Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (5)

1. rhaj0 ( 01/06/2015 17:35)
Tohizako eto indray ny tatsy sy ny teto izay efa noresahina tatsy sy taroa, satria @ ity herinandro ity no mivoaka amim-pomba ofisialy ny "zava-bitan'ny sekoly residential ... katolika",izany hoe raha atao hitsin-dalana, dia ny nataon'i... Vatican t@ ireo amerindiana (hitsin-dalana ho'a an...)

Eto izao misy santionan'ny niainan-dreo tao @ sekoly residential tao

http://www.theglobeandmail.com/news/politics/residential-school-survivors-and-their-descendants-share-their-stories/article24717419/
I was approximately six or seven years old when I first got kidnapped from a loving home. (..) Once, I got beaten severely by a nun. I got slapped. My hair was pulled. I was punched and so forth, and slammed into the table and whatnot during meal time. My crime was I didn’t know how to say please and thank you. I was still probably about six years old. The beating went on for about 10, 15, 20 minutes. She kept asking me questions and I was crying and she kept saying, “Did you have enough?” and I didn’t know if I could say no, or yes, or whatever the case may be. And then she would hit me some more.
novalian'i endriny ny 24/06/2015 12:54
2. rhaj0 ( 01/06/2015 17:38)
Tohiny kely... ampiako @ ilay fampitandremana rahefa mijery sonema.. hoe, raha ohatra ianao ka mora tohina, dia safidinao ny mamaky ny resaka manaraka...

When I was in Grade One, I distinctly remember this one nun grabbing me in the back of the head and bouncing me off one of those big army cabinets because I could not memorize one of the Catholic prayers.
3. rhaj0 ( 01/06/2015 17:41)
ity indray miaraka @ fampitandremana hoe... misy resaka sexoaly ity, fa dia raha mbola hanohy mamaky ianao, dia safidinao io...

We couldn’t talk within certain hours and we had to be quiet, even as there was sexual abuse happening in the next bed, we had to be quiet about it. We all witnessed various forms of sexual abuse taking place when we were just kids. You have 100 beds in one dormitory all squished together and the priests and the nuns and the other lay missionaries going from bed to bed. You’d lie still and pretend to be sleeping when something like that was happening and you wanted to make sure you weren’t the next person. There was physical and sexual abuse that was also happening in showers and there were even some (students) that were taken out of their beds and taken into the supervisor’s sleeping quarters. It was rampant.
4. rhaj0 ( 01/06/2015 23:35)
ny maha-giravy an'ity anie... tsy hoe t@ 1897 zareo "priests and nuns" no nanao an'ity, dia hoe, fahiny hany izany, ka tena efa "tahio fa lasan-ko-razana" ireo victimes, ary ireo "priests and nuns" mpamely moa izany dia iriana ho lasa any @ "afobe", fa tena tany @ 1950-60 na 1970 akoriny aza anie izy io e... Ity izao ny isan'olona voa @ io raharaha io.

http://www.lapresse.ca/actualites/201506/01/01-4874352-commission-de-verite-et-reconciliation-le-president-appelle-au-changement.php
Environ 150 000 enfants des Premières Nations, Inuits et métis ont été enlevés de leur famille et contraints à fréquenter des pensionnats. Environ 80 000 d'entre eux sont encore en vie.


Raha misy zokinjokiny eto izao, dia raha hoe "teraka amerindiana" no vintana an'azy tao, dia tena voany tao koa izany eee...

Sa hoe, raha misy zokinjokiny eto izao, dia raha hoe "teraka priests and nuns" taty Kanada izy ao, dia tena ... mbola harovan'i Vatican ao izany izy eee...
5. endriny ( 03/06/2015 05:03)
Ny nampalahelo an'ity Amridianina ity dia ilay fifanarahan'ny Katolika sy ny Espaniola nanomboka tamin'ny faraparan'ny 1400, ny amin'ny fandripahana ireo tsy manaiky ny finoana Katolika dia tsy nifarana raha tsy ny taona 1896.

Ary tao anatin'ireo ny fandrimpahana ny protestanta teto faha Ranavalona, izay tafiditra tamin'ny fifanarahana nifanaovan'ny Katolika sy ny Mpanjaka Frantsay ny taona 1600, ary mbola tsy nisy ny fanaovan-tsonia vaovao manafoana an'io livre noir io hatramin'izao.
6. RBNIR ( 03/06/2015 13:19)

endriny:

Ny nampalahelo an'ity Amridianina ity dia ilay fifanarahan'ny Katolika sy ny Espaniola nanomboka tamin'ny faraparan'ny 1400, ny amin'ny fandripahana ireo tsy manaiky ny finoana Katolika dia tsy nifarana raha tsy ny taona 1896.

Ary tao anatin'ireo ny fandrimpahana ny protestanta teto faha Ranavalona, izay tafiditra tamin'ny fifanarahana nifanaovan'ny Katolika sy ny Mpanjaka Frantsay ny taona 1600, ary mbola tsy nisy ny fanaovan-tsonia vaovao manafoana an'io livre noir io hatramin'izao.

