tsy (...) ho marina daoly zay ambarany

41. gasy1zay ( 23/01/2020 15:32)

RBNIR:

efa novakiko tsara io fa resaka "famorana" no tena fototry ny resaka tao gasy1zay...
manaporofo izany ny voasoratra eo amin'ny sora-mandry...« [Ny nifandiran'ny sasany ny amin'ny famorana, sy ny nataon'ny Apostoly sy ny loholona tany Jerosalema tamin'izany] Ary ny olona sasany izay nidina avy tany Jodia nampianatra ny rahalahy hoe: Raha tsy forana araka ny fanaon'i Mosesy ianareo, dia tsy azo vonjena. » (Asan'ny Apostoly 15:1)

Vakio tsara hoy aho fa aza maimaika :

ACTE 15: 5 : mais quelques anciens membres du partie des pharisiens qui sont devenus des croyants intervinrent pour soutenir qu'il fallait absolument circoncire les non-juifs bold textet leur ordonner d'observer la loi de Moisebold text

42. RBNIR ( 24/01/2020 05:32)
gasy1zay:

Vakio tsara hoy aho fa aza maimaika :

ACTE 15: 5 : mais quelques anciens membres du partie des pharisiens qui sont devenus des croyants intervinrent pour soutenir qu'il fallait absolument circoncire les non-juifs bold textet leur ordonner d'observer la loi de Moisebold text

Efa ady hevitra be tato ireo lalalan'i moise voalaza ao amin'ny asa.15 io ka ao ianao mijery azy fa tsy miova ny fanazavana....

http://forum.serasera.org/forum/message/m5d48792635873#m5d5a3b0897698
43. gasy1zay ( 24/01/2020 11:14)

ka mazava be io fa ny lalan'ny Mosesy rehetra no nentina notapahin'ny apostoly teo fa tsy famorana fotsiny izany fa i RBNIR moa na dia aseho mazava azy ary ny toko sy andininy dia tsy manaiky mintsy raha vao mifanipaka @ fampianarana azony, tandremo fa sao dia ny fampianarana azonao no ho lasa sampy ambonin'ny tenin'Andriamanitra, averiko ihany ny tena fiangonana dia tsy ilay toerana alehanao mivavaka fa ilay fiangonana tsy hita maso tenan'i Kristy ahafahanao tafaray aminy miraka amin'ireo voavonjy rehetra Rom 12:5 ...nous formons ensemble un seul corps par notre union a Christ...

Io no tena fiangonana RBNIR a fa tsy ny fiangonan'i Pasitera Nirina akory

Raha te hahantanteraka ny lalana iray manontolo ianao dia tsy mila manao 1/10, mifady kisoa na biby maloto, manaja ny andro sabata ...fa vakio Gal 5:14 tanterakao daoly ny voalazan'ny lalana rehefa tanterakao io : tiavo ny namanao toy ny tenanao

Amen!
44. RBNIR ( 24/01/2020 11:35)

Efa mba nanaraka tsara ilay rohy v aloha i gasy1zay vao namaly....?

nanazava aho any hoe tsy ny lalàn'i mosesy rehetra io tenenina io hoy aho satria ny didy folo koa ange mbola anisan'ny lalàn'i mosesy e!

Sa ianareo manaiky hoe tsy maninona ny zaza na tsy manoa ray sy reny aza, tsy maninona na dia manompo Andriamanitra hafa asa, tsy maninona na dia manao sarinjavatra hafa haza, tsy maninona na dia manao vavolombelona mandainga aza , tsy maninona na dia mangalatra aza????

45. RBNIR ( 24/01/2020 12:00)
« Ary tandremo izay asain'i Jehovah Andriamanitrao hotandremana handehananao amin'ny lalany hitandremanao ny lalàny sy ny didiny sy ny fitsipiny ary ny teni-vavolombelony, araka ny voasoratra ao amin'ny lalan'i Mosesy, mba hataonao lavorary avokoa izay rehetra hataonao sy izay rehetra halehanao, » (1 Mpanjaka 2:3)
ireo no atao hoe lalàn'i mosesy : lalàna, didy, fitsipika ary ny teni-vavolombelona

ny didy 10 = teni-vavolombelona (Eks.31:18) dia tafiditra soamatsara mihitsy ao anaty lalàn'i Mosesy....araka io teny eo ambony io

ity no porofo fa didy 10=teni-vavolombelona...
« [Ny nanomezan'Andriamanitra ny vato fisaka izay nisy ny Lalàna] Ary rehefa vita ny teny nataony tamin'i Mosesy tao an-tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny vato fisaka roa, izay nisy ny Vavolombelona, dia vato fisaka voasoratry ny rantsan-tànan'Andriamanitra. » (Eksodosy 31:18)

Dia apetrako ny fanontaniana? mahazo manompo Andriamanitra hafa ankoatran'i Jehovah Andriamanitra v izany ny jentilisa namana????

