Dieu est omnipotent omniscient

1. rhaj0 ( 05/10/2015 13:58)
Nakisako kely teto ity resaka tatsy ity fa tena hitako tena zava-dehibe @ "Finoana"...

rhaj0:
Amiko Atheista dia... A.tra dia tsy inona fa vokatry ny imagination-draolona ao ihany. Fa rehefa miezaka aho mi-compr ny imagination-draolona, rehefa mamahavaha kely ny resaky ny Teolojiana aho, dia ... io mivanika io e :
i Teolojiana no rahefa mba miasa ihany ilay sainy sy lojikany, no tonga @ ireo aberration ireo... Izaho manipika fotsiny.. ary mbola tsipihiko fanin-2 indray :-)

[quote=rhaj0]https://fr.wikipedia.org/wiki/Omnipotence
L'omnipotence ou la toute-puissance (du bas latin de omnipotentia, composé de omnis tout et de potentia puissance) est un pouvoir sans limite et sans fin. L’omnipotence, dans les religions monothéistes, est le pouvoir qu'a Dieu d'effectuer tout ce qui n'est pas intrinsèquement impossible.

giravy ilay double negative an... ny polifikiana fangolika angaha tsy fesse-fesse eeee...
tout ce qui n'est pas intrinsèquement impossible == tout ce qui est intrinsèquement possible.

izany hoe, le pouvoir de Dieu est "sans limites" ... si et seulement si... on est dans les "limites"..
na koa hoe, "tout est possible avec Dieu... ssi quand c'est "intrinsèquement possible"...

https://fr.wikipedia.org/wiki/Omnipotence
Selon les théologiens, le fait que Dieu ne puisse pas faire ce qui est intrinsèquement impossible n'implique aucune imperfection, dans la mesure où un pouvoir qui s'étend à l'ensemble de ce qui est possible doit être parfait.

Na dia "tsy mahavita azy" azany hono i Andriamntra, dia mbola "mahavita azy" ihany eeee...

rhaj0:
https://en.wikipedia.org/wiki/Omniscience
Omniscience, mainly in religion, is the capacity to know everything that there is to know.

Hotsahotsan'ny hoe, "fantatr'Andrmntra" izay zavatra rehetra ... "fantatra" (i raolona)...

hi hi hi ... izay "tsy fantatra" (i raolona) izany dia "TSY fantatr'Andrmntra" koa ... Dia rahefa mitombo fahalalana Raolona, dia mitombo fahalalana koa Andrmntra ... esy eee...
novalian'i Strong3 ny 14/10/2015 08:33
2. gasy1zay ( 05/10/2015 14:11)
Ny tena marina dia ireo milaza ny tenany ho siantista dia mihevitra fa ny fahalalany sy ny atidohany dia mahatakatra ny zavatra rehetra, ka izay tsy takatry ny sainy rehetra dia hiomehezany sy heveriny fa "impossible", ka ivereno ilay hoe ianao noforonina ka ny fahalalanao tsy itovy velively @ fahalalan'ilay namorina anao.
3. rhaj0 ( 05/10/2015 14:37)
tsy "tena marina" izany ry gasy1zay, fa ny Siantista, rehefa TSY takan'ny fahalalany sy ati-dohany dia tsoriny hoe "tsy takan'ny fahalalany sy ny ati-dohany".

Ny "mpino" no rehefa "tsy takan'ny fahalalany sy ny ati-dohany" dia akapony hoe, Andrmntra (imaginaire) no valin-teny sy vaha-olana..
4. rhaj0 ( 05/10/2015 14:41)
gasy1zay:
ianao noforonina

Eto no tsy itovizan'ny resaka, ka nahavaky vava ilay ranamana teto in-1 mandeha hoe, tena resaky ny samy be marenina ity..

gasy1zay = "ianao noforoniny"
rhaj0 = "ianao no namorona azy (ao @ imagination collective ao)"
5. gasy1zay ( 05/10/2015 15:44)

rhaj0:

gasy1zay:
ianao noforonina

Eto no tsy itovizan'ny resaka, ka nahavaky vava ilay ranamana teto in-1 mandeha hoe, tena resaky ny samy be marenina ity..

