Zika sy ny ... finoana

1. rhaj0 ( 03/02/2016 18:27)
Miala any indray izany ny virus Zika.

Raha ny fahalalako azy, dia raha viavy bevohoka no voany, dia ho voan'ny microcephalie ilay zaza rahefa teraka; kely ny ati-doha, ary dia hahazo olana fahasalamana samy hafa ilay zaza, na ny fitomboany, ny fiteniny, mety ho voan'ny fanintona ets... Reko teo koa fa raha miray amina olona voan'ilay virus, dia mifindra ilay virus.

Ka noho izany, dia hozy ny olona (radoko, siantista, ets..) hoe, eo ampiandrasana ny vaksiny:
1- raha tsy bevohoka ianao, ka amina tany misy risque, dia aza mba bevohoka
2- raha bevohoka ianao, ka misy risque ho voany, dia esory ny zaza.

Dia ahoana hozy ny Finoana... ny fanontaniana mipetraka manokana dia an'ireo Katolika
1- ka hoe "aza mba bevohoka" : dia mbola hiziriziry ny tsy azo ampiasana condom foana ve i Vatican ??
2- ka hoe "esory ny zaza" : dia mbola hiziriziry ny tsy mahazo manala zaza foana ve i Vatican (sy ireo fiangonana hafa manohitra izany koa) ??


T@ virus-n'ny SIDA, dia niziriziry i Vatican ny @
1- TSY mahazo mampiasa condom, sy
2- TSY mahazo manala zaza


Fa @ ity indray mitoraka ity hono, raha ny rereko, dia toa hozy Fransisy, toatoa ny hoe, "izay ataonao dia ataonao, fa hi-accompagner anao ny Leglizy"

Midika ve izany, fa tsy hiziriziry @ resaka condom/manala zaza intsony i Vatican.. sa izaho no manonofy ??..

(ity koa mantsy no hitako tatsy @ CNN
"I think the message will be that whatever you as married Catholics decide to do, we will walk with you," he said. "That we'll encourage you to follow the church's precepts, but when you don't, we will still love and accept you."
répondu par endriny le 20/02/2016 05:47
2. rhaj0 ( 03/02/2016 18:55)
Io izany TSY afaky ny mi-demoniser intsony i Rakrisy eto. Satria mantsy t@ virus-n'ny SIDA,
- dia kinga be ny famelezana ireo homo sy ny mpitia-sex,
- ary rahefa mitoka-tena toa ny ermite sy damopra dia (mety) tsy ho voany.

Fa eto dia moka no mamely (fa tsy bibilava).


Ka dia hiaraha-mahita eto ny famindra-tanoran'ny Finoana eee... samy virus ihany ny Sida sy ny Zika, fa rahefa Sida dia milaka milaka, fa rehefa Zika dia ... hilaka mihohoka ? Sa hoe, farany ity fa mba nampiasa ny saina ihany zareo eee...
3. rhaj0 ( 04/02/2016 00:07)
Dia mivanitika mavo irery eto fotsiny sisa aho.. Dia raha voan'ny Zika koa ohatra izany i Fransisy mitady andehandeha any Bresil any, na koa ireo Mamera sy Masera Teresa kely ao Bresil ao... dia ahoana? Lahatr'Atra sa Plan'Atra? .. sa Tsiny sy Todin'ny nataony? :-)

Ooops.. kay moa ry Masera Mamera sy ny Papa tsy miteraka, ka dia voan'ny fievra fotsiny izy izany eee.. Dia tena @ plan'Atra mihintsy angamba izany ity Zika ity k'nouh... Tena tsinjon'ny Baiboly fa io ilay izy, ary ny fanafodiny dia ny manokana tanteraka ny fiainany ho an'i Jesosy, tsy miteraka sy manambady fa manao ilay hoe Vierge Consacrée
4. endriny ( 04/02/2016 06:01)
Io izany mbola tsy hay mihintsy hoe ny moka ve no mitondra an'i Zika sa hoe inona fa mbola tombatombana daholo io e... Fa mailo ihany na izay aza... Vao tamin'ny herinandro ingahy Sylain Aldi no nanazava an'io tao amin'ny OMS, dia afaka roa andro tato Aoriana i Ramatoa Filoha indray no lasa nilaza fa tena ny moka mihintsy no mitondra an'ingahy Zika... Dia izao indray ny amerikanina gaga fa nisy olona tonga tany aminy ary namindra an'i Zika tamin'ny firaisana....

