Dieu est omnipotent omniscient

21. Radavison ( 06/10/2015 12:33)
mbarakaly é,

Ho anao izay manana possibilité ny hamaky baiboly aloha io valin-teny io...
Tsy karazana démocratie akory ny finoana, ka hoe izay be no basy...
Ny hafa dia anjaran'izay efa mahalala.

Tsy mandà aho Razoky fa mandroso be tokoa ny sciences, ka dia mba miezaka mi-google ihany ny tena rehefa mba manana fotoana sy mahazo connexion tsaratsara iny é...

Fa asa raha azonao tsara ny dikan'ny hoe "le vide n'existait même pas"!

Nohon'ny fandrosoan'ny fikarohana (observation du fond diffus cosmique, expansion de l'univers, relativité, sns...) nataon'ireo manam-pahaizana ireo ihany no nahitany fa talohan'ny big-bang "le vide n'existait même pas, car le vide c'est de l'espace qui ne contient rien; or l'espace (et le temps)ne commençai(en)t à exister/se déployer/se dérouler (etc...) qu'à partir du big-bang seulement..." ???

Fa dia mba avy aiza hono ho'aho ilay angovo tsy hita pesipeseninana tamin'io fotoana niandohan'izao tontolo izao io, raha tsy nisy na inona na inona talohan'izay ka averiko indray ny tenin'ireo manam-pahaizana ireo hoe : "le vide n'existait même pas"

Raha hiteny ianao hoe handroso hatrany ny science dia ho "fantatra" izay tao aloha tao,
Na dia tsy ho eto intsony aza Radison, dia mbola hisy hanontany indray hoe inona ny talohan'io, avy aiza io?
Dia handroso ihany ny sciences "hahita" zavatra vaovao, dia mbola hipetra ihany ny fanontaniana hoe avy indray koa io? ...dia avy aiza koa? ...avy aiza hatrany? ...


Fa tsy hahasolo an'Andriamanitra Ray-Zanaka-Fanahy Masina ny science sy ny fandrosoany.
Ny ahy dia izao : fantatro Izay inoako = I know Him whom I believe.

Ka dia averiko indray izany ilay famintinana ny Fanambarana 22, 11
"... avelao samy hanohy ny diany sy ny safidiny avy ..."
dia am-bava homana, am-po mieritreritra

Veloma soavà tsarà Tompoko.

Radavison

rhaj0:

gasy1zay:
avy aiza ny zavatra hita maso (metafizika) rehetra
hi hi hi.. mety ity an-dRadavison ity ny valiny (tianao, na inoanao)..

Radavison:
dia ao amin'ny Baoboly izany
Dia hanontanio koa ny olona an-lavitrisany tsy mahalala (ary tsy mandraharaha) io Baiboly ..

Radavison:
Izao tontolo misy antsika izao dia à 4 dimensions, ny fotoana no ilay 4é
Saika hozy aho hoe, io indray i Radavison sy ny pseudo-science-ny... fa kay kosa "vieille science" (t@ andron'i Canaan) ny resak'i Radavison...

Jerijereo ho'a google f'aza mihidy ao eee... eto ohatra... hi hi hi.. efa 10 dimensions izao ny izao tontolo izao..
http://www.universetoday.com/48619/a-universe-of-10-dimensions/

Fa raha tsy takatry ny saina ny resaka ao dia ... akapohy ho Atra fotsiny izany eee :-)
22. rhaj0 ( 06/10/2015 12:56)
Radavison:
Dia handroso ihany ny sciences "hahita" zavatra vaovao, dia mbola hipetra ihany ny fanontaniana hoe avy indray koa io? .

Dia efa hainao izany ilay schema eee...
Hoe iza no rainao, dia hoe i Radavy, ianao dia "son of Radavy".. dia iza ny rain'ny raibenao... dia i RadA.. dia iza ny rain'ny rain'ny... tany @ taona 1500 tany... dia avy tany malaizia indonezia any angamba.. dia iza ny renin'ny rain'ny... tany @ 5000 taona lasa tany... dia hoz'ianao hoe i Eva ve ??? satria izay hozy ny Baiboly ???