gasy1zay = "ianao noforoniny"
rhaj0 = "ianao no namorona azy (ao @ imagination collective ao)"

ka efa io nohazavaiko eo ambony io :

ny siantista dia mihevitra fa izy na ry zareo no omniscient ka izay tsy voafehin'ny siansa sy ny fahalalan-draolombelona dia lazaina fa imagination, satria be ambom-po sy tsy manaiky fa misy manam-pahalalana sy manankery lavitra noho izy, dia ilay nahary izao tontolo izao : ilay Andriamanitra io.
6. rhaj0 ( 05/10/2015 16:16)
gasy1zay:
ny siantista dia mihevitra fa izy na ry zareo no omniscient ka izay tsy voafehin'ny siansa sy ny fahalalan-draolombelona dia lazaina fa imagination...

Akanga aloha...

1- TSISY mihevitra ho omniscient ny Siantista.. Ivereno kely ny famaritana ny omniscient: "qui sait tout . Ny Siantista dia TSY manana izay fisainana izay.. raha tsy izan yve izy tsy io tsy mitsahatra ny mikaroka io. Ny Mpino no misaina hoe, "misy" ny omniscient, ary i Andriamanitrany io.

2- Eny, "tsy voafehin'ny siansa sy ny fahalalan-draolombelona" @ izao isika miteny izao ohatra ny nitranga "talohan'ny Big-Bang". Eny, misy ny "mandefa ny imagination"-ny, manao "hypothese", fa ny mipetraka mazava hatranhy aloha, dia hoe "tsy mbola voafehin'ny siansa sy ny fahalalan-draolombelona" @ izao isika miteny izao ny nitranga "talohan'ny Big-Bang".

Asa raha takatrao ny maha-samy hafa an'izany, sy ny an'ny Mpino, izay rehefa "tsy voafehin'ny fahalalany" dia avy dia akapony ho Andriamanitra dia minou fotsy dia basy.

Ny @ Andrmntra, dia ny fahitan'ny Siantista, na aleo atao fotsiny hoe Atheista azany, dia izao: TSY mitady ny "hamehy fahalalana" ara-tsiansa @ izany Andriamanitra izany ny Siantista. Ivereno indray ny famaritana ny Siansa sy izay methode scientifique, fa ny resak'Andrmntra dia ... hors-sujet.

Ny "mpino" no mitady "hanaporofo" ara-tsiansa ny Andriamanitrany.

Ka asa raha mbola mifanao bemarenina lava eto isikana... Izaho aloha dia kOpy tsara anareo sy ny Finoanareo... na ny marimarina koakoa, ny "imagination" (collective)-nareo eee...
7. gasy1zay ( 05/10/2015 16:55)

tsy azoko mintsy hoe taiza no nahitanao izany kristianina nitady porofo ara-tsiansa ny momba an'Andriamanitra izany, efa naverina foana fa tsy voafen'ny siansa ny heriny, sa ny siansa afaka manazava hoe ahoana ny nahafahan'i Sarah niteraka nefa efa menopause izy? Na hoe Maria Virjiny niteraka? amin'ny siansa zany dia tsy possible ka inona no ilana siansa hazava zavatra tsy ekeny?
Aiza @ siansa no milaza fitsanganan'ny tenan'ny maty, ny siansa rehefa maty dia mi se décomposer, Andriamanitra afaka manangana ny maty dia ahoana no angatahiny porofo aratsiansa hoe nintsangana t@ maty tokoa ve i Lazarosy, Jesoa sns ...Tsy hain'ny siansa izany hatreto (raha mbola manantena ny hahita valiny ireo mpikaroka lol Mazotoa e!)

Ny olona tsy mbola resy lahatra na misalasala ry rhaj0 no mila porofo fa tsy ny efa mino a! Ny antony niresahana porofo teto t@ ireny lohahevitra fahiny ireny dia ho anareo tsy mety mino sy ireo athé/siantista miandry porofo @ zavatra tsy azon'ny fahalalany porofoina.

asa raha tadidin'i rhaj0 ilay ohatra nataoko hoe afaka porofoin'i rhaj0 ve fa tena tia an'i rhaj0 ny vadinao? ilay zavatra ao ampony ao ve tena afaka porofoina? Tsia ny valiny fa ny endrika ivelany no ahafantaranao hoe tena tiany ve ianao e!