Fa gaga ihany aho fa ny Praiminisitra Gasy taloha aza Beri-Zika kanefa mbola tsy nisy voan'ny Zika eto Mada a.... Hihihihihih

Fa mety fivoarana amin'ity andro mafana ity koa io e... Ahahahahahahaha
5. Fiffi ( 04/02/2016 06:52)
....tsy hitako zay hidiran'vatican am haretina azo am io zika io...

....heureusement que le ridicule ne tue pas.....
6. RBNIR ( 04/02/2016 07:17)
rhaj0:

Io izany TSY afaky ny mi-demoniser intsony i Rakrisy eto. Satria mantsy t@ virus-n'ny SIDA,
- dia kinga be ny famelezana ireo homo sy ny mpitia-sex,
- ary rahefa mitoka-tena toa ny ermite sy damopra dia (mety) tsy ho voany.

Fa eto dia moka no mamely (fa tsy bibilava).


Ka dia hiaraha-mahita eto ny famindra-tanoran'ny Finoana eee... samy virus ihany ny Sida sy ny Zika, fa rahefa Sida dia milaka milaka, fa rehefa Zika dia ... hilaka mihohoka ? Sa hoe, farany ity fa mba nampiasa ny saina ihany zareo eee...

Efa hoe misy zavatra tsy fantatr'i rhajo hoy aho ao amin'Andriamanitra e!

Na eny amin'ny rivotra aza no hiparitahan'ny aretina mandringana ; azon'Andriamanitra atao tsara ny miaro izay olona tiany harovana...

« Na ny areti-mandringana mandeha amin'ny maizina, Na ny fandringanana mandripaka amin'ny mitataovovonana. » (Sal.91:6)
« Na dia hisy arivo aza lavo eo anilanao sy iray alina eo an-kavananao, Dia tsy hihatra aminao izany » (Sal.91:7)
« Hijery maso fotsiny ianao,Ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy. » (Sal.91:8)

Efa nataony izany tamin'ny andron'ny loza folo tany Egypta, samy iray tanana izao ihany nefa misy voan'ny loza (ny zanaky ny egyptianina) misy tsy voa (zanak'israely).......

Ny adidin'ny olona dia ny manao ny sitrapony fotsiny ihany.....

7. rhaj0 ( 04/02/2016 14:21)
Fiffi:
....tsy hitako zay hidiran'vatican am haretina azo am io zika io...

....heureusement que le ridicule ne tue pas.....

ka n'enao ve moa tsy hoe, raha vao (TSY) ao anaty Baiboly dia.. "ridicule". Ka TSY tao anaty Baiboly re io resaka io fa teny @ CNN eee... (efa nameko ny rohy tetsy ambony f"enao koa toa hotsahotsan'ny manahy vary)

http://www.cnn.com/2016/02/03/health/zika-tests-catholic-position-on-birth-control/index.html
Zika tests Catholic position on birth control

endriny:
...Io izany mbola tsy hay mihintsy hoe...

Raha ny famakiako ny resaka, dia misy ilay Virus.. dia iny mety ampitain'ny biby, na rehefa mievona, na mi-sex.. mbola toa vaovao izy io dia mbola tsy voafaritra mazava tsara..


RBNIR:
azon'Andriamanitra atao tsara ny miaro izay olona tiany harovana...

Io pensée magique-nao io ho'a, raha mba tazominao ho anao samy irery ao moa maninona, fa raha ny Ankizy no ampinoanao hoe, i Atra no miaro anao fa tsy ny condom ohatra, dia ao ianao izany, fa angarihan'ny Ankizy fotsiny dia ny ataony ihany no ataony.

hi hi hi.. sady io izao i Vatican fa efa manomboka miova fihira, fa dia ianao RBNIR irery sisa no tavela any eeee[size=5]aleon'olo nyfihiran'i Vatican[/size] :-)
"whatever you (..) decide to do, we will walk with you,", hozy ny olombe Ramirez ao @ CNN
N'inon'inona ataonao, dia ... miraikitra mampiaraka aminao foana ihany i Ramirez eeee

hi hi hi.. siligaoma Ramirez.. matahotra ny ho very kill... :-)
8. endriny ( 04/02/2016 14:36)

Fiffi:

....tsy hitako zay hidiran'vatican am haretina azo am io zika io...

....heureusement que le ridicule ne tue pas.....


Ka eto amin'ny finoana sy ilay resaka vetaveta ihany no tena dinika jerentsika Malagasy dia izay angamba no nahatonga an'i Rhaj0 nametraka an'ity teto koa
9. RBNIR ( 04/02/2016 15:50)
rhaj0:

RBNIR:
azon'Andriamanitra atao tsara ny miaro izay olona tiany harovana...

