You are here: home > Forum

ASANA MPANAO GAZETY

Lohahevitra : Hoy ny gazety
Fitohizan'ny hafatra : ASANA MPANAO GAZETY
Valiny : 0
mpisotrtoaka - 16/10/2014 08:22
Salama daholo ny mpisera rehetra ! Eto amintsika ve ts maintsy manana diplôma momba ny asa fanaovan-gazety vao misy mandray ho mpanao gazety !? Sa rehefa miasa an-gazety ela ka ampy traik'efa d efa izy izay !
Valio | Miverina eny ambony