Ny tontolo manontolo

1. rhaj0 ( 29/04/2016 13:29)

Eo izany isika izao.

Dia inona hono ny idiran'ny Fivavahana/Finoana @ io ?
novalian'i rhaj0 ny 10/05/2016 12:48
2. RBNIR ( 02/05/2016 06:46)
« nanao tamin'ny feo mahery hoe: Matahora an'Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro* fitsarany; ary miankohofa eo anoloan'izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano. [* Gr. ora] » (Apok.14:7)

NISY NANAO NY LANITRA SY NY TANY!!! ARY MENDRIKA OMENA VONINAHITRA IO ANDRIAMANITRA NAHARY IO!!!
3. rhaj0 ( 02/05/2016 11:19)
hi hi hi... dia aiza ho aiza t@ fisosan'ilay horonan-tsary io ilay hoe
Genesisy 1:27 Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik’ Andriamanitra no namoronany azy; lahy sy vavy no namoronany azy.

Sa hitanao tao @ alok'ilay galaksia teo ny endrik'andrmntra ?? dia lahy ilay hitanao teo sa vavy koa k'lou eee...

:-) aoka ho'a fa tapa-tsinay daholo ny papoozy mihaino anao, efa lehilahy lehibe ao nefa dia...
4. RBNIR ( 02/05/2016 11:33)
ilay galaxinao tsy tonga any amin'ny lanitry ny lanitra (cieu des cieux) toerana taingenan'Andriamanitra....(tsy omby azy io lanitry ny lanitra io fa taingenany fotsiny) « Andriamanitra va dia honina ety an-tany tokoa? He! ny lanitra, ary ny lanitry ny lanitra aza tsy omby Anao, koa mainka fa ity trano nataoko ity! » (1 Mpanj.8:27)

Hitanao amin'izany ny VONINAHINY.......asakasak'izay tsy hiankohoka fa hijanona ho mpaniratsira e!!!
5. rhaj0 ( 02/05/2016 11:45)
hi hi hi... tsy hitan'i RBNIR angambany ny echelle de distance dans l'univers @ ilay horonantsary io, fa ataony fa dessins animés en 2 dimensions ilay izy.. Nefa ny papoozy azany mahita izany... esy e ry RBNIR :-)
6. RBNIR ( 02/05/2016 12:01)
dia mbola miziriziry amin'ilay takatry ny sain-draolombelona fotsiny ihany v isika rhajo a!
7. rhaj0 ( 02/05/2016 12:59)
esy e.. izany concept Andrmntra izany no "takatry ny sain-draolombelona" t@ fotoan'androny re ry RBNIR aa...

Eritrereto tsara ry RBNIR f'aza mba manao jery tailana ao foana aaa.. T@ taloha tsy nipataloha, dia Polytheista.. dia avy i Abrahama h@ JC, dia Monotheista.. dia MIVOATRA hatrany raolombelona eee.. izao raolombelona dia Atheista.

Ka mihevera-tena ho'a, fa TSY izaho ilay izy fa IANAO : ianao ve dia "mbola miziriziry amin'ilay takatry ny sain-draolombelona fotsiny ihany" t@ taonjato zero izany???

Averiko indray.. hitanao ilay hoe planeta Latera t@ iilay horonan-tsary, fa dia tena taim-bovoka kely ao anatin'ny Milky Way (galaksia misy antsika), ary tena mbola tain'ny taim-bovoka raha jerena @ tontolo manontolo. Dia nefa izao Andrmntra ivavahanao ao izao, izay "tahaka ny endrikao", no "inoanao" fa namorona izao tontolo manontolo izao.