Dia nefa efa mitsikarakaraka ny mpandalina, ary nahita fa 10.000 taona lasa mba efa nisy izay nisy...

Dia hoz'ianao Radavison hoe, ilay vasoka dia mipotsa-molotra be ireny, dia hoe, ka iza azany ny rain'ny renin'ireo eeee... dia hita akory azany fa i Lucie tany @ 3.2 million d'annees no niriaria tatsy @ vohitr'i Hadar... Dia mbola hanontany indray ianao hoe, ka iza no renin'i Lucy ??

ntsss.. dia rahefa tsy takatry ny hoza-dohanao izany rehetra izany, dia hoz'ianao izany hoe, ianao dia mamikitra be @ hoe "fantatro Izay inoako" ihany, ka dia i Eva ihany, Eva hatrany... sady manganohanon'ny fahavasohana ao ianao @ io, dia hoe ... satria allelujah hosannah... hozy ny Baiboly ????

Dia ahoana izany ilay sainao mba tia kirakira (pseudo)-siansa ao io ??? :-)
23. Radavison ( 06/10/2015 14:46)
mbarakaly,

Tsy fantatro na azonao na tsia, na odianao fanina ilay fanontaniako hoe azonao tsara ve izay nolazain'ny manam-pahaizana hoe : "avant le Big-Bang, l'espace et le temps n'existaient même pas" dia io ianao fa voajono hoe "Dia efa hainao izany ilay schema eee...",
Schéma inona???
Rehefa hoe tsy nisy na inona na inona rhaj0, dia tsy nisy na inona na inona,
ka ireo manam-pahaizana to-teny iraisam-pirenena, tsy miteniteny fahatany, no manambara izany,
dia mbola hitombina ihany ve ny hoe ny talohan'io, ny talohan'izay, ny talohan'izany, ...
Ka efa hoe "tsy nisy" dia "tsy nisy", sa ianao mahay noho ry zareo ireo ka hosahy hidohika an'izany... ?

Ny amin'izao fotoana iainantsika izao ve, ...
Izao ihany no averiko aminao : tontolo roa tsy mitovy, fa misy ifandraisnany.

Lucie ve? mba manana connaissances scientifiques ihany ny tenanay Razoky an, mba niasa tamina Laboratoire siantifika, mba nitantana chantiers d'expérimentations ihany ny tenanay Razoky tany atsimotsimon'ny Nosy tany an, ka mba fantatray ihany ihany izany hoe démarche sy méthodologie scientifique an, fa saingy tsy dia ny zavatra toy izany loatra no mibaiko ny finoanay an.



Veloma soavà tsarà é, ny dadabentsika anie ka mpirahalahy iray tam-po é

hoy Radavison Zanak'i Radavy



rhaj0:

Radavison:
Dia handroso ihany ny sciences "hahita" zavatra vaovao, dia mbola hipetra ihany ny fanontaniana hoe avy indray koa io? .

Dia efa hainao izany ilay schema eee...
Hoe iza no rainao, dia hoe i Radavy, ianao dia "son of Radavy".. dia iza ny rain'ny raibenao... dia i RadA.. dia iza ny rain'ny rain'ny... tany @ taona 1500 tany... dia avy tany malaizia indonezia any angamba.. dia iza ny renin'ny rain'ny... tany @ 5000 taona lasa tany... dia hoz'ianao hoe i Eva ve ??? satria izay hozy ny Baiboly ???

Dia nefa efa mitsikarakaraka ny mpandalina, ary nahita fa 10.000 taona lasa mba efa nisy izay nisy...