Kristy tsy nampianatra olona an'izany fa olona nandray fampianarandiso sy voafitaka no nanantateraka an'izany.....
7. rhaj0 ( 03/06/2015 15:21)
Mila mieritreritra lalina koakoa ianao ry RBNIR..

Fa maninona ny TSY-Kristiana, dia ireo Amerindiana, TSY mba lasa predateur toa ireo pretres and nuns ireo ???

Fa maninona ny Bodista TSY mba manjakazaka antanin'olona toa ireo Kristiana (fotsy) ireo ???

8. RBNIR ( 04/06/2015 04:58)

rhaj0:

Mila mieritreritra lalina koakoa ianao ry RBNIR..
Fa maninona ny TSY-Kristiana, dia ireo Amerindiana, TSY mba lasa predateur toa ireo pretres and nuns ireo ???
Fa maninona ny Bodista TSY mba manjakazaka antanin'olona toa ireo Kristiana (fotsy) ireo ???

« Jesosy namaly hoe: Ny fanjakako tsy avy amin'izao tontolo izao; fa raha mba avy amin'izao tontolo izao ny fanjakako, dia ho niady ny mpanompoko, mba tsy ho voatolotra tamin'ny Jiosy Aho; nefa ankehitriny tsy avy amin'izany ny fanjakako. » (Jao.18:36)

Tsy izay rehetra mitonona ho kristianina akory dia "marina" avokoa fa tena misy dia misy ny fampianaran-diso ary misy dia misy ihany koa no roboka manaraka ny fampianaran-diso......

« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa.  » (1 Jao.2:6)

Izay nataon'i Jesosy ihany no nataon'ireo apostoly, ary koa nataon'ireo kristianina tany amboalohany.......
Dia toy izay koa n'iza na n'izay hanaraka Azy dia mila miverina amin'izay.....

Hitahy an-tsika anie Izy namana....

9. endriny ( 04/06/2015 05:06)
Jesosy ho'a tsy nanafatra hoe mivavaha aminy, na mamorona boky artifisialy. Fa hoy izy mivavaha ary mangtaha amin'ny Ray, dia ianaro ny bokin'ny razantsika (testamenta taloha). Ho an'ny Malagasy ngilo kely ohatr'ahy dia ny tantaran' Mada izany no tokony hianarana
10. rhaj0 ( 04/06/2015 11:31)
RBNIR:
Tsy izay rehetra mitonona ho kristianina akory dia "marina" avokoa

1- fa ny nataony, izay TSY-marina, dia niainga @ maha-Kristiana azy. Averiko indray. Ireo pretres and nuns tena kristiana iringiriny lalina tao no nahavita an'izany aman'olona, rahefa mahita izy fa ilay olona dia tsy-kristiana-(katolika) iringiriny hotr'azy izy.

2- ary ahoana koa moa no tonga dia "tsarainao" ilay pretres and nuns fa "tsy marina" eeee.. Ianao ve i Piera sa Petera ? Mety izay indrindra anie ny "sitrapoNY", mahatoa izay no tanteraka!!!

11. RBNIR ( 04/06/2015 11:51)

rhaj0:

RBNIR:
Tsy izay rehetra mitonona ho kristianina akory dia "marina" avokoa

1- fa ny nataony, izay TSY-marina, dia niainga @ maha-Kristiana azy. Averiko indray. Ireo pretres and nuns tena kristiana iringiriny lalina tao no nahavita an'izany aman'olona, rahefa mahita izy fa ilay olona dia tsy-kristiana-(katolika) iringiriny hotr'azy izy.

2- ary ahoana koa moa no tonga dia "tsarainao" ilay pretres and nuns fa "tsy marina" eeee.. Ianao ve i Piera sa Petera ? Mety izay indrindra anie ny "sitrapoNY", mahatoa izay no tanteraka!!!

Safidy malalaka ho an'ny tsi11 ny hanaraka izay lalana tiany aleha fa ny teny dia efa napetraka mba hanoro ny lalana marina tokony harahina...
« Ary maro no hanaraka ny fijejojejoany; ka ireny no hitenenan-dratsy* ny lalan'ny fahamarinana. » (2 Petera 2:2)
12. rhaj0 ( 04/06/2015 13:47)
ok.. fa tsara rehefa mi-se desolidariser @ ireo pretres and nuns ireo izany ianao ry RBNIR e... Samy Kristiana ao nareo, fa ianao izany tsy toa an-dreo eeee... Ry Katolika gasy namanao eto koa angamba izany matoa tsy miteny dia ... ahoana: menatra ve sa miara-mandevi-tay an-tsalaka ao ?

fa i Vatican mantsy, raha ny fazahoako azy, dia tena mbola solidaire be mihintsy amin-dreo predateurs eee... @ Vatican dia, raha ho tsarainao RBNIR, na koa tsarain'ny Fitsarana (an'olb ao @ firenena ao), raha tsaraina ka hoe "tsy marina" ireo "pretres and nuns" ireo, dia, raha ny fahatakarako azy, dia mahatsapa i Vatican fa voatohitohina h@ institution-ny, dia i Leglizy Katolika Romana izany.