Aiza ilay saina ry RBNIR aa.. tsy mba ampiasaina mihintsy ve izy io eee ???
8. RBNIR ( 03/05/2016 02:11)
Ireo zavatra fantatr'olombelona momba ny galaxie, ankehitriny ireo dia efa nambaran'Andriamantra tamin'i Davida mpanjakan'ny Jiosy fahiny avokoa (vakio ny bokin'ny salamo)

Ary tamin'ny taonjato 0 lazainao dia efa nampahafantarina ny apostoly ny fomba handravan'Andriamaintra an'ity izao tontolo izao ity......
9. rhaj0 ( 03/05/2016 02:52)
Dia hozy kay iRBNIR, rahefa manao demonstralation-n'ny Trou Noir, araky ny Baiboly t@ ilay rohy nameny io :
RBNIR:
3- Ny kintana hiraraka...

Ireny kintana ireny dia lavitra dia lavitra ny tany, saingy kosa akaikin'ny masoandro....

oadray re ry RBNIR... Dia tsy menatra akoriny ianao kay niteniteny foana toa io? Kilasy de 4eme aty no mianatra ny systeme solaire sy ny Etoile re ry RBNIR.. FA dia ihomehzan'ny Ankizy ianao: tena very tanteraka ny crédibilité-nao. Tena tampina ny maha-ridicule anao ee.. mampalahelo.

Mba ampiasao ihany ilay google fa dia... Nefa moa, na hi-google tahak'n'inona azany i RBNIR, toa ny basique mihitnsy no tsy takany eee.. satria TSY ao anaty Baiboly..

Fa ny loza dia tsindrotsindrohin'i RBNIR izao termes scientifique izao, trou noir, kintana, etsetra... dia mandrafidrafitra manapeta-toko eo izy, toa ny fanaony rahefa manao resa-baiboly ihany io, dia avy eo manandra-tena manambaka-tena eo i RBNIR hoe, "tena izay ilay izy".

Ny Masoandro re dia "kintana" aaa... Ary ny Planeta Latera dia ao anaty "systeme solaire"; ao anatin'ny gravitation-n'ny masoandro i Latera no mampiodikodina azy manodidina ny masoandro io. Ny Kintana hafa indray dia manana ny systeme planetaire-ny koa; ka ny piti-kevitra dikany io: TSY ao anatin'ny systeme solaire, tsy takatry ny gravitation-n'ny masoandro, izany Kintana hafa izany.. (i Proxima Centauri no kintana manaraka akaiky antsika).

Azonao ve k'lou hatreo?... Ka amena chance ianao hoe, ivereno dinihina kely hoe ilay affirmation-nao io ambony io ry RBNIR? Mba manaova devoir mi-google fa manala-baraka-tena lava ao foana ee...

PS: dia hitaro ny fahalalana sy ny saina ee...vakio ohatra ny vaovao farany vao androany ato ee
http://www.theverge.com/2016/5/2/11549830/three-planets-possible-life-extraterrestrial-water-dwarf-star
10. RBNIR ( 03/05/2016 04:36)
rhaj0:

Fa inona hoy aho aminao ny filazan'ny olona an'itony? tsy kintana v sa inona???
Sa rehefa tsy i proxima sy ny namany dia tsy kintana io izay rhajo?? anontanio ny olona dia hoy izy aminao hoe kintana io......tena azoko antoka 99% no hilaza aminao hoe kintana io....

11. RBNIR ( 03/05/2016 07:03)
Teny iditra kintana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra [...] [tohiny Rajemisa: Rakibolana]
Dikanteny anglisy a star [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay étoile [Hallanger 1974]
Ohatra Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Voambolana Haikintana
Kamban-teny, lohateny, anarana
Ilay Kintana Mamirapiratra
Teny nalaina Soratra misy io teny kintana io
Ohabolana misy io teny kintana io
Lahatsoratra Randzavola: kintana ao amin' ny Baiboly

RAKIBOLANA MALAGASY
12. RBNIR ( 03/05/2016 07:05)
izany hoe raha azoko tsara rehefa vaingan-javatra hita mirehitra sy mamirapiratra dia azo lazaina ho kintana (hoy ny raki-bolana malagasy)....Hoy ianao izay hoe "gasy ange" aloha isika voalohany indrindra e! (fa tsy ho ary siantista avokoa ireo malagasy amina millions rhajo...
13. rhaj0 ( 03/05/2016 13:00)
Esy eee... Kay i Jesosy en personne mihintsy no belazao, dia io averimberin'i RBNIR io, ary io ataony fiki-maty io ilay tantara... nandraman-dRaRBNIR hamarinina @ Siansa... incroyabb... :-)

Ka hozy izany Jesosy, @ feo mafy k'lou :

Matthew 24:29 the sun will be darkened...