Io pensée magique-nao io ho'a, raha mba tazominao ho anao samy irery ao moa maninona, fa raha ny Ankizy no ampinoanao hoe, i Atra no miaro anao fa tsy ny condom ohatra, dia ao ianao izany, fa angarihan'ny Ankizy fotsiny dia ny ataony ihany no ataony.

hi hi hi.. sady io izao i Vatican fa efa manomboka miova fihira, fa dia ianao RBNIR irery sisa no tavela any eeee[size=5]aleon'olo nyfihiran'i Vatican[/size] :-)

Io indray i rhajo fa mampiteny ahy zavatra tsy noteneniko,
Hatreto, mbola tsy niteny mivantana aho na ilaina ny mampiasa condom na tsia,
Fa ny zavatra tiako ampitaina fotsiny dia hoe tsy misy tokony hatahorana izany resaka aretina izany raha tena miaraka amin'Andriamanitra ianao ka na transmissible par les air aza ny aretina rehefa tena miaraka Aminy ianao tsy tokony hatahotra na kely aza.......
10. rhaj0 ( 04/02/2016 16:02)
RBNIR:
rehefa tena miaraka Aminy ianao tsy tokony hatahotra na kely aza.

Dia ao izany ianao sy ny pensée magique-nao ee... Ny moka (manana ati-doha kely toa loha-paingotra) angaha moa mahalala an'izany fa tsindrominy ao ianao, dia raha miampitapita, ohatra hoe amin-janakao ny virus, dia voan'ny microcephalie ao ny zafikelinao, dia "plan'Atra" hoz'ianao izany izany eee... Plan'Atra hampatonga saina anao, fa TSISY izany plan'Atra izany eo, fa ianao no mila mandray an-tanana ny fiainanao, dia tsy mankany Bresil, na manao condom ets...
11. rhaj0 ( 04/02/2016 16:11)
Fiffi:
....tsy hitako zay hidiran'vatican am haretina azo am io zika io...

....heureusement que le ridicule ne tue pas.....
endriny:
Ka eto amin'ny finoana sy ilay resaka vetaveta ihany no tena dinika jerentsika Malagasy dia izay angamba no nahatonga an'i Rhaj0 nametraka an'ity teto koa

hi hi hi.. ka asiana "tena dinika (tiantsika) jerentsika" azany ve ee..

Indray andro hono ny moka roa ni-balady.. teo ambony kibon'i Faffa... Dia hozy i Moka Zika, hoe izaho hizaha ny any ambony, ary i Ziky hizaha ny any ambany..

Dia rahefa avy samy tany @ nalehany ka niverina nifanatsafa izy roa, dia hoe
- avy any ambony hono i Zika, dia hoe, nanahirana fa mipelipelika be i Faffa sy ny volony sns.. ka tena tonga dia notsindromiko tao..
- fa avy any ambany hono i Ziky, dia hoe, nijapy hotsahotsan'ny train izy tao, dia tafiditra tamina hotsahotsan'ny tunnel mando, dia ...ets...
:-)
12. RBNIR ( 05/02/2016 05:51)
rhaj0:

RBNIR:
rehefa tena miaraka Aminy ianao tsy tokony hatahotra na kely aza.

Dia ao izany ianao sy ny pensée magique-nao ee... Ny moka (manana ati-doha kely toa loha-paingotra) angaha moa mahalala an'izany fa tsindrominy ao ianao, dia raha miampitapita, ohatra hoe amin-janakao ny virus, dia voan'ny microcephalie ao ny zafikelinao, dia "plan'Atra" hoz'ianao izany izany eee... Plan'Atra hampatonga saina anao, fa TSISY izany plan'Atra izany eo, fa ianao no mila mandray an-tanana ny fiainanao, dia tsy mankany Bresil, na manao condom ets...

Ka io tsy ho takatrao mihitsy rhajo raha mbola tsy mino Azy ianao e,
Ny goika, sy ny liona aza baikony rehefa ilaina,
13. rhaj0 ( 05/02/2016 14:14)
RBNIR:
Ka io tsy ho takatrao mihitsy rhajo raha mbola tsy mino Azy ianao e,
Ny goika, sy ny liona aza baikony rehefa ilaina,

Dia izay tantarain'i Belazao ao ve dia inoanao daholo ry RBNIR fa mba mieritrereta ihany f'efa lehibe ny taona eee...

Jereo azany ity
Matio 12:39 Fa Jesosy namaly (..) 40 fa tahaka ny nitoeran’ i Jona hateloan’ andro sy hateloan’ alina tao an-kibon’ ny hazandrano lehibe...