Ny mahatezitra ny olona anie, raha mbola mba @ fahatakarako azy ihany, dia:

1- TSY mety miala tsiny @ hadalan'ireo pretres and nuns, sy ny hadalany i Vatican e. I Canada izao t@ 2008 dia niondrika ary dia niala tsiny ny praiministrany. Fa i Vatican, efa im-10 nihaona t@ sefo amerindiana ny Papa fa dia ... tezitra-malahelo foana ry amerindiana mivoaka ny efitra nihaonana eee.

2- TSY mety avoakan'i Vatican anie izay arsivany na izay fantany @ ireo zava-mamoa-fady vitan'ireo "pretres and nuns" ireo e. Mazavabe fa ao @ archives-ny ao, misy "fitarainana", misy resaka miampitapita avy @ pretra sy arseveka sy izay debadeba ao, mety hatrany @ Papa io, ary ireny dia mipetraka an-tsoratra. Fa tsy amen'i Vatican hono, fa secret-n'Atra na hotrhotr'izany angamba moa izany ireny eeee...

13. gasy1zay ( 04/06/2015 14:57)
Ireny mpitondra fivavahana manao ny tsy mety ireny no tena mahatonga ny olona tsy mino intsony ny fitiavan'Andriamanitra, tsy mahatoky intsony ny herin'Andriamanitra sy ny fahasoavany. Mampalahelo fa noho ny nataony dia maro ireo nihemotra sy niverin-dalàna, dia ho adinina amin'izy ireo tokoa ny fanahin'ireny olona ireny @ andro farany.
14. rhaj0 ( 04/06/2015 15:41)
gasy1zay:
Ireny mpitondra fivavahana manao ny tsy mety ireny no tena ...

Io indray k'lou dia ny an'i Gasy1zay izany dia atontonao @ olona (mpitondra fivavahana) ilay izy.

Ny an'ny olona indray nefa dia any @ ilay systeme, na ilay institution, any dia any koa no tondroina.

Io sahala @ ohatra hoe, nisy nanodim-bola tao @ orinasa. Eny nangalatra I Mose expert comptable, fa ilay systeme sy organisation ao @ ilay orinasa koa dia meloka, ary mila avoakany ny archive-ny, mila ahitsy ny systeme-ny, ary manana responsabilite morale na hotr'izany koa ilay orinasa. Jereo tsara ireny hoe, mpanazatra na mpampianatra nefa predateur sexuel ireny: voa h@ CEO ao ambony rehetra ao, raha ohatra ka dans le cadre-n'ilay organisation no nitranga ny abus. Eto dia ao anaty pensionnat catholique no nitranga ny abus.

F'n'enao izany hoe, ilay "olona" no olana eee.. Ka dia eo ianao izany, fa rahampitso dia hamely koa ilay mandimby azy ao. Fantaro tsara fa TSY hoe, olona vitsivitsy t@ fotoana voafaritra no predateurs tao, fa olona MAROMARO, @ toerana SAMY HAFA, ary @ fotoana niitatra efa ho amam-dimampolo taonany.


Fa ny an'ny olona moa ilay systeme/organisation no tondroiny, ny ahy indray dia any @ ilay systeme-na finoana mihintsy no tondroiko.. Rehefa izay ny systeme-finoana sy systeme de valeurs-nao ao, dia TSY mahagaga ahy mihintsy ireo seho ireo.

15. endriny ( 04/06/2015 16:06)
Rhaj0

Tsy Nanolana ankizy izany ry mopera fa nanao fampiraisna tao amin'ny Tompo no nataony
16. rhaj0 ( 05/06/2015 14:24)
Vaovao vao omaly izao dia ny PM quebecquois hono handeha ho any Vatican, ary hampiresaka an'i Papa, mba HIALA TSINY ampahibemaso @ ity raharaha ity.

Dia nisy ramatoa eo @ 50 taona eo indray t@ TV. Dia nitantara ny fahoriany teo izy. Hoe potika tanteraka ny fiainany. Dia hoe, efa miha-miharina izy izao. Dia hoe, tena TSY afaka ny hamela ireo mpamely hono izy. Dia hoe, eo moa fa mba reconciliation eee, hozy ny olona... dia hoe, dia tena mbola mila manao izany ve izaho, hoz'izy. Ilay andaniny, hoz'izy, tsy mba miezaka ny hanantona dia hihaona eny antsasa-dalana akoriny, fa mbola miziriziry ao @ tsy maha-diso azy ao ?


Fa dia marary ho'a ny foko mijery TV eee...

17. endriny ( 24/06/2015 04:41)
Izy izany raha hoe nanolana fotsiny tsy dia mampaninona fa mbola mba afaka manarina ny fiainany ilay ankizy...

Fa misy mihintsy ary maro ireo zaza vonoina ary ny sasany aza alevina velona. Dia ry zareo mody manjoretra amin'ny akanjo rebareba sy mandohalika isa-minitra.

Mampahonena ihany zareo a
18. endriny ( 24/06/2015 12:54)

rhaj0:




Ity hoe mba adikao amin'ny teny Malagasy ho anay fa ianao mantsy mba havanana ihany amin'ity teny vahiny ity

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.124