Dia raha mihaino ny angano izao ny zaza eny @ garabola, dia ho maikabe dia hanontany hoe, dia inona ny tohiny ry Jesosy? dia ahoana kouh? Ary dia hoy Jesosy, nanohy @ feo malemy :

Matthew 24:30 ... And then all the peoples of the earth will mourn

Esy e ry RBNIR.. Ilazao i Jesosy fa raha vao maty maizina hoe io masoandro, dia efa vita carré daholo ny planeta manodidina, ny tany anisan'ny vita matavy voalohany, koa inona ity lazainao ry Jesosy hoe, fa mbola hi-mourn mourn @ inona eo ny vahoakan'i Canaan eee....

Mila mi-négocier @ Hery ianao ry RBNIR, hoe, fafao daholo ireo resak'hehy notorianao teto @ ity serasera ity, fa voapetraka an-tsoratra mandrakizay anie izy io, ka raha ho hitan'i Fara sy Dimby rahatrizay, dia ho atao fihomehezana lava ao foana eo Dadabe RBNIR eee... :-)
14. RBNIR ( 03/05/2016 13:46)

Raha tianao ho fantatra hoe rahoviana marina moa no ho tonga ny fara-andro (fahataperan'ny fiainana rehetra eto ambonin'ny tany ...dia araho ato hoy aho, fa raha sitrapon'Andriamanitra dia holazaina ao ihany.....Mety alohan'ny masoandro maizina v? mety aorinan'ny masoandro efa maizina ihany koa??? mipetraka ny fanontaniana ho an'izay mangetaheta....Raha aoriana, nahoana marina no mbola misy aina???
15. rhaj0 ( 03/05/2016 14:04)
esy ee... hamorona resaka (theorie) hafa noho io efa resaka efa mazavabe (fa maizin-tsaina) an'i Jesoy ao @ Matio 24:29-30 io ve ianao ry RBNIR (sy Herinirina) ???

RAha izany ve moa no mahasalanitra ana(re)o ao, dia mahasoava aminy ao azany ee.. (sady mba misy hivanitihanay :-)
16. RBNIR ( 03/05/2016 14:20)
Araho ilay rohy e! any isika mahita azy....
17. rhaj0 ( 03/05/2016 16:06)
Dia narahiko tokoany moa ny rohy, ngo dia lazaina fa miavonavona (toa Kristiana) eo indray aho. Ary dia hozy i RBNIR...
RBNIR:
Hitelina ireo zavatra rehetra manodidina azy ny masoandro araka izany (kintana, tain-kitana, comete, météorites, planete akaiky azy sns...)

Ho tazana ety an-tany ny fitelomany an'ireny zavatra rehetra ireny...

Hitelina ny planete akaiky azy ny masoandro, fa ny planeta Latera TSY telominy, ary dia miara-mitazatazana izany daholo ny vahoakan'i Canaan..

i Jesosy ve k'lou no niteny an'io, sa i RBNIR no... mirediredy eee... :-)
18. rhaj0 ( 03/05/2016 19:39)
O ry RBNIR aa... giravy be anie izany ataona(re)o (sy Herinirina) izany ee... 'ngo dia izany azany no ampianarina(re)o ao @ sekoly alahady ao.

Dia zavatra TSY hainao akoriny ho'a ny basique-ny (physique/astronomie), nefa dia mitompo-teny fantatra, serieux be maka feo-na Mopera, ka rahefa avy tsindrotsindrohana dia afangaroaro ao daholo na vokabolary siantifika na toko aman'andinim-Baiboly, dia hoe "minou fotsy" fa izay ilay dogme ao anaty Baiboly.