Dia hoz'ianao Radavison hoe, ilay vasoka dia mipotsa-molotra be ireny, dia hoe, ka iza azany ny rain'ny renin'ireo eeee... dia hita akory azany fa i Lucie tany @ 3.2 million d'annees no niriaria tatsy @ vohitr'i Hadar... Dia mbola hanontany indray ianao hoe, ka iza no renin'i Lucy ??

ntsss.. dia rahefa tsy takatry ny hoza-dohanao izany rehetra izany, dia hoz'ianao izany hoe, ianao dia mamikitra be @ hoe "fantatro Izay inoako" ihany, ka dia i Eva ihany, Eva hatrany... sady manganohanon'ny fahavasohana ao ianao @ io, dia hoe ... satria allelujah hosannah... hozy ny Baiboly ????

Dia ahoana izany ilay sainao mba tia kirakira (pseudo)-siansa ao io ??? :-)
24. rhaj0 ( 06/10/2015 15:28)
Ny "avant le big-bang" re ry Radavison dia mbola samy TSISY mahalala a... Raha tsotsorina, dia ndao atao ohatra hoe, 0.010 segondra taorian'ny big-bang no takatry ny fahalalana izao, hoe inona no interactions sy particules misy.. Fa "imaginer"-o tsara hoe, ilay interactions sy particules t@ 0.008 segondra, na hoe 0.002 segondra talohan'iilay 0.010 sec teo, dia mbola TSY fantatra aloha h@ izao. TSY fantatra. Teboka.

Fa tsy maninona izany, fa izay no mampifoha maraina ny siantista.

Fa kosa, aoka aloha hazava, fa ny aorian'io 0.010 segondra io, dia efa +/- fantatra ahoana ny fipetrany (interactions sy izay particules tao) sy ny fivoarany.

(fanamarihana: ilay 0.010 sec dia fanatsotsorana fotsiny... ngo dia raisinao hoe 0.010 sec ara-baki-teny eo indray rehefa manao pseudo-science-nao ao indray ianao, fa ny fotoana dia tany @ 13.7 milliards d'annees taloha be tany)


Fa rahefa tsy takatry ny hoza-doha ho'a io, dia ... akappohy fotisny hoe Andrmntra azany eee... na koa, izay manipy hypothese eo tonga dia ifikiro mafy dia inoy... dia maninona moa tsy hamoronana fivavahana vaovao eee... toatoa izany no nataon-dry siantolozista... satria mantsy, ridicule be anie ilay mi-adapter an'io fahalalana izao io @ fivavahana tontan'ny ela eee... ridicule be. Teboka.
25. Radavison ( 07/10/2015 04:07)
Salama ianao Razoky an,

Tsy midohika izay resahinao momba ny ineractions sy ny formation des protons, neutrons, electrons, teneniko anao ireo sao dia lazainao fa tsy fantatro izany hoe particules izany, (am zao ftona izao efa resaka quark(hardon, fermions, meson, lepton,...) ary vao omaly nisy chercheurs 2 (canadien sy japonais) nahazo prix nobel tam fikarkana mikasika ny neutrinos...)

fa zavatra précis no nolazaiko : "espace et temps"
ianao no mitsambikina mankany amin'ny formation des particules dia ianao indray no maika be ny hiteny hoe ridicule...

Fa na izany na tsy izany tontolo samy hafa hoy aho ny tontolon'ny matière sy ny tontolon'ny fanahy

Rehefa tsy mazava aminao ireo ohatra vitsivitsy moba ny thermomètre, voltmètre, sns...
dia andao mihitsy rangahy isika roa lahy ho any chine na ho any japon, dia hiresaka amin'ny olona any amin'ny teny malagasy mba hahitanao an'izany hoe miteny amin'ny fiteny tsy mitovy izany, ka io aza samy mbola eto an-tany samy mbola ato amin'ny tontolon'ny hita maso...
aza matahotra ianao fa izaho no hiantoka ny frais sy ny visa fa ny coordonnées nao rehetra fotsiny no ilako...