Dia ohatrizay ihany ny miaraka @ Andriamanitra, mety tsy misy porofo afaka eken'ny saina(re)o ny momba fisiany fa ny fiasany eo amin'ny fiainanay dia porofo mivaingana ny fitiavany, fahasoavany, ny heriny sns... Ka ianao ary tsy mety miaraka aminy ka ahoana ny ahalalanao ny tena momba azy?
8. rhaj0 ( 05/10/2015 17:06)
Iverenako kely ilay "préjugé" an'i Gasy1zay hoe, ny "siantista dia omniscient".. Ny vanitika lazain'ny prof aty rahefa te-hampatonga saina anao iny izy dia

- rahefa afaka bacc ianao, dia mihevitra hoe, tena tsy mahay n'inon'inona, ka tena liana be ny handranto fianarana (any @ U)
- rahefa mahazo lisansa na lasa injeniera ianao, dia mihevitra fa mahay raha, ary vonona ny hiasa, na hanohy fianarana..
- rahefa mahazo ilay maitrise na DEA anefa ianao, dia tonga saina indray fa tena tsy mahay raha, fa tena mbola betsaka indray kay ny mbola hianarana
- fa rahefa mahazo ilay doctorat ianao, dia kOpy fa ... betsaka ny raha TSY hay, ary na ilay prof emeritus cranus io azany koa mba tsy mahay

ka misy mitovitovy @ io ve ao @ Kristianisma ??? hoe TSY MISY ny "qui sait tout", na omniscient ???

Ny fahitako azy ho'a, dia ny Mpino no mihevitra fa toa azy daholo ny olona rehetra.. "mino" dia "mino" foana... dia "minomino foana"... ary dia tsy mahare zavatra hafa ankoatry ny fiheviny izy... io ilay bemarenina... na ilay lazaiko hoe Itsimahalalaafatsynysaimpantany.
9. rhaj0 ( 05/10/2015 17:16)
Hoe "kristianina nitady porofo ara-tsiansa"... mety tsy ny Kristiana izany fa ny Jiosy eee... Jereo ny fitsikarokarohana ny ao Canaan ao, dia iza no mamatsy vola izany, dia avy eo, mi-controle ny famoahana ny vokatry ny fikarohana ao ?...

Ny @ Sarah menopause sy Maria virijiny, na h@ Noah sy ny safon-dranony na koa i Jesosy nitsangana t@ maty... efa hoe ho'a hoe, TSY idiran'ny Siansa akoriny ny hanamarina/handiso/hanaporofo an'izany... efa hoe ho'a hoe, ao @ "imagination" (collective) ao ireo dia mi-existe, ka dia izay izany.

Koa na ireo hoe "fitiavany, fahasoavany, ny heriny ", hotry ny hoe, dia tadiavinao hamarinina/disoina/porofoina koa ve izany ho'a ilay "namana imaginaire" an'i Caillou ??
10. gasy1zay ( 05/10/2015 18:06)

Ny jiosy dia efa nitady porofo sy famantarana hatrizay raha ny voasoratra ao @ testamenta vaovao, ary matoa izy ireo mbola mikarokaroka ao hatr@ zao dia satria ry zareo anaty Judaisma dia tsy nanaiky mintsy hoe Jesoa Kristy no Mesia fa mbola miandry izy mandrak'anio hoe hoavy ilay mpanjakan'Israely nambaran'ny mpaminany,

Ka ny hany mba takatry ny mpino zany dia Andriamanitra ivavahan'ny mpino toy ny namana imaginaire? dia tsy misalasala anefa milaza hoe tena haiko tsara nareo mpino sy ny finoanareo :)
11. gasy1zay ( 05/10/2015 18:15)

rhaj0:

Iverenako kely ilay "préjugé" an'i Gasy1zay hoe, ny "siantista dia omniscient".. Ny vanitika lazain'ny prof aty rahefa te-hampatonga saina anao iny izy dia

- rahefa afaka bacc ianao, dia mihevitra hoe, tena tsy mahay n'inon'inona, ka tena liana be ny handranto fianarana (any @ U)
- rahefa mahazo lisansa na lasa injeniera ianao, dia mihevitra fa mahay raha, ary vonona ny hiasa, na hanohy fianarana..
- rahefa mahazo ilay maitrise na DEA anefa ianao, dia tonga saina indray fa tena tsy mahay raha, fa tena mbola betsaka indray kay ny mbola hianarana
- fa rahefa mahazo ilay doctorat ianao, dia kOpy fa ... betsaka ny raha TSY hay, ary na ilay prof emeritus cranus io azany koa mba tsy mahay

ka misy mitovitovy @ io ve ao @ Kristianisma ??? hoe TSY MISY ny "qui sait tout", na omniscient ???

