Hoy ny gazety

charminggirl5 ( 18/02/2020 19:46)
Salama daholo, Hi All, My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons! Ity misy Blog iray izay amiko, analyse object... tohiny
harisoa32 ( 25/08/2019 07:08)
Misy blog interessant ity mikasika an’i Dago, ny toekarena, ny resaka administrations, ny velabelatra @ resaka toekarena ary koa ny resaka immigration en général; ary resaka maro samihafa koa (CL... tohiny
harisoa32 ( 21/06/2019 16:02)
Bjr daholo ry havana rehetra, Tsara ho fantatrao raha maniry hiantra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samihafa ary koa raha tia hitsabo-tena ianao. Alternative... tohiny
hasina34 ( 14/06/2019 18:36)
Les voitures françaises sont-elles de mauvaise qualité ? La fiabilité des Renault, Citroën et Peugeot est sévèrement jugée par l'enquête du groupe Motor Presse auprès de 220.000 lecteurs d... tohiny
elien8 ( 11/11/2018 06:47)
bonjour miarahaba antsika rehetra ato anatiny fandaharana ity ! misy hafatra avy aminy gazety hoe tsy misy deuxieme tours hono tonga dia vita ny élection présidentielle marina ve izany e ! sa ahoana... tohiny
alexandra32 ( 23/09/2017 06:55)
Salamana daholo isika rehatra, Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa... tohiny
ranjafirmin ( 26/04/2016 19:00)
Ten marn ve r reto hoe n tsinjona POLIO hon mapien n andrompiainan d entin andrimpahn n oln aty @ tan mahantr hon le izy.. Az entketn mtsinjon an zw vaksiny zw n zanakrw f otran tad ho rats le vazah a... tohiny
endriny ( 11/03/2016 15:05)
[url=http://www.moov.mg/]eto jerena aza fady[/url] 25 Milliard ar hihihihihi betsaka dia betsaka hono. Fa aleo aza jerena kely 25.000.000.000 ar = 75.000.000.000 fmg (Toa vao maika nitombo) 75.000.... tohiny
novalian'i ilafy ny 16/09/2017 09:34
seul110 ( 03/09/2015 07:39)
Ô ry reto a! mba ontsa ihany ny tena amin'ity resaka Jean Pierre ty e! tsy hita fa mba teny amin'ny anjerimanontolo ihany ny tena nanovo fahalalana de nahita ny zavatra takian'ny mpianatra fa tsy dia... tohiny
novalian'i sitlo ny 15/09/2015 19:27
endriny ( 08/05/2015 12:14)
Dia gaga ianao no malahelo fa dia nosoratan'ny moov eo amin'ny pejy voalohany mihintsy amin'ny tenin'ny mpanjaka mba ho hitan'izao tontolo izao fa tsy manjary ny Malagasy...... tohiny
novalian'i elien8 ny 11/11/2018 06:50
bazylou ( 05/05/2015 18:27)
azo sary ny angatr'ilay zazakely maty........ Asa aloha ,,,???? beuurrk... tohiny
novalian'i Aloka24 ny 19/06/2019 10:25
endriny ( 20/03/2015 05:26)
Dia gaga ianao... Fa mba taiza aza ilay mpanao gazety no nianatra... Fa maninona raha nolazaina hoe un francais d'origine Malgache... ... tohiny
novalian'i ilafy ny 16/09/2017 09:36
endriny ( 05/02/2015 17:56)
Dia mampahonena zareo... fa sady nesorina ny masony no nalaina ny atidohany. Teo koa ilay Tovolahy novoin'ny zandary ... Asa ihany hoy Bela izay... tohiny
novalian'i booboo ny 06/02/2015 08:51
hery ( 17/01/2015 19:19)
Nisy nanaparitaka sy nilaza hoe sary teny Mahamasina nandritra ny rivodoza teo ity sary eto ambany ity. Rehefa natao anefa ny fanadihadiana dia sarin'ny Kianja Kota Bharu any Malaisie izy ity. Ireo am... tohiny
novalian'i Maningana ny 15/09/2015 09:46
mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:30)
Voakiana lava ny mpanao gazety rehefa mamelaka ! Nahoana no tsy hamelaka koa ''Ohatrinona moa ny karama omena azy ireo raha manana maitrise en lettre na nandalina SamisEsic 6 ans izy !? 1 millions 5 !... tohiny
mpisotrtoaka ( 16/10/2014 08:22)
Salama daholo ny mpisera rehetra ! Eto amintsika ve ts maintsy manana diplôma momba ny asa fanaovan-gazety vao misy mandray ho mpanao gazety !? Sa rehefa miasa an-gazety ela ka ampy traik'efa d efa i... tohiny
rabaradaka ( 11/09/2014 06:06)
Mba ahoana ihany ireto mpanao gazety malagasy omena 5000 ariary dia sahy mamoaka lahatsoratra manindrahindra olona nefa tsy alehany akory. Tsy alehany nama ny journaliste malagasy a ! sady tia vola ne... tohiny
nygasysoafifameno ( 28/04/2013 23:00)
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ... tohiny
novalian'i ilafy ny 16/09/2017 09:40
milamm ( 17/04/2013 15:33)
Sombitsombim-baovao voaray zaraina ,mirongatra tokoa ny fakana takalon'aina vahiny eto M.kara atr@ 2009 nakaty, roa andro lasa izay Alatsinainy hariva dia teratany frantsay monina 10 volana teto amits... tohiny
Blackeagle ( 13/02/2013 10:59)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... tohiny
novalian'i endriny ny 24/05/2013 04:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0651