Radavison
rhaj0:

Ny "avant le big-bang" re ry Radavison dia mbola samy TSISY mahalala a... Raha tsotsorina, dia ndao atao ohatra hoe, 0.010 segondra taorian'ny big-bang no takatry ny fahalalana izao, hoe inona no interactions sy particules misy.. Fa "imaginer"-o tsara hoe, ilay interactions sy particules t@ 0.008 segondra, na hoe 0.002 segondra talohan'iilay 0.010 sec teo, dia mbola TSY fantatra aloha h@ izao. TSY fantatra. Teboka.

Fa tsy maninona izany, fa izay no mampifoha maraina ny siantista.

Fa kosa, aoka aloha hazava, fa ny aorian'io 0.010 segondra io, dia efa +/- fantatra ahoana ny fipetrany (interactions sy izay particules tao) sy ny fivoarany.

(fanamarihana: ilay 0.010 sec dia fanatsotsorana fotsiny... ngo dia raisinao hoe 0.010 sec ara-baki-teny eo indray rehefa manao pseudo-science-nao ao indray ianao, fa ny fotoana dia tany @ 13.7 milliards d'annees taloha be tany)


Fa rahefa tsy takatry ny hoza-doha ho'a io, dia ... akappohy fotisny hoe Andrmntra azany eee... na koa, izay manipy hypothese eo tonga dia ifikiro mafy dia inoy... dia maninona moa tsy hamoronana fivavahana vaovao eee... toatoa izany no nataon-dry siantolozista... satria mantsy, ridicule be anie ilay mi-adapter an'io fahalalana izao io @ fivavahana tontan'ny ela eee... ridicule be. Teboka.
26. Strong3 ( 07/10/2015 07:30)
hah! :-) manainga mavesatra anao rhaj0 fa visa sisa ...
miala kely eo ambodin'io google io dia andana mba mijery ny réalité kely aloha fa tantaran'io virtuel io angano eo dia tsy miaina intsony ny fiainana.

... ela ny ela ka tonga amin'izao ny resaka eto hahaha :-)
izahay aloha aty aminay aty dia mba mifanaretsaka mihaona rehefa misy teny tsy laitra . fa ity tena andrana hafa kely

mampamangy any eh :-)
27. rhaj0 ( 07/10/2015 10:18)
Avereno kely azany hoe izany resak'i Radavison ny @ "espace et temps" izany fa tsy hitako intsony azony lavabe ny resaka io ambony io (entre-pa, fa rehefa mamaly resaka hoe, dia raha azo atao, dia mba fafao ilay historique, na editer-o hanasorana, fa lasa lavabe ilay valin-teny dia tsy hita intsony ny lohany sy lohany)..

Dia ilay "0 sy 1", efa nolazaiko hoe tsisy avaly aho (fa kamo), ka dia biblique ve izany no solution-ny ? (koa na ilay "espace et temps" koa ve ngo dia efa biblique koa?)

Ny "miresaka @ olona @ teny tsy mitovy"-nao indray dia, ny aty Kanada dia efa mifanaretsaka amiko lava aty ny Vietnamiana (bodista) sy Irakiana (moslimo) ary Indiana (katolika) sy Sri-lankais (hindu), ary ny Serba (orthodoxe) sy Kanadiana (Atheista) sy Kanadiana (spiritual-be) sns... ary efa samy miara-mivanitika gaigy be ato eee... :-)
28. Strong3 ( 07/10/2015 10:54)
ny olombelona aloha no feran'ny fotoana fa tsy Atra eh!
fa ilay izy moa mivadika misy profo dia misavoritaka ny resakareo.

misy resaka ao hoe alfa sy omega; ao anatina interval izany ny fotoana iveloman'ny tany fa tsy aharitra mandrakizay.

