satria fantany fa tsy hifankahita noho ny elanalan-tany ? Tsy fantatro!
Raha anaovana premier contact ny Internet dia tsy hitako izay tsy mampety azy raha volona ny hihaona rehefa avy eo. Amin'izao andro izao mantsy maro ny sahirana ka tsy manam-potoana hifaneraserana @hafa ka dia matetika amin'ny alina miaraka @ ordinateur no hany sisa lalana hitadiavana namana. Na koa azo atao ny mihevitra hoe tsy manaiky ny ho voasakan'ny elanelan-tany intsony ny olona ankehitriny fa vonona ny hitady namana lavitra, dia @internet no efficace amin'izany ary tsy hitako koa izay tsy mampety izany. Fa ny fitiavana alohan'ny fihaonana, dia tsy mino izany aho, na misy aza ny "cas exceptionels".
Ouff!!
23. lion ( 03/11/2003 14:29)
Hadalany izay mamoron-dainga ny handany fotoana be hanorantana isan andro isan andro eo,fa izaho mino fa tsy mandainga aminao izy matoa mahavatra manoratra ho anao isan andro,asa aloha e!
24. tokana ( 04/11/2003 09:30)
Mba te hanadrana aho vao hanome valiny izany hoe hifankatia @ internet aloha dia aveo hita eo . fa manome toky aho fa tsy maintsy lazaiko eto ny valiny.
Sahala amiko dia tsy ahita namana mihitsy aho raha tsy amin'ny internet noho ny horaire fiasako. Fa raha tsy izay dia tsy maintsy hanodina vadin'olona ato amp-piasana aho
miandry hevitra hafa
25. rfanjav ( 05/11/2003 10:39)
Fa ahoana moa no mety ifankahitan'ny olona roa voalohany?

angaha voafetra fa samy manana ny tantarany ny "couple" rehetra,

ka nahoana kosa no tsy ho possible ny ato @ internet,

mifanena toy ny fihaonana rehetra voalohany ihany ka rehefa mahatsiaro fa afaka miroso @ dingana hafa dia miroso e!

arakaraky ny tsirairay ihany io,

safidim-po koa fa tsy azo ifanerena,

fa tsy hoe misy namana lehilahy iray mba tara @ vehivavy iray, nefa ilay vehivavy tsy mieritreritra an'izany akory, tsy mifandray izany ny tandin-dokanga dia normal raha tsy afaka ny hiaraka izy roa!
na ny mifanohitra @ izany koa mety hitranga!

fa raha samy mitovy eritreritra ny lahy sy ny vavy, nahoana no tsy afaka hiaraka?!
26. pisobe ( 10/11/2003 10:39)
Salut!
Mitombona zany e, hoe tao @ internet no niantombohan'ny fitiavana, indrindra raha samy tsy nandainga. Ka na aiza anie misy anao, ny fahatsorana no zava-dehibe e!
27. ds ( 11/11/2003 11:49)
Toy izao ny fahitako ny fitiavana @ aterineto :
20% tena fitiavana : tsy misy madilana hotetenina.

30% sarintsarim-pitiavana : tsy fantatra na ny olona no tiana, na izay soratany no azoazo. Lasa manamboatra sarin'olona hotiavina.

50% fanalam-pitiavana : samy mandeha samy mitady, na dia tsy mila aza.

Lavabe raha hitarina satria miankina @ atao hoe fitiavana.
28. isrine ( 14/11/2003 15:30)
Salut!
Andraso fa holazaiko anareo ny nahitako ny ahy teto @ namana, fa mbola eo andalany manko za zao. Fa za mino ry Ds fa fitiavvana à 100% zany a!
29. mity ( 17/11/2003 20:15)

