Fivavahana sy ny valiny, ho antsika kristiana

21. xxx ( 14/10/2003 11:58)
sady raha tsy mamaly vavaka izy, inona no andehanan'ireny olona sasany ireny any @ EURD hoy ianareo?
22. mahaizamifidy ( 20/10/2003 10:25)
Rehefa misy ny zavatra ilaina na tadiavina de ampiasao ny saina dia hataovy hoe:izay indray aloha ny tanjoko de mikaroka na mitady,na miandalana aza,fa tonganao foana ny tanjonao @farany,sady @izay ho tsapanao tsara fa nety ny nataonao,tsarovy foana fa ianao no mila sy mitady,ny zava-misy anefa tsy ho azonao terena @izay tianao hanaovana azy,ataoko ohatra ny vavaka,zava-misy izany,misy olona mivavaka,ka rehefa mivavaka ianao dia tsy maintsy hanantena zavatra hiova? diso be izany,ianao no mampiova ny fiainanao,ianao irery ihany anefa no voalohany fa raha mety ny ataonao dia mihatsara hatrany koa ny fiainanao rehetra,noho izany ny tena tiako hotsapanao dia ny vavanao mivazavaza sy mitalao na mangataka dia tsy mampiova na inona na inona akory,nefa ianao raha miezaka manao ny marina sy ny mety,afaka fotoana vitsy monja ianao dia mahatsapa fa nety ny natao,ary tonga @ilay teny hoe:manampy anao daholo ny zavatra rehetra,efa nolalovako ny toeranao.Mahereza
23. kakalahy ( 03/11/2003 18:24)
ka raha hefan'ny saina fotsiny anie izany ity fiainana an-tany ity dia tsy ilaina ny fanahy ho ao anatin-dra-olombelona ê! kanefa ny olombelona tsy misy fanahy izany moa toa ny inona ?
Ary inona no dikan'ilay hoe: tazomy @Teniny i Andriamanitra. Tsy tena vavaka farany izay tsotra koa ve izany ary ho an'izany mahalala sy mankatoa io Teniny io, na ireny Teniny rehetra ireny ?
24. lion ( 03/11/2003 20:37)
Fa avy aiza ny fanahy @n i Kakalahy,ny adala aza efa tsy fidiny.
25. xxx ( 24/11/2003 12:36)
Misy valiny tokoa ny vavaka atao fa tsimaintsy manana faharetana satria fitsapan 'Andriamanitra daholo na ratsy na tsara ny eo @ fiainana ary ny fiainana dia tsy mora @akapobeny fa zay maharitra no hahazo zay faniriny ambony indrindra
26. fijo ( 25/11/2003 10:44)
i mahaizamifidy dia nanazava tsara ny zava misy marina.asiako blagy kely.inona no mampitovy ny pivavaka sy ny saka.>samy zatra manao meo,meo.
27. rfanjav ( 26/11/2003 14:20)
fa ny mpivavaka ihany no manao meo, meo o!
28. fijo ( 27/11/2003 20:20)
ny pivavaka rehefa mivavaka dia tsy maintsy hoe ,tompo o omeo anay ny...omeo anay ny...omeo foana.na dia ny ady amin'ny fiainana aza dia omeo hery aho hiadivako.omeo daka ny farany.
29. rfanjav ( 28/11/2003 10:57)
\"ny finoana tsy arahina dia asa finoana maty\"

na misy mangataka ohatra ny inona aza, tsy maintsy miasa izy fa tsy hisy ho azony eo akory,



30. mahaizamifidy ( 29/11/2003 12:53)
Mangataka aminny olona hitamaso ianao tonga dia mahazo valiny hoe:misy sa tsia,amin Andriamanitra any an-danitra anefa tsy fantatra na eny na tsia,izay no tsy mampisy azy,isika izao no misy,dia manaova indray bodongerona hoe:misy izy nefa efa hita fa tsy misy izao,mahita angaha ianao?,ny vola koa manampy an-tsika satria misy ny vola,@fomba ahoana no hanampian izany Andriamanitra izany anao raha tena manampy anao marina izy,mba azonao tantaraina eto ve?hoe:nantaony ahoana ianao?
31. fijo ( 02/12/2003 15:58)
rfanjav,ka ianao izany no miasa vao mahazo fa tsy izay tsy hita any akory no manome anao.ianao no zavadehibe fa tsy atra.
32. xxx ( 17/12/2003 16:56)
tano mafy zay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao
33. xxx ( 01/01/2005 14:25)
mivavaka mandrakariva no mety éééééééééééééééééééééééééééééé
34. danielio ( 18/01/2012 07:20)
Salama daholo e tena mahafinaritra ity dinidinika ity ka dia mahaliana .Ra ny Fivavahana sy ny valiny, ho antsika kristiana dia izao ny zavatra tsara fantarina tsara alohany ahoana ny fomba anantonana an'Andriamanitra ASA2/38 Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy hianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary hianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina;ahonan
Alohany ny mibebaka anefa dia tsimaintsy mahafantatra tsara ny atao hoe fahotana ary tsy misy ahafantarana ny fahotanana afatsy ny lalana ROMANA 3 20 - 20 satria tsy misy nofo hohamarinina amin'ny asan'ny lalàna eo anatrehany; fa ny lalàna no ahazoana ny fahalalana marina ny amin'ny ota.
































35. Ranyah ( 29/08/2012 21:54)
Mamaly iZY raha mino ianao. Ny NIVEAU n'ny finoanao no mi-compte,
Tonga dia handray ohatra précis à

Samy mino an'ATRA isika eto.

Enao ( mamaky à) mino raha mangataka (zao maintenant) fa ahazo 200 000 FMG rapitso.
Fa zà (ohatra) mino raha mangataka (zao) fa ahazo 200 000 EUROS rapitso.

Tsy hoe sarotra @Atra ny hanome 200 000 € na 200 000 Fmg. L'important mino ve fa possible zay aminao.

Résultat izany. Enao afaka mahazo le 200 000 FMg zà koa afaka mahazo 200 000 € satria samy nangataka zavatra samy ren'ny fanahiny fa ho possible ( eo le tiko tenenina hoe nIVEAU finoana) jESOSY niteny tongava aminao ARAKA NY FINOANAO.
Raha nangataka 200 000 € à nefa tsy mino akory hoe possible ( sady mbola be fanontaniana be any anatiko) de tsy possible....

RAHA sarotra aminao ny hino fa ho possible le zavatra angatahinao. tsy azonao le izy satria tsy zakan'ny finoanao le izy. Ze zakan'ny finoanao ihany no azonao fa tsy hoe Atra no tsy te hamaly, na hoe tsy hainy.

=> Mety misy hiteny hoe, ze mahasoa no ataon'Atra.
Atra no efa niteny hoe mangataha de ahazo.

Angataho zany ( ze zakan'ny finoanao ihany no hitranga) Tongava araka izay inoanao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1851