Averiko ihany, ny famorana no voatondro ho lalàn'ny mosesy ao amin'ny asa.15 fa tsy lalàna hafa akory...
46. gasy1zay ( 25/01/2020 03:52)
Efa hoe vakio hoy aho ilay galatiana, rehefa tanterakao io hoe tiavo namanao tahaka ny tenanao dia tanterakao daoly ny lalana, ka raha tianao ny namanao ahoana no hanaovanao vavolombelona mandainga?

Jesoa koa nanambara an'io ao @ mat 22:37-38,
Izy 2 ireo no tandremanao dia tanterakao ny lalana rehetra

Tsy azoko hoe inona no tena mahamaika an'i RBNIR hanao toy ny fanaon'Israely fahiny nefa ny baiboly efa milaza mazava fa tsy misy olona nahantateraka ny lalan'i mosesy afatsy i Jesoa, vakio ilay asan'ny apostoly fa ry Petera dia nanindry an'io nefa efa nilatsahan'ny FM izy nilaza an'io sao hiteny indray RBNIR hoe rehefa nahazo FM dia mahatanteraka ny lalan'i mosesy
47. RBNIR ( 27/01/2020 12:13)

Ka ilay antony nanomezana ny FM mihitsy no tsy azonao namana gasy1zay...

« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Ezekiela 36:27)

Atao ao anaty hoy ny teny ny FM HAHATONGA ANTSIKA HANDEHA ARAKA NY LALAN I JEHOVAH!!! SY HITANDRINA NY FITSIPIKA NAPETRAK I JEHOVAH KA HANARAKA IZANY....

Ka inona avy ary ireo lalàna sy fitsipik'i Jehovah ireo???....Ireo ilay hanentanako ny olona mba hanarahany an'ilay fandaharana...
48. gasy1zay ( 27/01/2020 14:31)
Ka efa io @ galatiana io ilay izy sy ilay matio 22: 33-40, efa nambaran'i Jesoa hoe fitiavana an'Andriamanitra sy ny fitiavana ny namana no takian'Andriamanitra amintsika, rehefa vitanao zay dia tanterakao ny lalana rehetra
49. rhaj0 ( 27/01/2020 14:41)
gasy1zay:
Efa hoe vakio hoy aho ilay galatiana, rehefa tanterakao io hoe tiavo namanao tahaka ny tenanao dia tanterakao daoly ny lalana, ka raha tianao ny namanao ahoana no hanaovanao vavolombelona mandainga?

RBNIR:
Ka ilay antony nanomezana ny FM mihitsy no tsy azonao namana gasy1zay...

« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo...

Dia ahoana izany... ilay FM [size=8](hozy RBNIR) [/size]izany no mandainga ([size=8]hozy Gasy1zay)[/size]???

Bravo ry namana RBNIR sy Gasy1zay... vitanareo roaroa ilay izy.. :-)
Koa na izaho azany ve hahavita an'izany?? :-) :-)
50. RBNIR ( 27/01/2020 16:00)
gasy1zay:

Ka efa io @ galatiana io ilay izy sy ilay matio 22: 33-40, efa nambaran'i Jesoa hoe fitiavana an'Andriamanitra sy ny fitiavana ny namana no takian'Andriamanitra amintsika, rehefa vitanao zay dia tanterakao ny lalana rehetra

« Dia hoy Jesosy taminy: Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra (Deo. 6. 5). » (Matio 22:37)
Dia inona indray izany ilay didy takiany hotandreman'ireo olona milaza fa tia Azy ato??? ngah tsy hoe rehefa tia Azy dia ampy???..