sa hoe ry tsimisiatra manantena fitoizana fahizay eto ? :-)
29. rhaj0 ( 07/10/2015 11:15)
io ry Strong3 rehefa potika ny mekanika dia vita a... dia rahefa rava koa ny systeme solaire, na koa rava ny gilaoby, dia vita .. fa tsy hamoroporona (dia minomino) hoe, tsy rava fa misy mazia-mirakla ary dia mbola "tsy rava"
daholo ihany fa "miova natiora" tsy takatry ny zanak'ati-doha fotisny eeee...
jereo izao fa efa ilalaovan-drizalahy simulation ny maha-rava ny gilaoby

30. Strong3 ( 07/10/2015 11:56)
hehehe!!! ...

ao aloha mba vonanio hoe rahoviana no ho tapitra ny systeme solaire ?
sa mbola tsy takatrin'ny zanak'atedoha indray izany hihihi :-)

toa efa nihena hoe ny helium ka aza na raovina no ho faty ingahy be masoandro araka ny kajibaoritran'ny siantifika ao :-)
31. Radavison ( 07/10/2015 12:25)

Voalohany:
"L''espace et le temps commencent à exister/à se déployer/à se dérouler seulement à partir du big-bang." Raha diso io dia azafady mba omeo izay référence scientifique (na google io na publi)
Faharoa:
"Avant le big-bang, le vide n'exitait même pas, car le vide c'est de l'espace qui ne contient rien"



rhaj0:

Avereno kely azany hoe izany resak'i Radavison ny @ "espace et temps" izany fa tsy hitako intsony azony lavabe ny resaka io ambony io (entre-pa, fa rehefa mamaly resaka hoe, dia raha azo atao, dia mba fafao ilay historique, na editer-o hanasorana, fa lasa lavabe ilay valin-teny dia tsy hita intsony ny lohany sy lohany)..

Dia ilay "0 sy 1", efa nolazaiko hoe tsisy avaly aho (fa kamo), ka dia biblique ve izany no solution-ny ? (koa na ilay "espace et temps" koa ve ngo dia efa biblique koa?)

Ny "miresaka @ olona @ teny tsy mitovy"-nao indray dia, ny aty Kanada dia efa mifanaretsaka amiko lava aty ny Vietnamiana (bodista) sy Irakiana (moslimo) ary Indiana (katolika) sy Sri-lankais (hindu), ary ny Serba (orthodoxe) sy Kanadiana (Atheista) sy Kanadiana (spiritual-be) sns... ary efa samy miara-mivanitika gaigy be ato eee... :-)
32. rhaj0 ( 07/10/2015 12:39)
Eny ho'a... Hoe "Avant le big-bang, le vide n'exitait même pas, car le vide c'est de l'espace qui ne contient rien" dia. raha ny fahatakarako azy, dia mbola "hypothese".. Satria ho'a, imaginer-o... raha manao dihy miverina.. ilay particules mihanaka izany lasa mitambatra.. ka rahefa concentré ilay matiêre, dia efa hafa indray ny interaction.. mbola tsy takatry ny fahalalana @ izao fotoana izao izany interaction izany.. work in progress. ka raha misy miteny hoe "le vide n'existait pas", dia tolo-kevitra izany, raha ny fazahoako azy, fa tsy hoe efa ok, noir sur blanc.

Fa na izany na tsy izany, dia tsy quoi ho'a... "work in progress" io.. Ary tsy izany no tonga dia anakapohana hoe... Andrmntra maha-big-bang be noho izany rehetra izany, ka dia minou fotsy... na hoe, solution biblique io f'aza mitsikaraka intsony.
33. rhaj0 ( 07/10/2015 13:46)
Strong3:
mba vonanio hoe rahoviana no ho tapitra ny systeme solaire ?

mbola ho ela io ry Strong3a... na ny zafimpaladihankitrokelinao, i Strong666 azany mety mbola mahita an'ity tany ity... Dia rahefa rahatrizay lany ny helihomme, dia mipatitaka eee.. efa misimisy ny system hitan'ny asiritaonaoma mipatitaka rahefa lany izay lany ao..