Dia io ho'a..
- i Matio ve no belazao, ka mitantara valamaty, fa hoe, i Jesosy dia manaiky fa i Jona anie ka notelomin'ny baleine, nefa dia mbola velona afaka 3 andro..
- sa i Jesosy mihintsy no, latsaka ambany zaza eny @ garabola, dia minomino zavatra tsy mitombona toa izany "Jona-anaty-baleine-3andro-fa-mbola-velona" izany
14. endriny ( 05/02/2016 15:02)
Rhajo: Tena tsy takatrao mihintsy fa rehefa mino ianao dia lasa dontobe izany ny tenanao ka na kaikerin'ny moka aza ianao dia tsy renao mihintsy... Ary rehefa hanaikitra antsika ny moka, raha mino isika, dia indro ny mostikeran'Atra hiaro antsika ka tsy hisy dian-kaikitra na kely aza eo amin'ny hoditsika. Ary ny Zika sy ny tazo dia alain'Atra mora avy ao amin'ny rantsika amin'ny alalan'ny fantsona majika.
15. rhaj0 ( 05/02/2016 15:15)
RBNIR:
rehefa tena miaraka Aminy ianao tsy tokony hatahotra na kely aza.
rhaj0:
Dia ao izany ianao sy ny pensée magique-nao ee... Ny moka (manana ati-doha kely toa loha-paingotra) angaha moa mahalala an'izany fa tsindrominy ao ianao...

Dia izao izao @ io Zika io, dia any @ quartier mahantra ao Bresil, bidonville, maloto sy feno rano mihandrona, any ilay moka no tena mamely.

ka ahoana ny teorianao @ io ry RBNIR aaa? TSY tokony "hahatahotra" izany ireo mahantra ireo??

Ny fahitako azy (ironie ito), dia
- tena kapohan'Atra ireo olona ireo, ary ilay zanak'olona mihintsy no ataon'Atra lasa kely loha... asa fa dia nahoana loatrany azany... Nefa anie rizareo Bresiliana ka katolika mafana fo, ary efa amina zenerasio betsaka lavitra noho ny razanao ry RBNIR eee...
- Sa moa.. satria mahantra zareo? sa koa, sady mpirevy samba (sy sex).. ary dia aleo ohatra ny aty Kanada aty tsy mba pehaNY, ka hoe, tian'ny moka ny mivelona anaty lanezy..

Sa moa hoe... ny anaripahana ny hafa moa (ohatra ny Ejipsiana, na koa ny Bresiliana eto izany), hozy ry RBNIR sy ny Kristiana namany izay, dia ny itsinjovana ny sasany (ny Israeliana sy ny Kanadiana eto ohatra izany), izay "tena vahoakan'Atra"???


(ajanony any @ izay ho'a ilay pensée magique... fa tena tsisy idiran'izany @ fiainana)
16. RBNIR ( 05/02/2016 15:50)
rhaj0:

Matio 12:39 Fa Jesosy namaly (..) 40 fa tahaka ny nitoeran’ i Jona hateloan’ andro sy hateloan’ alina tao an-kibon’ ny hazandrano lehibe...

Tohizo ny teny dia ho fantatrao ny tian'i JEsosy ambara e!
« fa tahaka ny nitoeran'i Jona hateloan'andro sy hateloan'alina tao an-kibon'ny hazandrano lehibe, dia toy izany no hitoeran'ny Zanak'olona hateloan'Andro sy hateloan'alina ao anatin'ny tany. » (Mat;12:40)

Tsy misy zavatra tsy hain'Andriamanitra fa na dia maty 3 andro aza mbola hainy ny mamelona azy......
17. RBNIR ( 05/02/2016 15:53)
Any brezilianina ny azy namana, azy sy Andriamanitra izany (tsy fantatro)
Izaho kosa anefa mino, fa raha misy olona matahotra an'Andriamanitra ao dia hain'Andriamanitra ny miaro azy ka tsy hatahotra izay rehetra mitranga any izy....
18. RBNIR ( 05/02/2016 16:04)
19. rhaj0 ( 05/02/2016 16:08)
Eny ho'a... dia rahefa lasa kely loha ny zanany, ary efa betsaka ny zaza voa izao isika miteny izao, dia lazainao fa planin'Atra daholo koa izany eee..

Soa ihany ho'a fa efa TSISY mpihaino intsony ny toatoan'ny kabarinao izany ee.. ka hoe 'ndana midonana-poana-be-vavaka-incantation ao fotsiny, dia manantena fa tsy hanindrona ny moka... Ny olona izao mikezaka mandray an-tanana ny fiainany daholo.. ary miady saina ny amboarana vaksiny sy hanadihady ny risque rehetra
20. RBNIR ( 05/02/2016 16:09)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4014