Ny fahitako azy ho'a, dia ny Mpino no mihevitra fa toa azy daholo ny olona rehetra.. "mino" dia "mino" foana... dia "minomino foana"... ary dia tsy mahare zavatra hafa ankoatry ny fiheviny izy... io ilay bemarenina... na ilay lazaiko hoe Itsimahalalaafatsynysaimpantany.

Itsimahalalaafatsynysaimpantany iza ary ny manao an'io raha tsy ireo mahatoky ny saina amam-pahalalany :D ny ankoatrizay hozy toa finoanoampoana
12. rhaj0 ( 05/10/2015 19:07)
Raha "mahatoky ny saina amam-pahalalany" izy Siantista, fa hoe TSY mahalala ny zava-drehetra, dia mbola Itsimahalalaafatsynysaimpantany ve izy @ izany ?

Ary raha ny "saim-pantany" i Kristiana, ohatra, dia Andriamanitra no alpha beta omega, dia diso ve (aho) raha milaza hoe izy dia "tsy mahalala afa-tsy ny saim-pantany" ??
13. Fiffi ( 05/10/2015 19:12)
...tsy hamaly ity dinika ity aho fa....hivavaka ho anao aho...
14. rhaj0 ( 05/10/2015 19:16)
... tsy hanandra-tena ho toa i Mandela aho, fa kosa, hamerina ny nolazainy, t@ izy efa marary ho faty iny :
“All that prayer stuff is, frankly, pretty useless.”

Loharano: http://www.theonion.com/articles/nelson-mandela-admits-thoughts-prayers-of-millions,32853/
15. Fiffi ( 05/10/2015 19:26)
rahjO:
Anaovako antso avo manokana ry namana Bor2lais sy Hery, na Gasy1zay sy Strong3 ary RBNIR ... sy izay hafa maro tsy votonona mivezivezy eto, mba "hampianatra mivavaka" eto eeee...

Tsy ho ahy manokana ilay izy fa ho an'izay rehetra mandalo eto.

rahjO:
Amiko Atheista dia... A.tra dia tsy inona fa vokatry ny imagination-draolona ao ihany. Fa rehefa miezaka aho mi-compr ny imagination-draolona, rehefa mamahavaha kely ny resaky ny Teolojiana aho, dia ... io mivanika io e :
i Teolojiana no rahefa mba miasa ihany ilay sainy sy lojikany, no tonga @ ireo aberration ireo... Izaho manipika fotsiny.. ary mbola tsipihiko fanin-2 indray

....trop grave...mazotoa aza mivanitika ao ianao eh...hivavahako ianao.....the end...
16. Strong3 ( 06/10/2015 09:09)
raha anotany izao ny tenako hoe:
_ avy aiza ny zavatra hita maso (metafizika) rehetra
ohatra:
rano , tany, rivotra , afo sns...

doa inona no avalin'i tsimisiAtra???

:-)
17. Radavison ( 06/10/2015 09:16)
Arahabaina Razoky rhaj0,

Efa saiky tsy hamaly intsony toa an'i Fiffi aho, saingy mahaontsa ahy loatra ianao...

