ANTSO AVO FANAIRANA AVO Madagasikara 2013

1. nygasysoafifameno ( 28/04/2013 23:00)
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ho avy, raha tsy izao isika dia mitandrina. Efa VOAPOIZINA sahady indray ny FIFIDIANANA filoham-pirenena 2013 (53 taona izao 1960-2013)ka ilàna Haijery (vision) Haifanadiadiana mamohitra ireo POIZINA famotehana sy ireo OLANA IFOTONY ary ny VAHAOLANA matotra sy maharitra tsy azontsika zanany idivirana intsony ho ataontsika ho an'i Madagasikara...TONGAVA ary mamaky ny vaovao sady fanabeazana olom-pirenena, dia ampitapitao ilazo ireo havana, namana sy tapaka hijery ity blogue ity dia MIRARY SOA e www.madagascar-animtaion-culturelle.bloguespot.com
Mirary soa
Pr TAHINA
novalian'i ilafy ny 16/09/2017 09:40
2. ilafy ( 16/09/2017 09:40)
tsy azoko mihintsy aloha ny zavatra tianao ho lazaina e fa ra momba ny madagasikara aloha e dia efa tsy afaka intsony isika saika afaka ihany t@ ravalomana fa dondrina be dia tao e mahereza e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3964