Zika sy ny ... finoana
21. RBNIR
(
05/02/2016 16:14)
Ô tendre PERE,
Laisse moi t'écrire un champs d'amour,
Restons ensemble pour toujours,
Il a mis fin au règne de mes souffrance, ainsi qu'à mes errances,
Et devant tous mes defits,
En lui je me confie.........
JE L'AIME JE L'AIME JE L'ADORE.........

22. rhaj0
(
05/02/2016 16:29)
(ataovy @ teny gasy kosany ry RBNIR fa dia tena arianareo ve ny revin'ny Ntaolo sy ny haiteniny aaa..)
23. rhaj0
(
09/02/2016 23:36)
endriny:
Rhajo: Tena tsy takatrao mihintsy fa rehefa mino ianao dia lasa dontobe izany ny tenanao ka na kaikerin'ny moka aza ianao dia tsy renao mihintsy... Ary rehefa hanaikitra antsika ny moka, raha mino isika, dia indro ny mostikeran'Atra hiaro antsika ka tsy hisy dian-kaikitra na kely aza eo amin'ny hoditsika. Ary ny Zika sy ny tazo dia alain'Atra mora avy ao amin'ny rantsika amin'ny alalan'ny fantsona majika.
"rehefa mino ianao dia lasa dontobe izany"...
Vanitika dia ampy :-)
Serieux, fa tena mino tokoany ve ry Mpino (toa an'i RBNIR) ho'a hoe, ho arovan'Atra @ virus Zika izy raha mandehandeha any Bresil any ?
io ilay nampivanitika gaigy anay taty Montreal taty... rahefa fahavaratra, dia mba feno moka koa aty. Dia nijery fety ilay ranamanay iray izay. Dia gaga izy, fa izy sy ny fianakaviany gasy kely ihany no nokaikerin'ny moka, fa ireo Montrealais hafa rehetra toa falifaly mivanitika nijery fety.
Dia hozy ranamana.. raciste mihintsy kosa angamba ny moka aty Montreal aty kah... aiza ve ka izahay mainty ihany no tsindrominy.
Kay avy eo ilery vao tonga saina, fa ny olona nihosotra lotion antimoustique daholo :-)
24. endriny
(
10/02/2016 05:18)
Hihihihi.. Toa mampatsiahy ahy ilay fony taloha ela be izay...
"Ny SIDA dia aretin'ny PD sy ny HOMO, ka tsy tokony atahorantsika mpino sy mpanaraka ny didin'i Jesosy..."
Ny Katolika Raomanina moa hatram'izao dia mbola mandrara ny fampiasana kapaoty, fa mampitombo ny fijangajangana hono...

25. RBNIR
(
11/02/2016 10:15)
rhaj0:
"rehefa mino ianao dia lasa dontobe izany"...
Vanitika dia ampy :-)
Serieux, fa tena mino tokoany ve ry Mpino (toa an'i RBNIR) ho'a hoe, ho arovan'Atra @ virus Zika izy raha mandehandeha any Bresil any ?
io ilay nampivanitika gaigy anay taty Montreal taty... rahefa fahavaratra, dia mba feno moka koa aty. Dia nijery fety ilay ranamanay iray izay. Dia gaga izy, fa izy sy ny fianakaviany gasy kely ihany no nokaikerin'ny moka, fa ireo Montrealais hafa rehetra toa falifaly mivanitika nijery fety.
Dia hozy ranamana.. raciste mihintsy kosa angamba ny moka aty Montreal aty kah... aiza ve ka izahay mainty ihany no tsindrominy.
Kay avy eo ilery vao tonga saina, fa ny olona nihosotra lotion antimoustique daholo :-)
Tsy otran'izay ny miaraka amin'Andriamanitra fa mila fahendrena io rhajo a!
Tsy azo atao ny maka fanahy an'Andriamanitra (Jesosy aza tsy sahy naka fanahy an'Andriamanitra). tsy hoe rehefa zanak'Andriamanitra dia hisangy loza na koa hisotro poizina satria izay no voasoratra (izay ihany koa no nahatonga ahy hiteny anao hoe tsy ara-bakiteny io ).....
Tsy hoe, satria fantatro fa hiaro ahy Izy dia hisetrasetra aho, fa raha hiaro ahy Izy dia misy antony izany.Tiany ho hitan'ny olona miavaka tsara ny manompo Azy sy ny tsy manompo Azy....
« Ka dia ho hitanareo indray ny tsi-fitovian'ny marina sy ny meloka, dia ny manompo an'Andriamanitra sy ny tsy manompo Azy. » (Mal.3:18)
26. tealala
(
11/02/2016 10:33)
"Tsy azo atao ny maka fanahy an'Andriamanitra (Jesosy aza tsy sahy naka fanahy an'Andriamanitra). tsy hoe rehefa zanak'Andriamanitra dia hisangy loza na koa hisotro poizina satria izay no voasoratra "
Izao moa no zavatra lazainareo ko aiza ilay olona no ho resinareo lahatra.. izaho aza mpino tsy mino an i jesosy