Dia "vita dia basy" io ry Strong3 ho'a, f'aza mba manaiky rebireben'izao adala sy hendry rehetra izao, ka hoe, misy mazia-mirakla-a-la-baiboly io, fa tsisy "vita dia basy" izany, fa isika raolona, izay taim-bovoka ao anaty univers, dia zanak'ilay namorona an'ireo rehetra ireo, ary dia tsy ho ariany...

Dia hoe... na dia efa kila lasa vovoka azany ilay vatanao, na dia kila tsy misy raisina intsony ny gilaoby... dia ampinoana ianao hoe, lasa atsy @ ilay galaxie ilany atsy ny "fanahinao", nasosanèny rahona sahala @ Jesosy, sa moa nandeha ascenceur dia tonga any @ 3eme etage ???? come on... grow up, man!...

34. Radavison ( 07/10/2015 14:39)
ny tena fanontaniana napetrako taminao dia ity :

"L''espace et le temps commencent à exister/à se déployer/à se dérouler seulement à partir du big-bang."
Raha diso io dia azafady mba omeo izay référence scientifique (na google io na publi)


(fa ilay faharoa napetrako fotsiny tsy nisy commentaire.)


rhaj0:

Eny ho'a... Hoe "Avant le big-bang, le vide n'exitait même pas, car le vide c'est de l'espace qui ne contient rien" dia. raha ny fahatakarako azy, dia mbola "hypothese".. Satria ho'a, imaginer-o... raha manao dihy miverina.. ilay particules mihanaka izany lasa mitambatra.. ka rahefa concentré ilay matiêre, dia efa hafa indray ny interaction.. mbola tsy takatry ny fahalalana @ izao fotoana izao izany interaction izany.. work in progress. ka raha misy miteny hoe "le vide n'existait pas", dia tolo-kevitra izany, raha ny fazahoako azy, fa tsy hoe efa ok, noir sur blanc.

Fa na izany na tsy izany, dia tsy quoi ho'a... "work in progress" io.. Ary tsy izany no tonga dia anakapohana hoe... Andrmntra maha-big-bang be noho izany rehetra izany, ka dia minou fotsy... na hoe, solution biblique io f'aza mitsikaraka intsony.
35. rhaj0 ( 07/10/2015 14:52)
tsy manana reference an'io lazainao io aho.. fa ny fahatakarako azy, dia "tsy fantatra ny talohan'ny bigbang".. ka raha hoz"ianao hoe "commencent", indrindra moa hoe "commencent à exister", dia tena izay andraisanao azy izany ...

Fa na io na tsy io ho'a, dia tsy quoi raha izaho aloha..

Fa raha marina (na diso) moa izany io, dia inona no tianao ahatongavana ?
36. Radavison ( 08/10/2015 08:18)
Akory lahaly,

efa betsaka ny zavatra nifampiresahana teto
mihodinkodina eo amin'ny tavy fotsiny isika raha mbola hiverina amin'ny ny hoe "tiana ahatongavana"

veloma soavà tsrà rhaj0

Radavison

rhaj0:

tsy manana reference an'io lazainao io aho.. fa ny fahatakarako azy, dia "tsy fantatra ny talohan'ny bigbang".. ka raha hoz"ianao hoe "commencent", indrindra moa hoe "commencent à exister", dia tena izay andraisanao azy izany ...

Fa na io na tsy io ho'a, dia tsy quoi raha izaho aloha..

