Zika sy ny ... finoana

41. tealala ( 15/02/2016 18:02)
Raha fintinina dia hoe tsara raha manaraka ny "idéologiako" ianareo fa tsy manaraka an'i JEsosy (badolahy sady belazao tamin'ny taona 0)....
Envieux B mihitsy ange ianao ity amin'i Jesosy e! (idem pour tealala) fa tsy hahavita ny vitany hoy aho ianareo!!!!
Mba menatra e!!!
????
RBNIR, ny andriamanitrao jiosy, ny apostolinao rehetra ankoatran'i Herinirina jiosy.. dia ny "idéologiako"(nao) no arahina?
42. RBNIR ( 16/02/2016 00:39)

tealala:

Izaho dia manaraka ny fampianaran'i Jesosy, fa i rhajo (sy ianao) no tiako horesahina amin'io...
Mipetraka amin'ny fitoerana iray mitovy amin'i fitoerana hipetrahan'i Jesosy (na miohatra mihitsy aza satria manambany Azy)......
43. tealala ( 16/02/2016 02:58)
ka ilay izy anie ianareo no nanambony azy e, olona anie iny no nataonareo andriamanitra e, omeko rhoy 2 ianao dia safidio izay mety aminao :
http://www.aish.fr/israel/monde_juif/Pourquoi_les_Juifs_ne_croient_pas_en_Jesus.html
http://www.lamed.fr/index.php?id=1&art=657
fa tsy hoe izahay no manambany azy, ny testamenta taloha anareo ihany aza no milaza fa tsy messi izy ko.
afaka tsy manaiky ianao ah, fa tadidio hoe testamenta taloha no milaza an ireo.
44. RBNIR ( 16/02/2016 05:00)

Ka inona moa izany fa dia tanteraka ara-bakiteny aminareo anie izany ny voasoratra ao amin'ny bokin'ny joda tealala e!!!

Tsongaiko manokana....
Fa misy olona sasany efa niditra misokosoko, izay voasoratra fahiny ho amin’ izany fahamelohana izany, dia olona ratsy fanahy izay mamadika ny fahasoavan’ Andriamanitsika ho fijejojejoana sady mandà ny Andrian-tokana, dia Jesosy Kristy Tompontsika.....
45. RBNIR ( 16/02/2016 05:11)
Nareo tsy mipetraka amin'ny maha jiosy (gasy) anareo fa "miditra misokosoko".....dia avy eo mandà ny Andrian-tokana, dia Jesosy Kristy Tomponay......
46. RBNIR ( 16/02/2016 05:27)
Fa, diniho ihany fa ratsy B anie ny tohiny ao amin'ilay joda e!!!

11 Hahita loza izy! fa efa nandeha tamin’ ny làlan’ i Kaina, sady efa nimaona fatratra hanaraka ny fahadisoan’ i Balama hahazoany tamby, ary efa ringana tamin’ ny fiodinan’ i Kora izy.

Tsy aleo mandini-tena dia miova avy hatrany???
47. RBNIR ( 16/02/2016 05:34)
Rehefa nanaraka an'ilay rohy nozarainao iry ambony aho dia vao maika tena LOZA B fa kay "tena antikristy" koa kay ianao (reo).....

« Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an'i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy*, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka.  » (1 Jao.2:22)
« Fa maro ny mpamitaka efa lasa any amin'izao tontolo izao, dia ireny tsy manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesosy Kristy. Izy no mpamitaka sy antikristy. » (2 Jao.7)

Ianareo mbola miandry "messia" hafa fa nandà Azy!!!!

Tena raha izaho ianao mibebaka aho!!!
48. RBNIR ( 16/02/2016 05:40)
P.S: IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!

Tsy mandainga ny soratra masina fa mibaribary ankehitrin'ny ny toetran'ny olona tsi11 avy:

« Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo. » (Heb.4:12)

Vakiana fotsiny sisa e!!!
49. RBNIR ( 16/02/2016 11:54)
Mibebaha fa mbola tsy tara matoa maharay izao teny izao......
50. rhaj0 ( 16/02/2016 12:11)
RBNIR:
P.S: IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!

an an... dia ny fahitako ny ventesinao eto re ry RBNIR dia hoe..

IZAY MANANA IMAGINATION, DIA AOKA HI-IMAGINER...
51. tealala ( 16/02/2016 16:05)

RBNIR:

tealala:

ka ilay izy anie ianareo no nanambony azy e, olona anie iny no nataonareo andriamanitra e, omeko rhoy 2 ianao dia safidio izay mety aminao :
http://www.aish.fr/israel/monde_juif/Pourquoi_les_Juifs_ne_croient_pas_en_Jesus.html
http://www.lamed.fr/index.php?id=1&art=657
fa tsy hoe izahay no manambany azy, ny testamenta taloha anareo ihany aza no milaza fa tsy messi izy ko.
afaka tsy manaiky ianao ah, fa tadidio hoe testamenta taloha no milaza an ireo.

Ka inona moa izany fa dia tanteraka ara-bakiteny aminareo anie izany ny voasoratra ao amin'ny bokin'ny joda tealala e!!!

