BAIBOLY hoy ny maro dia tenin'Andriamanitra??

1. Hajarilala7 ( 30/07/2015 07:00)
Ny Baiboly dia tsy tenin'Andriamanitra fa Soratra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra.

- Satria misy Tenin'Andriamanitra ao, misy tenin'olona ao ary misy tenin'ny devoly sy Satana ao.

- Hita ao koa ny tantara.
novalian'i endriny ny 13/08/2015 04:50
2. rhaj0 ( 30/07/2015 12:24)
3. rhaj0 ( 30/07/2015 12:58)
dia asa koa raha mbola "tenin'A.tra" ny noresahina tato
- Sex ao anaty Baiboly
- Ny Divay sy ny Baiboly
4. Fiffi ( 30/07/2015 12:58)

Hajarilala7:


Ny Baiboly dia tsy tenin'Andriamanitra

- Satria misy Tenin'Andriamanitra ao,



....heu....Teniny sa TSY Teniny ?

.....hamaritana tsara aloha.....
5. andrywui ( 31/07/2015 05:02)

Fiffi:


Hajarilala7:


Ny Baiboly dia tsy tenin'Andriamanitra

- Satria misy Tenin'Andriamanitra ao,



....heu....Teniny sa TSY Teniny ?

.....hamaritana tsara aloha.....


NY TANY SY NY LANITRA HO LEVONA , FA NY TENIKO TSY MBA HO LEVONA hoy Jehovah
6. rhaj0 ( 31/07/2015 10:41)
Rahefa"levona ny Tany sy ny Masoandro", afaka 5 milliards d'annees, dia toatoa izao...
https://www.youtube.com/watch?v=iauIP8swfBY



Dia aiza ho aiza @ io ilay "teny tsy levona" ry Andrywui ??? :-)
7. rhaj0 ( 31/07/2015 11:05)
hey Andrywui... hadinoy aloha ilay "Tany sy Lanitra levona", fa mandehana hono mijery ny volana androany alina, fa mangamanga izy ao, hozy CNN...

Ka sao ... "famantarana" izany ???
Vakio ny ao anaty Baiboly, fa tena "mino" marimarina aho, fa "famantarana" zavatra rahefa "manga ny volana" ("blue moon")... te-hi-communiquer zavatra amintsika IZ(a)Y "any ambony any"
8. Strong3 ( 03/08/2015 08:18)
mahasoa ny zaza ny fampianarana sekoly alahady...
satria vao zaza izahay dia nampianarina izany hoe repertoire-na boky ny baiboly, ary tsy Atra irery no miteny ao.
raha mijery ny torah fotsiny isika dia mahita fa fitantarana no misy ao , ny poeta moa defa olontsotra , ny faminaniana dia efa iaraha-mahita hoe misy hevitra maro

ka tsy dia hitako ny hiadiana hevitra be ny amin'nyhoe :
Tenin'Atra sa Sortra masina izy io.
fa matoa io noraketina ao daholo dia natao hakana lesona avokoa , hitandremana, hianarana, hiainana ... arakaraka izay tranga asehony ao
9. endriny ( 13/08/2015 04:50)

Hajarilala7:

Ny Baiboly dia tsy tenin'Andriamanitra fa Soratra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra.

- Satria misy Tenin'Andriamanitra ao, misy tenin'olona ao ary misy tenin'ny devoly sy Satana ao.

- Hita ao koa ny tantara.



An an, tenin'Atra io hoy I Mopera sy Pasitera... mahay manoratra ange Atra e....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.044