27. endriny
(
11/02/2016 11:14)
Misy moka mahafantatra olona kristianina sy Silamo sy Jiosy ary Jentilisa ihany koa a... ireo no mokan'Atra.. nalefa handripaka izay tsy mino...
Ary nasian'Atra viriosy tao an-kibon'ny moka, ka nirahiny ireo handripaka izay tsy mihaino ny mpitory sy ny pasitera ary ny mopera... fa ho avy ny andro farany ka mba ny olo-marina no andova ny tany
Amen

28. RBNIR
(
11/02/2016 11:14)
tealala:
"zao moa no zavatra lazainareo ko aiza ilay olona no ho resinareo lahatra.. izaho aza mpino tsy mino an i jesosy
Tena "mpino" marina v ianao ry tealala????
« Izay mino ny Zanak'Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny; izay tsy mino an'Andriamanitra dia efa nampandainga Ary, satria tsy mino ny fanambarana izay nanambaran'Andriamanitra ny Zanany izy. » (1 Jao.5:10)
Raha arak'io teny io izao, Ianao dia tafiditra ho isan'ireo "mampandainga an'Andriamanitra ihany koa satria tsy mety mino ny Zanaka.....
Ka tsy mpino ianao tealala fa "mihevitra" ny tenanao ho mpino a!!!
29. rhaj0
(
11/02/2016 11:25)
RBNIR:
Tena "mpino" marina v ianao ry tealala????
Mitsatsaingoka kely fotsiny... ao izany teo ny "tena izy", dia izao indray ny "tena mpino"... hi hi hi.. sampona mihintsy ireto mpisavika finoan'olona (canaanites) ireto, manantena (dia miady) ny handova ny fanjakan'ny lanitra (an'ny canaanites)... ihomehezan'ny canaanites fotisny iana(re)o eee.... vita tsatsaingoka.
30. tealala
(
11/02/2016 12:16)
"Ka tsy mpino ianao tealala fa "mihevitra" ny tenanao ho mpino a!!!"
Eny ary tsy mpino aho raha ny kristianisma anareo no jerena, rehefa i jaona sy ny sasany no miteny a.
ny mpitsatsaingoka moa izany dia ny fanjakan'ny lanitra indray no lazainy fa hokatsahiko hahahaha!!!! aza mampiomehy re ry rhaj0, mahalatsaka mihitsy, mino ny lanitra sns anefa athé, la "faites l'amour pas la guerre" mo?

31. rhaj0
(
11/02/2016 12:43)
K'inona indray azany no katsahin'i Tealala ao eee... maninona no misavika finoan'olona... f'angaha ny finoan'ny razanao tsy mety? (na dia naha-botrabotra azy koa azany) :-)
32. tealala
(
11/02/2016 12:49)
hahahahaha!!! fa lasa zazakely nga i rhaj0 e, dia raha valiko i rhaj0 hoe ianao ve mino an'ilay hoe "rano" t@ 47? sa misavika tsy finoana koa ianao
33. tealala
(
11/02/2016 12:55)
sa tian'i rhaj0 saviako daholo na ny athéisma na ny jodaisma ny herinirinaisma sns?
ilay jodaisma lazainao fa savihiko : izao tsy jiosy (efa averiko foana fa tsy maninona), io koa tsy religion fa "mode de vie" efa national io any aminy e, ny religion nao eto opuim, mannofy eny dia mahita hoe hahazo lanitra vaovao, jiosy amin'io ilay andriamanitra a.
manao olona ho andriamanitra = humanisme = athé = chrétien.

