Zika sy ny ... finoana

61. rhaj0 ( 17/02/2016 17:13)
Tsy mahita ve 'nareo fa sahala @ ankizy eny @ garabola manao karajia tsy an-kihomehy eto, ka hoe.. i Dumbledore ee... Ordre des Phoenix eee... i Voldemort ee.. i Bellatrix eee... dia atsy @ boky faha-3 ny mazia-mazia-mirakla tena mahavalalanina.. ary tena misy vavolombelona..

i Tealala izao rahefa manao ny incantation-ny ao, dia tsy hafa fa @ ilay hoe.... pschhhhh... Sectuuuumssssssempraaaaa...

ntsss... esy eee... Fa dia... allé matory cé Pasakaline aaa...
62. tealala ( 17/02/2016 17:37)
nahita rohy aho fa tsy aiko raha hoe mety teny frantsay ilay izy dia somary sahirana ihany moa ny tena mamaky ilay terma tekinika be http://www.hominides.com/html/theories/theorie-evolution-idees-fausses.php
63. rhaj0 ( 17/02/2016 21:03)
Les croyants ne sont pas tous créationnistes... Croire en un Dieu est tout à fait compatible avec l'étude des sciences. On peut avoir des croyances et aussi comprendre le monde qui nous entoure. Le créationniste a une lecture littérale des textes religieux, alors que le croyant sait qu'il faut interpréter les textes.

Io izany ilay atao izay mampetimety ny baolina eee... "interpretalatation".

Les évolutionnistes ne sont pas tous athées... Cela n'a rien à voir. L'étude de la nature, de la faune, de l'astronomie et des mécanismes qui les régissent n'empêche pas de croire en un Dieu pour, par exemple, donner un sens à sa vie.

hi hi hi.. io izany ilay alahady mangalatra akoho, dia ny alatsinainy manendy akoho eee... ka rahefa tsy takan'ny hoza-dohany, dia tsy mba sahala @ majorité-n'ny siantista, ka hoe rehefa tsy hay dia tsy hay, fa lasa mivarina minomino foana.
64. endriny ( 20/02/2016 05:47)
Ataoko fa tsy misy tokony atahoran'ny Kristianina ny Zika satria mahafaty ny vatana io fa tsy mahafaty ny fanahy... ka ny fiainana mandrakizay no katsahina fa tsy ny fiainana mandalo kely eto, izay fiainan'izao tontolo izao mitondra an'ny amin'ny fahaverezana mandrakizay....

Ho ela velona ange i Jesosy raha tsy efa maty tamin'ny taona 33.... toa zanaka 66 ihany a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4793