De nanao ahoana ny tohiny ry isrine??
30. xxx ( 17/11/2003 13:15)
Misy tena manan-ko lazaina be mihitsy amin'ity sehatra ity. Dia efa experte mihitsy an. Sarotra ho anao ny haminany ahy hoe iza, mety tsy ho sarotra koa anefa satria dia mpiserasera matetika aminao. Misaotra amin'ny fanamarihana izauy ataonao fa dia mitombina hatrany.Efa mitady ho zakany mantsy aho izao.
31. xxx ( 19/11/2003 12:29)
Fitiavako anao daholo izany ka tsy misy tokony hisaoranao akory,fitia mifamaly ny an-tsika ko tsy izany ve no matotra e?
32. xxx ( 20/11/2003 09:05)
Na ho zato pejy aza laniantsika eto dia mahita tenenina foana sika. Ny ahy ny mba tiako lazaina dia ity: samy manana ny anjarany ifankahitany @ olona tiany io.
Zaho aloha nahita tato e, tena mifankatia be mintsy zahay zao. Tsy ratsy lay internet
33. xxx ( 20/11/2003 09:16)
Na ho zato pejy aza laniantsika eto dia mahita tenenina foana sika. Ny ahy ny mba tiako lazaina dia ity: samy manana ny anjarany ifankahitany @ olona tiany io.
Zaho aloha nahita tato e, tena mifankatia be mintsy zahay zao. Tsy ratsy lay internet
34. xxx ( 20/11/2003 09:53)
Na ho zato pejy aza laniantsika eto dia mahita tenenina foana sika. Ny ahy ny mba tiako lazaina dia ity: samy manana ny anjarany ifankahitany @ olona tiany io.
Zaho aloha nahita tato e, tena mifankatia be mintsy zahay zao. Tsy ratsy lay internet
35. xxx ( 20/11/2003 09:56)
Na ho zato pejy aza laniantsika eto dia mahita tenenina foana sika. Ny ahy ny mba tiako lazaina dia ity: samy manana ny anjarany ifankahitany @ olona tiany io.
Zaho aloha nahita tato e, tena mifankatia be mintsy zahay zao. Tsy ratsy lay internet
36. xxx ( 22/11/2003 16:10)
Ny any zavatra tokony ho fantatrin'ny tsirairay aloha d izao e: virtuel io net io ka zé tojo ny anjarany teto aloha d tsara vitana satria tojo ny tia sy ny manina( mifanaraka @ le oln tiana sy revireviny izy) nefa eo koa ny diso fanantenana prkoi? Resaka ambadikin'ny écran io ka samy milaza zé tianan, tsy hay intsony zé milaza ny marina, ka raha sendra manao rencontre na mifandefa sary fotsiny defa samy diso fanantenana!
Ka asakasakareo fa ny tena tsara indrindra d ny mifanena naturellement e!
D mirary soa an'ireo zay nahita ny revireviny teto e, d mahereza ho an'izay mbola hitady!
Veloma
37. moi ( 24/11/2003 11:56)
Betsaka ny olona azo contacter-na eto, lisitra efa ho arivo ireo ve dia tsy misy tandrify anao ?
Ny hoe ho tonga fitiavana ? Tongava amin'ny rencontre tena izy amin'ny 29 nov ho an'izay ao Tanà, dia ho voavaly ihany ny hoe mitombina ve ny fitiavana tamin'ny internet. Fa misy ny mandany vola mihitsy manao abonné amin'itony recherche d'ame par internet itony, ko no tsy mitombina ahoana ? Ny virtuel sy ny réalité angaha no tsy mitovy mihitsy !
38. diamondra27 ( 25/11/2003 13:59)
tena misy io rehefa anjaranao.Tandremo fotsiny @ fihaonana 1° ataovy eny @ lieu public sao de olona malade mentale obsédé sexuel) eo no azonao
39. pitchou ( 29/11/2003 13:51)
ny fomba firesaky ny olona iray ange de mety ahafantarana ny toetoetrany e! na tsy ho marina à 100% aza! mety ho azony hafenina ny tena marina mandritra ny fotoana sasany fa izaho tsy mino hoe ho voaafiny mandrakizay izay tena toetrany! fa raha izay de tene niova toetra izy izany e!
40. xxx ( 04/12/2003 18:32)
marina mitsy zay voalazani pitchou zay e!! ny ol afaka manafina toetra fona fa hita @ fomba fiteny daol zvtra retra!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1617