Dia mino anao tokoany izany moa ireo ankizy kely ambakainao ao???

Dia ny mahavalalanina dia hotry ny hoe, i Jesosy no nampianatra an'io fa ianao mampita sy mamerina manazava fotsiny.

Sa moa i Jesosy mihintsy no nampianatra an'io lazainao io hoe... "tain-kintana sy komety telomin'ny masoandro, fa ny planeta Latera TSY telominy" ??

Fa na ianao na i Jesosy no nilaza an'io, dia tena HENATRA BE VATA ho anareo eee....

PS: dia rahefa manakiana ka manatsikafona ny hadalana @ izay lazain-dry RBNIR (sy Herinirina) ny olona, dia ... hi hi hi... hivazavazany en majuscule eto :-)
19. RBNIR ( 04/05/2016 02:26)
Rehefa tsy hino an'ity ianao rhajo dia tsy hino izay rehetra lazaiko ....
Genesisy
14 Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia fanazavana eny amin’ ny habakabaky ny lanitra hampisaraka ny andro sy ny alina; ary aoka ho famantarana sy ho fotoana ary ho andro sy taona ireo.
15 Ary aoka ho fanazavana eny amin’ ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin’ ny tany; dia nisy izany.

Miteny IZY hoe Misia ny mazava.......dia misy izany.....

Miteny IZY dia......TANTERAKA (tsy misy loi physique intsony)....Iny loi physique iny no ilay hoe zavatra fantantsika fotsiny....

Ity ny porofo anankiray fa tsy misy loi physique intsony rehefa miteny IZY....

« Ary tamin'izany Josoa dia niteny tamin'i Jehovah tamin'ny andro nanoloran'i Jehovah ny Amorita teo anoloan'ny Zanak'Isiraely ka nanao teo imason'ny Zanak'Isiraely hoe: Ry masoandro, mijanòna* eo ambonin'i Gibeona; Ary, ianao kosa, ry volana, any an-dohasahan'i Aialona.[Heb. mangina] » (Jos.10:12)
« Dia nijanona ny masoandro, ary nijanona* koa ny volana, Mandra-pamalin'ny olona ny fahavalony. Tsy efa voasoratra eo amin'ny Bokin'i Jasara** va izany? Dia nijanona teo afovoan'ny lanitra ny masoandro ka tsy nandroso hilentika tokony ho indray andro maninjitra. [*Heb. mangina][**Jasara = Ilay mahitsy] » (Jos.10:13)

Rehafa ny olona iray no diso miantehitra loatra amin'ny siansa sy ny fahaizany dia indrisy takona Andriamanitra (io ilay tsy fantatrao ary tsy afaka ny hiainanao mihitsy) Dia manjary lasa miteniteny foana manaratsy an'Andriamanitra ny farany ka dia lasa tanteraka ho azy aminy ny tenin'Anbdriamanitra......Ny mampalahelo dia tsy mba ilay teny fikasana tsara no tanteraka aminy fa ilay teny fikasana ratsy....Atao ahoana fa ny teny tsy maintsy tanteraka hoy ny baiboly, saingy azo atao koa ange ny miala amin'izany e!
20. RBNIR ( 04/05/2016 02:47)
« Mahiratra ny jamba, ary afaka ny mandringa; diovina ny boka, ary malady ny marenina; atsangana ny maty, ary ny malahelo dia itoriana ny filazantsara. » (Mat.11:5)

Jesosy dia nomen'Andriamanitra an'io FAHEFANA nananany io........

Ny tanjona tamin'ny fanaovana ireny ASA LEHIBE ireny dia mba HIAIKY NY OLONA REHETRA fa tena MISY ANDRIAMANITRA ARY TOKONY HIBEBAKA SY HANOME VONINAHITRA AZY NY OLONA REHETRA.....

« Lozanao, ry Korazina! Lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho efa nibebaka ela tamin'ny lamba fisaonana sy ny lavenona ireny. » (Mat.11:21)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6792