« Izay tsy tia Ahy dia tsy mitandrina ny teniko; ary ny teny izay renareo dia tsy Ahy, fa an'ny Ray izay naniraka Ahy. » (Jaona 14:24)

Ny tena marina dia izao: tia an'i Jehovah (na koa tian'i Jesosy) = mitandrina ny didin'i Jehovah....(na didin'i Jesosy)

« Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy. » (Jaona 14:21)

Rhajo...velom-panontaniana v ianao hoe fa nahoana no misy olona hisehon'i Jesosy???io ny valiny, mitandrina ny didiny 100% tsy mivoana amin'ny baiboly...
51. RBNIR ( 27/01/2020 16:05)
ny atao hoe tian'Andriamanitra dia izay mitandrina ny didiny...« nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko. » (Eksodosy 20:6)

52. gasy1zay ( 27/01/2020 18:36)

RBNIR:

gasy1zay:

Ka efa io @ galatiana io ilay izy sy ilay matio 22: 33-40, efa nambaran'i Jesoa hoe fitiavana an'Andriamanitra sy ny fitiavana ny namana no takian'Andriamanitra amintsika, rehefa vitanao zay dia tanterakao ny lalana rehetra

« Dia hoy Jesosy taminy: Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra (Deo. 6. 5). » (Matio 22:37)
Dia inona indray izany ilay didy takiany hotandreman'ireo olona milaza fa tia Azy ato??? ngah tsy hoe rehefa tia Azy dia ampy???..

« Izay tsy tia Ahy dia tsy mitandrina ny teniko; ary ny teny izay renareo dia tsy Ahy, fa an'ny Ray izay naniraka Ahy. » (Jaona 14:24)

Ny tena marina dia izao: tia an'i Jehovah (na koa tian'i Jesosy) = mitandrina ny didin'i Jehovah....(na didin'i Jesosy)

« Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy. » (Jaona 14:21)

Rhajo...velom-panontaniana v ianao hoe fa nahoana no misy olona hisehon'i Jesosy???io ny valiny, mitandrina ny didiny 100% tsy mivoana amin'ny baiboly...

Ka efa hoe didy napetrak'i Jesoa ny mpianany io ao @ jaona 13:34 fa RBNIR mbola variana any @ Mosesy nefa ry Petera sy ny apostoly aza efa niaiky hoe tsy tokony hampitandremana ny lalan'i Mosesy ny Kristiana niova fo vakio asan'ny apostoly 15:10

Maintenant pourquoi tentez-vous Dieu en imposant aux disciples un joug que ni nos peres ni nous n'avons pu porter

Raha fiforana fotsiny no eritreretinao amin'io RBNIR dia diso tanteraka ianak satria ny jiosy rehetra dia nifora, izany hoe tsy afaka hiteny Petera hoe tsy tanterany ny famorana raha noforaina izy, fa ny lalan'i Mosesy no ambarany eo

Ka averiko aminao io teny io hoe : koa nahoana ianareo no maka fanahy an'Andriamanitra amin'ny fametrahanareo zioga amin'ny vozon'ny mpianatra, izay tsy zakan'ny razantsika na isika hoetina?

Henonao izay teny zay RBNIR ka hihaino ianao sa tsia?
53. rhaj0 ( 28/01/2020 03:02)
gasy1zay:
Henonao izay teny zay RBNIR ka hihaino ianao sa tsia?

Mampihomehy mihintsy nareo roaroa ireto ry Gasy1zay sy RBNIR:

- mikitakita i Gasy1zay fa i RBNIR dia tsy mety mihaino ilay resak'i Petera sy Apostoly, hoe, ilehireo dia milaza mazava fa adabohy i Mosesy fa efa vaovao ny revy, arak'izay ren-dreo tao na ny lojikany tao

- mizihijihitra i RBNIR, fa efa lazainy foana i Gasy1zay fa efa vaovao koa ny revy, arak'izay ren'i HRNRN tao na ny lojikany

TSY hitanareo roaroa, GAsy1zay sy RBNIR, tsy hitanareo roaroa ve ny ataonareo io?