Tontolo samihafa ireo Razoky an.
Izao tontolo misy antsika izao dia à 4 dimensions, ny fotoana no ilay 4é. Mifanaretsaka ao izao karazana angovo isan-karazany izao : magnetique, electrique, mecanique, calorifique, sns... Ny tontolon'ny FANAHY dia ankoatr'ireo, ary tsy azo porofoina amin'ireo karazan-javatra voatanisako teo ireo.
Ny tontolon'ny fanahy dia izay amin'ny fanahy ihany no manaporofo azy, ka ny accesible indrindra amintsika olombelona dia izay voalazan'ny Baiboly. Ny resaka "discernement" nolazaiko anao mbola dingana hafa koa izany, sns...
Na dia eto anivon'ity tontolon'ny materiel samy materiel ity aza dia tsy afaka mitsapa mari-pana ianao raha tsy amina zavatra sensible amin'ny hafanana no ampiasainao, fa tsy ho hygromètre akory no hitspanao hafanana. Raha handrefy vaikana herinaratra ianao dia voltmètre no ampiasainao, fa tsy sonomètre/décibelmètre, mbola azo tohizana lava be ny lisitra ...
Dia toy izany koa ny amin'ny tontolon'ny fanahy fa raha mbola décamètre, voltmètre, thermomètre, hygromètre... sy izay fahalalana/fahaizana miaraka amin'ny tahaka izany no hentinao hitady an'Andriamanitra na hanaporofoina ny fisiany dia tsy hahita naoviana na oviana ianao... na hiodin-ko vy ianao na hiodin-ko vato, na dia haniry nify aza ny akoho...
Ny démarche voalohany raha tena te hahalala ianao dia ny humilité=fanetren-tena, izay aza afangaro amin'ny fanambanian-tena=complexe d'infériorité...
Miara-mi-existe anefa ireo tontolo anakiroa ireo, araka ny ohatra fampitahana efa nolazaiko anao hoe toy ny "son audible sy ny ultra-son", na koa toa ny "spectre visible sy ny infra-rouge/ultra-violet". Izao olona sarambabem-bahoaka izao ve hahalala ny momba an'izany ultra-son sy ultra-violet/infra-rouge izany...?
Dia toy izany koa : ny olona tsy manaiky afa-tsy ny 4 dimensions, izay ivelan'izay dia nofinofy sy imagination...
Mahaontsa ahy ianao satria exemple précis anankiray no efa nentiko taminao :
ny nombre décimal : mbola tany amin'ny fanabeazana fototra dia efa nikirakirana an'izany;
ny notion d' "infini", dia raha tsaroako tsara dia 5é-4é; kanefa ianao tsy sahy maka position mazava hoe : diso ve, sa mbola mampisalasala, sa mbola eo an-dalam-pikarohana ilay nolazaiko hoe "le nombre de décimaux entre 0 et 1est infini"... ka nahita publication araka an'izany ihany koa?
Ilay Andriamanitra inoanay Kristiana, fa tsy izahay kristiana, no mahay ny zavatra rehetra, mahafantatra ny zavatra rehetra, manana fitiavana tsy takatry ny saina ny halaliny, eny mihoatra lavitra noho ny fitiavan'ny ray aman-dreny ara-nofo ny zanany naterany.
Koa raha te hahalala ny zavatry ny fanahy ianao, dia ny zavatry ny fanahy ihany no halalanao izany dia ao amin'ny Baoboly izany.

Izay fa dia manao veloma anao Razoky rhaj0
Mahereza, soavà tsarà

Radavison

rhaj0:

Raha "mahatoky ny saina amam-pahalalany" izy Siantista, fa hoe TSY mahalala ny zava-drehetra, dia mbola Itsimahalalaafatsynysaimpantany ve izy @ izany ?

Ary raha ny "saim-pantany" i Kristiana, ohatra, dia Andriamanitra no alpha beta omega, dia diso ve (aho) raha milaza hoe izy dia "tsy mahalala afa-tsy ny saim-pantany" ??
18. Radavison ( 06/10/2015 09:45)

Misaotra betsaka Ragasy an,

Radavison

gasy1zay:

rhaj0:

gasy1zay:
ny siantista dia mihevitra fa izy na ry zareo no omniscient ka izay tsy voafehin'ny siansa sy ny fahalalan-draolombelona dia lazaina fa imagination...

Akanga aloha...

1- TSISY mihevitra ho omniscient ny Siantista.. Ivereno kely ny famaritana ny omniscient: "qui sait tout . Ny Siantista dia TSY manana izay fisainana izay.. raha tsy izan yve izy tsy io tsy mitsahatra ny mikaroka io. Ny Mpino no misaina hoe, "misy" ny omniscient, ary i Andriamanitrany io.

2- Eny, "tsy voafehin'ny siansa sy ny fahalalan-draolombelona" @ izao isika miteny izao ohatra ny nitranga "talohan'ny Big-Bang". Eny, misy ny "mandefa ny imagination"-ny, manao "hypothese", fa ny mipetraka mazava hatranhy aloha, dia hoe "tsy mbola voafehin'ny siansa sy ny fahalalan-draolombelona" @ izao isika miteny izao ny nitranga "talohan'ny Big-Bang".