34. tealala
(
11/02/2016 12:58)
"katsahin'i Tealala ao eee" tahaka ny anao ihany ka : "la paix dans le monde" fa amin'ny "genocide" 'ny olona mamono olona bobaka be, izay antsoiko hoe justice.
35. rhaj0
(
11/02/2016 17:24)
FA dia izaho ve moa haninona, fa
1- tsara raha mitady "la paix dans le monde" iana(re)o kah...
2- tsara koa rahefa TSY mandrevirevy-gaigy an'izany "fiainana any an-koatra" izany, fa ny eto an-tany ihany no fiainanao, ary rehefa maty ny mekanika dia vita...
3- raha mihevitra ianao fa izany Andrmntr'Israely izany no "namorona" na ny planeta Latera, na ny galakisia, na raolona tao Canaanites ka hatrany Amazonia, na ny vato na ny rivotra, dia rahefa TSY maneritery ny fi(s)ainan'ny olona ianao, fa ny fi(s)ainanao ao ihany no teriterenao ao, dia reveo ao azany kouh..
4- fa asa ianao raha mbola @ ilay hoe "apetrakao an-tanan'i Jehovah ny fiainanao", na koa hoe, fariparitanao toa rambon'osy ao hoe, ny AndrmntrAO no manao an'izao sy izao.. Io koa dia reveo ao ny anao rahefa TSY maneritery ny fi(s)ainan'ny olona sy ny fiaraha-monina ho'a eee...

36. tealala
(
12/02/2016 18:52)
Izaho anie tsy naneritery ny fisainan'i rhaj0, azafady ary tsy mbola nanoratra teto aho hoe "rhaj0 hinoy ny Andriamanitr'Israely raha tsy izany ..." fa ny zavatra nolazaiko dia ilay immagination collective-nay niainga tao anaty boky tonta be hoe misy ilay nahary.
37. rhaj0
(
12/02/2016 19:10)
okey dokey.. fa favy izany rahefa TSY maneritery ny fi(s)ainan'ny olona hafa (izaho anisany, dia ny Ankizy koa) ianareo ee... Hainao ihany mantsy ny Mpino hafa namanao, fa tena mamango io araka ny filazanao azy io hoe, "wah-wah-wah.. raha tsy izany... gna-gna-gna" :-)
39. RBNIR
(
14/02/2016 14:34)
rhaj0:
FA dia izaho ve moa haninona, fa
1- tsara raha mitady "la paix dans le monde" iana(re)o kah...
2- tsara koa rahefa TSY mandrevirevy-gaigy an'izany "fiainana any an-koatra" izany, fa ny eto an-tany ihany no fiainanao, ary rehefa maty ny mekanika dia vita...
3- raha mihevitra ianao fa izany Andrmntr'Israely izany no "namorona" na ny planeta Latera, na ny galakisia, na raolona tao Canaanites ka hatrany Amazonia, na ny vato na ny rivotra, dia rahefa TSY maneritery ny fi(s)ainan'ny olona ianao, fa ny fi(s)ainanao ao ihany no teriterenao ao, dia reveo ao azany kouh..
4- fa asa ianao raha mbola @ ilay hoe "apetrakao an-tanan'i Jehovah ny fiainanao", na koa hoe, fariparitanao toa rambon'osy ao hoe, ny AndrmntrAO no manao an'izao sy izao.. Io koa dia reveo ao ny anao rahefa TSY maneritery ny fi(s)ainan'ny olona sy ny fiaraha-monina ho'a eee...
Raha fintinina dia hoe tsara raha manaraka ny "idéologiako" ianareo fa tsy manaraka an'i JEsosy (badolahy sady belazao tamin'ny taona 0)....
Envieux B mihitsy ange ianao ity amin'i Jesosy e! (idem pour tealala) fa tsy hahavita ny vitany hoy aho ianareo!!!!
Mba menatra e!!!
40. rhaj0
(
15/02/2016 03:26)
hozy aho hoe "reveo ao azany kouh" sy koa hoe "reveo ao ny anao", dia ... nofintinin'i RBNIr hoe "tsara raha manaraka ny "idéologiako" ianareo.."
hi hi hi... reraka ianao ao izany RBNIR.. Fa... tsy manome hery intsony angaha ny vavaka? :-)