Ny argument-n'i Gasy1zay, rahefa ampiasain'i RBNIR, dia mampikitakita
Ny argument-n'i RBNIR, rahefa ampiasain'i Gasy1zay, dia mampizihijihitra

Satria dia MITOVY ilay lojikan'ny argument-n'izy roaroa, dia i RBNIR sy Gasy1zay
arak'izay ren-dreo, na i Paoly na i HRNRN, izay ren-dreo tao na ny lojikany tao

Fa dia raha atambatra izy roaroa, dia i Gasy1zay sy RBNIR, dia izao no niafarany:

ilay FM [size=8](hozy RBNIR) [/size]izany no mandainga [size=8](hozy Gasy1zay)[/size]

BRavo ry izy roaroa... Gasy1zay sy RBNIR.. tsara fa tohizo. :-)
ho voninahitry ny kristianisma :-) :-)
54. gasy1zay ( 28/01/2020 03:33)
Gal 2:21

traduction semeur : Ainsi, je ne rejette pas la grâce de Dieu en revenant à la Loi. En effet, si c'est l'obéissance à la Loi qui permet d'être déclaré juste, alors le Christ est mort pour rien !

Traduction parole vivante : Je ne fais pas fi de ce don de Dieu et je me garde bien de négliger la grâce divine comme si elle était superflue, car vraiment, si l’on pouvait s’assurer l’acquittement de ses fautes en obéissant à une loi, alors, le Christ n’aurait pas eu besoin de mourir : sa mort perdrait tout son sens.

Tsy mahafoana ny fahasoavan’ Andriamanitra aho; fa raha avy amin’ ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy.

RBNIR : Ny fiverenana mankato ny lalan'i Mosesy dia fandavana ny fahasoavan'Andriamanitra ary fanaovana tsinotsinona ny sorona nataon'i Jesoa Kristy teo @ hazo fijaliana

RBNIR, tsy mbola tara izao, sao dia ataonareo tsinotsinona ny fahafatesan'i Jesoa @ ity ianareo miziriziry hanamaritena @ fanarahana ny lalan'i Mosesy?
55. RBNIR ( 28/01/2020 05:33)
aza raisina ady aloha ilay resaka fa raiso hoe fifandresen-dahatra...ny ady mantsy tsy sitrak'Andriamanitra Tit.3:9 fa ny fifandresen-dahatra kosa afaka atao tsara...2 Tim.3:16...
56. gasy1zay ( 28/01/2020 10:49)
RBNIR > tsy resaka ady fa tena ampitiavana ka, ny galatiana anie tena nahazo teny marary tany @ Paoly koa raha mbola niverina nanaraka ny lalan'i Mosesy e!
57. RBNIR ( 28/01/2020 11:51)
ka asehoy ary ho hitan'ny olona ilay tena fitiavana (an'Andriamanitra) gasy1zay a! tsy atao imolotra ange fa hoy izy hoe...

« nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko. » (Eksodosy 20:6)
« nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby, izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko. » (Deotoronomia 5:10)
« Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy. » (Jaona 14:21)

nahoana no lavinareo ny fanamasinana ny sabatany (eks.20:9-11) raha tena TIA AZY marina ianareo e!

Ilay hoe tia ahy ianao...diniho tsara ihany aloha fa ny fitiavana mety tsy araka ilay noeritreretinao...
58. gasy1zay ( 28/01/2020 13:04)
Ny tena nanehoan'Andriamanitra ny fitiavany re RBNIR dia ilay verset malaza hoe :
Fa toy izao ny nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao dia ny nanomezany ny zanany ho faty mba tsy ho very izay rehetra mino azy

Azonao ve RBNIR a, izay mino azy fa tsy hoe zay manaraka ny lalan'i Mosesy
59. RBNIR ( 28/01/2020 13:06)
ny fitiavanao an'Andriamnaitra no teneniko hoe asehoy ho hitany (sy ho hitan'ny olona)....

Raha tena tia Azy (Andriamanitra ianao dia tokony ho izao ny fiainanao)

« nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko. » (Eksodosy 20:6)
« nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby, izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko. » (Deotoronomia 5:10)
« Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy. » (Jaona 14:21)

nahoana no lavinareo ny fanamasinana ny sabatany (eks.20:9-11) raha tena TIA AZY marina ianareo e!

60. rhaj0 ( 28/01/2020 13:15)
MIfanipaka ve izany toko aman'andininy amen'i Gasy1za sy RBNIR izany, no toa mifanipatsipaka sy mifampikitakita eto izy roaroa ireto e???

tena tsy azoko mihintsy.. :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4