Asa raha takatrao ny maha-samy hafa an'izany, sy ny an'ny Mpino, izay rehefa "tsy voafehin'ny fahalalany" dia avy dia akapony ho Andriamanitra dia minou fotsy dia basy.

Ny @ Andrmntra, dia ny fahitan'ny Siantista, na aleo atao fotsiny hoe Atheista azany, dia izao: TSY mitady ny "hamehy fahalalana" ara-tsiansa @ izany Andriamanitra izany ny Siantista. Ivereno indray ny famaritana ny Siansa sy izay methode scientifique, fa ny resak'Andrmntra dia ... hors-sujet.

Ny "mpino" no mitady "hanaporofo" ara-tsiansa ny Andriamanitrany.

Ka asa raha mbola mifanao bemarenina lava eto isikana... Izaho aloha dia kOpy tsara anareo sy ny Finoanareo... na ny marimarina koakoa, ny "imagination" (collective)-nareo eee...

tsy azoko mintsy hoe taiza no nahitanao izany kristianina nitady porofo ara-tsiansa ny momba an'Andriamanitra izany, efa naverina foana fa tsy voafen'ny siansa ny heriny, sa ny siansa afaka manazava hoe ahoana ny nahafahan'i Sarah niteraka nefa efa menopause izy? Na hoe Maria Virjiny niteraka? amin'ny siansa zany dia tsy possible ka inona no ilana siansa hazava zavatra tsy ekeny?
Aiza @ siansa no milaza fitsanganan'ny tenan'ny maty, ny siansa rehefa maty dia mi se décomposer, Andriamanitra afaka manangana ny maty dia ahoana no angatahiny porofo aratsiansa hoe nintsangana t@ maty tokoa ve i Lazarosy, Jesoa sns ...Tsy hain'ny siansa izany hatreto (raha mbola manantena ny hahita valiny ireo mpikaroka lol Mazotoa e!)

Ny olona tsy mbola resy lahatra na misalasala ry rhaj0 no mila porofo fa tsy ny efa mino a! Ny antony niresahana porofo teto t@ ireny lohahevitra fahiny ireny dia ho anareo tsy mety mino sy ireo athé/siantista miandry porofo @ zavatra tsy azon'ny fahalalany porofoina.

asa raha tadidin'i rhaj0 ilay ohatra nataoko hoe afaka porofoin'i rhaj0 ve fa tena tia an'i rhaj0 ny vadinao? ilay zavatra ao ampony ao ve tena afaka porofoina? Tsia ny valiny fa ny endrika ivelany no ahafantaranao hoe tena tiany ve ianao e!

Dia ohatrizay ihany ny miaraka @ Andriamanitra, mety tsy misy porofo afaka eken'ny saina(re)o ny momba fisiany fa ny fiasany eo amin'ny fiainanay dia porofo mivaingana ny fitiavany, fahasoavany, ny heriny sns... Ka ianao ary tsy mety miaraka aminy ka ahoana ny ahalalanao ny tena momba azy?
19. rhaj0 ( 06/10/2015 10:15)
gasy1zay:
avy aiza ny zavatra hita maso (metafizika) rehetra
hi hi hi.. mety ity an-dRadavison ity ny valiny (tianao, na inoanao)..

Radavison:
dia ao amin'ny Baoboly izany
Dia hanontanio koa ny olona an-lavitrisany tsy mahalala (ary tsy mandraharaha) io Baiboly ..

Radavison:
Izao tontolo misy antsika izao dia à 4 dimensions, ny fotoana no ilay 4é
Saika hozy aho hoe, io indray i Radavison sy ny pseudo-science-ny... fa kay kosa "vieille science" (t@ andron'i Canaan) ny resak'i Radavison...

Jerijereo ho'a google f'aza mihidy ao eee... eto ohatra... hi hi hi.. efa 10 dimensions izao ny izao tontolo izao..
http://www.universetoday.com/48619/a-universe-of-10-dimensions/

Fa raha tsy takatry ny saina ny resaka ao dia ... akapohy ho Atra fotsiny izany eee :-)
20. Strong3 ( 06/10/2015 12:13)
kay ve tsy misy valiny eh!? :-)

mbola tsy takatro ny valin'izany ... izay foana ilay valiny mahafapo an ... mdr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0897