Tsongaiko manokana....
Fa misy olona sasany efa niditra misokosoko, izay voasoratra fahiny ho amin’ izany fahamelohana izany, dia olona ratsy fanahy izay mamadika ny fahasoavan’ Andriamanitsika ho fijejojejoana sady mandà ny Andrian-tokana, dia Jesosy Kristy Tompontsika.....

fa testamenta vaovao ihany izany no tena iankinanareo e?
sa ny fanekena taloha moa izany tsy idirana lalina?
52. tealala ( 16/02/2016 16:09)

RBNIR:

Nareo tsy mipetraka amin'ny maha jiosy (gasy) anareo fa "miditra misokosoko".....dia avy eo mandà ny Andrian-tokana, dia Jesosy Kristy Tomponay......

haitsiko kely tsy jiosy gasy izany za ka.
Ianreo anie io manao fomban'ny jiosy io e, manao sabata sabotsy, dia manome ampahafolon'karena sns... anefa ilay fampianarana katesizy ihany.
Andriamanitra tokana no inoko ka, fa i jesosy nareo olona ko, ny anareo anie maro be ny andriamanitra e.
53. tealala ( 16/02/2016 16:22)

RBNIR:

Rehefa nanaraka an'ilay rohy nozarainao iry ambony aho dia vao maika tena LOZA B fa kay "tena antikristy" koa kay ianao (reo).....

« Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an'i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy*, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka.  » (1 Jao.2:22)
« Fa maro ny mpamitaka efa lasa any amin'izao tontolo izao, dia ireny tsy manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesosy Kristy. Izy no mpamitaka sy antikristy. » (2 Jao.7)

Ianareo mbola miandry "messia" hafa fa nandà Azy!!!!

Tena raha izaho ianao mibebaka aho!!!

antikristy , ie rehefa izay moa ny mahalaza azy tsy maninona, ary ianareo dia moa izany polythéistes?
dia porofoy ao anaty testamenta taloha ary fa tena messia indray izy e
54. RBNIR ( 17/02/2016 02:27)
Zavatra tsy fantatrao ireny ao amin'ny testameta vaovao ireny tealala, ka dia nampahafantarina anao fa ny momba anao sy ireo tahaka anao anie efa 2000 taona lasa izay no efa nampahafantaran'i Jesosy azy e!!!
Rehefa tsy tonga saina amin'izany ianao fa tena "teny velona" marina no nentia teto aminao dia anao sy Azy sisa fa dia vita ny adidy araka ilay fiteny....

Ity ilay famantarana nomena mba hamantarana Azy ka rehefa tsy mino ianao dia afaka adidy tanteraka ny tenako...

« Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan'anaka ny virijina* ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe Imanoela**.  » (Isa.7:14)

Anjely iray no nirahina mba hanamarina amin'ny olona ny fahatongavan'izany taty aoriana....

« Fa raha mbola nisaina izany izy, indro, nisy anjelin'ny Tompo niseho taminy tamin'ny nofy ka nanao hoe: Ry Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hampakatra an'i Maria vadinao; fa ny Zaza ao an-kibony dia avy amin'ny Fanahy Masina, » (Mat.1:20)
« ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy*; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany. [*Jesosy = Jehovah no Mpamonjy] » (Mat.1:21)
« Ary izany rehetra izany dia tonga mba hahatanteraka izay nampilazain'ny Tompo ny mpaminany* hoe: [*Gr. profeta dia olona voafidin'Andriamanitra ho mpilaza ny teniny] » (Mat.1:22)« Indro, ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; Ary ny anarany hataon'ny olona hoe Imanoela (Isa. 7. 14), izany hoe, raha adika: Amintsika Andriamanitra. » (Mat.1:23)
55. tealala ( 17/02/2016 02:55)
Raisiko ihany ilay Isa 7:14 "Ah certes! Le Seigneur vous donne de lui-même un signe: Voici, la jeune femme est devenue enceinte, elle va mettre au monde un fils, qu'elle appellera Immanouel."
Immanouel dia midika hoe miaraka amin'isika andriamanitra => dia nadikanareo kristianina fotsiny hoe andriamanitra.
raha nandinika ilay rohy ianao dia misy milaza ity ao "Ry Josefa, zanak'i Davida"
1)i josefa dia marina fa zanany fa tsy avy amin'ny salomon, ny messia anefa dia avy amin'ny salomon zanak'i davida
2) i jesosy dia zanaka natsangan'i josefa fa tsy tena zanany. tsy zanak'i davida izany izy.
3)raha itany ianao hoe i maria zanak'i davida dia ny baiboly vakina milaza fa ny rain'ny messia no zanak'i davida.
> mifanohtra ny zavatra lazain'ilay boky 2 natambatra.
56. RBNIR ( 17/02/2016 04:38)

Mbola tsy miresaka hoe avy aizao no niantsoana an'i JEsosy ho Andriamanitra aho aloha, fa nanontany porofo ianao amin'ilay hoe Mesia dia nomeko hoe tanteraka taminy ilay hoe voasoratra tao amin'ny Isa.7:14, ary anjely iray no nirahina hanambara ny fahatanterahan'izany.....
57. tealala ( 17/02/2016 05:33)
porofo manohitra anareo io a
58. tealala ( 17/02/2016 05:49)
ny anareo anie ilay messia dia andriamanitra e..omeo porofo ary fa zanak i David izy e..
dia raha andriamanitra ko ny tokana dia teneno hoe firy no mipoitra ao am Daniel 7 iny
59. rhaj0 ( 17/02/2016 14:58)
Asa ho'a raha mba mi-click aminareo, fa dia revo dia revo ery nareo mampiady karajia mafy hono izany, @ hoe, i Davida eee.. i Jozefa eee... i Daniela eee... i Manouela eee..

Dia inona no idiranao (sy ny razanao) @ izany tantara-angano rehetra izany...

Nefa indray moa, kay moa nisy t@ razantsika, araka ny notaterin'i Flacourt, dia niresaka an'i Ragibourail... i Gabriel io.. fa i Jesosy no tsy fantany.. nefa indray toa fantany i Mariam.. Izay ny fandehan'ny tantara-angano nifampitapitaina t@ razantsika izany...
60. tealala ( 17/02/2016 17:02)
Adam no hidirany ry rhaj0 a, ny anareo manko tsy misy idirany :D fa ny darwinien par hasard no idirany amin'izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3863