Fa raha marina (na diso) moa izany io, dia inona no tianao ahatongavana ?
37. rhaj0 ( 08/10/2015 11:01)
Azoko kah... disoy raha diso... ny "tiana ahatongavana" ny an-dRadavison dia ... Baiboly ihany, Baiboly hatrany... solution biblique daholo ny fi(s)ainana... Izay kirakira hafa rehetra tsy mahahovoka ny kirakiram-Baiboly... Ary ny Baiboly dia ny TeninNY, ary ny TeniNY dia IZY.
38. Strong3 ( 08/10/2015 11:26)

rhaj0:

Strong3:
mba vonanio hoe rahoviana no ho tapitra ny systeme solaire ?

mbola ho ela io ry Strong3a... na ny zafimpaladihankitrokelinao, i Strong666 azany mety mbola mahita an'ity tany ity... Dia rahefa rahatrizay lany ny helihomme, dia mipatitaka eee.. efa misimisy ny system hitan'ny asiritaonaoma mipatitaka rahefa lany izay lany ao..

Dia "vita dia basy" io ry Strong3 ho'a, f'aza mba manaiky rebireben'izao adala sy hendry rehetra izao, ka hoe, misy mazia-mirakla-a-la-baiboly io, fa tsisy "vita dia basy" izany, fa isika raolona, izay taim-bovoka ao anaty univers, dia zanak'ilay namorona an'ireo rehetra ireo, ary dia tsy ho ariany...

Dia hoe... na dia efa kila lasa vovoka azany ilay vatanao, na dia kila tsy misy raisina intsony ny gilaoby... dia ampinoana ianao hoe, lasa atsy @ ilay galaxie ilany atsy ny "fanahinao", nasosanèny rahona sahala @ Jesosy, sa moa nandeha ascenceur dia tonga any @ 3eme etage ???? come on... grow up, man!...




tena lalina aloha ilay resaka raha izay intondranao azy izao namana

tena lalintsaina tokoa ny fizisiana :-)

raha hanampy kely anao za rhaj0 dia hoe:
« ... Ny lanitra no seza fiandrianako, Ary ny tany no fitoeran-tongotro; Trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy? Ary fitoerana manao ahoana no ho fitsaharako ? » (Isaia 66:1)

dia ampiako tsy hino ianao hoe: aiza ho aiza amin'io lanitra io tokoa moa no lazain'ny baiboly ho sezafiandrianan'ATra?

....

fa ny olana hoa rhaj0 dia hoe :
avy aiza izao fiainana izao???
39. rhaj0 ( 08/10/2015 12:20)
Strong3:
avy aiza izao fiainana izao???

Etoy raha hiara-hatory @ google...
http://lmgtfy.com/?q=where+does+life+come+from

Most scientists have long assumed that life on Earth is a homegrown phenomenon. According to the conventional hypothesis, the earliest living cells emerged as a result of chemical evolution on our planet billions of years ago in a process called abiogenesis.

dia io notsipihiko io: "According to the conventional hypothesis". Fa ny vokatr'io hypothesis io dia ... voazava tsara ny aminao, ny fahasalamanao, ny zavatra ampiasainao ao @ fiainanao ao, ets...


Fa (mety) marina koa, fa raha ilay "hypothesis biblique" hoe... na iza matanjaka na iza mahery... tsisy mahavoa an'Andrmntra, fa dia minou fotsy.. Dia eny.. mety mazava tsara aminao koa 'ny fahasalamanao, ny zavatra ampiasainao ao @ fiainanao ao, ets..."


Ka dia safidinao io eeee... iza @ ireo no "hypothesis" raisinao...
- Efa vory saina vory nofo ianao io ho'a.. (fa tsy toa an'i Caillou intsony)...
- ary efa misokatra @ fahalalana sy fahalalahan-draolon'ny taona 2015.. (fa tsy tery tao @ ilay vohitrakely na box-kely intsony)
40. Strong3 ( 08/10/2015 12:47)
esiii aho hoe ra fivoarana eh ! :-) tena ny fahitako azy ny siantista no miverina caillou fa ny kristiana miha olona hihihih

mba valio araka ny google-toi njay hoe: hery avy aiza no nampivoatra ny caillou ho lasa olona???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2156