ATO RAHA HANAO DOKAM-BAROTRA ! tsy andoavam-bola

1. Strong3 ( 03/04/2015 08:28)
azafady aminareo modo fa tsy naka ny hevitrareo za, fa miparitaka lohatra manko ny pub any anaty sujet any ka aleo mba hisy sehatra hoan'i dokam-barotra toa izao :-)
novalian'i RBNIR ny 27/04/2015 05:13
2. RBNIR ( 03/04/2015 08:56)
Aza afangaro ny pub sy ny fitaomana ny olona hanao ny Marina....
« Fa hoy izy: Hataoko ahoana no fahay, raha tsy misy mampianatra* ahy? Ary izy nangataka an'i Filipo hiakatra sy hipetraka eo aminy. » (Asa.8:31)

Ataon'ny olona ahoana no hahay raha tsy misy mampianatra izy?
Ary ataony ahoana no hahita mpampianatra raha tsy misy olona manoro azy?

Diovy ny fon-tsika fa fanitsiana izay diso, sy fitaizana ho amin'ny fahamarinana no tanjona....

« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Tim.3:16)

Diovy ny fon-tsika....Tsarao amin'ny teniny ny olona raha MARINA manetre tena ekeo...raha DISO tsy misy manery anao hino azy ange eo e!

Diovy ny fon-tsika namana...

Hotahin'ny Tompo anie ianao namana.....
3. Strong3 ( 03/04/2015 08:59)
EFA NATAO HOAN'NY MPANAO PUB ATO FA AZA MATAHOTRA FA TSY HISY HANOITOHINA intsony ianao ato fa ataovy amin'izay itiavanao azy ato ny dokanareo :-)

ka na diso na tsy diso le sujet araraotinao ho be pitsidika de alefanao ao ilay doka
4. RBNIR ( 03/04/2015 09:37)
Diovy ny fontsika namana strong3 a! ny zava-doza amin'izao ataonareo sy bor2lais izao anie dia tena ho mora ho an'ny devoly ny ampiasanareo ho mpanohitra amin'ny andron'ilay bibidia e!!!
A bon entendeur io namana...
Fitiavana no ilazako an'izany....
5. bor2lais ( 03/04/2015 09:58)
Tena ampijalian'izao bibidianao izao mihitsy ianao ry RBNIR a ! :-)
6. RBNIR ( 03/04/2015 11:26)

bor2lais:

Tena ampijalian'izao bibidianao izao mihitsy ianao ry RBNIR a ! :-)

« Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin'ny feo mahery hoe: Raha misy miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny ka mandray ny marika eo amin'ny handriny na amin'ny tànany, » (Apok.14:9)
« dia izy koa no hisotro ny divain'ny fahatezeran'Andriamanitra, izay naidina tao anatin'ny kapoaky ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijalina amin'ny afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina sy eo anatrehan'ny Zanak'ondry iry; » (Apok.14:10)

7. Fiffi ( 03/04/2015 15:59)

Strong3:

azafady aminareo modo fa tsy naka ny hevitrareo za, fa miparitaka lohatra manko ny pub any anaty sujet any ka aleo mba hisy sehatra hoan'i dokam-barotra toa izao :-)

mbola tsy nahita pub anaty sujet zany zah an.....aiza zany ? mba mamaky dinika ihany fa mbola tsy nahita....
8. rhaj0 ( 06/04/2015 12:18)
Tsy naharaka resaka i Fiffi, fa raha ny fahazoako azy, dia ilay "fampianarana tsisy kilema" an'i RBNIR no lazain-dry Strong3 fa pub atao ho an'ny apostolin'i RBNIR sy ny video-ny..

Ka ilay[size=4]fampianarana[/size] tsisy kilema re.. (tsy) mety mila toerana voatokana (ho an'ny kilemaina) izany dia io namboaran'i Strong3 eto io eee... :-)
9. endriny ( 08/04/2015 08:03)
Tsy nahazo kila angha dia manao dokam-barotra?

Ato izay hividy boky artifisialy o.... Dia eto no mandoa vola hidirana any an-danitra o... Eto no fandrotsahana izay foy ho fanitarana ny fanjakan'Atra o...

Oy oy oy oy... Diso be aho... Koa raha tsy zefania Atra koa olombelona tsy misasa ohatr'ahy no asainy manitatra ny fanjakany...
10. Strong3 ( 13/04/2015 12:13)
ka ahoana kosa moa no misy hoe: __ eto jerena, araho ity, nga tsy afaka miresaka tsotra

tsy resaka maloto fo izany na tsia fa dia manao matracage ny single fotsiny eto ny sasany
11. RBNIR ( 13/04/2015 12:25)
« Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra; fa izay rehetra tanteraka dia ho tahaka ny mpampianatra azy ihany. » (Lio;6:40)

Izy no nampianarin'i Jesosy mivantana ary izy koa no nianarako ny fahalalana rehetra nozaraiko taminao...
Izaho dia olona tsotra ihany, ary mbola manana ny asako ihany koa....

Raha te hahazo ny feno ianao, araho ilay fandaharana namana...

conseil d'amis izany...

Famonjena no tanjona....« Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny fahalalana. Satria ianao efa nandà ny fahalalana, dia mba holaviko kosa tsy ho mpisoroko intsony; Ary efa nanadino ny lalan'Andriamanitrao ianao, ka dia mba hohadinoiko kosa ny zanakao. » (Hos.4:6)

Ny fahalalana dia tena miantoka ny famonjena ny olona iray tokoa.....

Samia ho tahin'ny Tompo namana...
12. bor2lais ( 15/04/2015 11:54)
RBNIR:

Izy no nampianarin'i Jesosy mivantana ary izy koa no nianarako ny fahalalana rehetra nozaraiko taminao...

:-)
Efa 2ème génération izany RBNIR a ! :-)
RBNIR:

Izaho dia olona tsotra ihany ...

:-)
Ilay milaza tena fa apôstôly koa ka ! :-)
13. RBNIR ( 15/04/2015 12:43)
bor2lais:

RBNIR:

Izy no nampianarin'i Jesosy mivantana ary izy koa no nianarako ny fahalalana rehetra nozaraiko taminao...

:-)
Efa 2ème génération izany RBNIR a ! :-)
RBNIR:

Izaho dia olona tsotra ihany ...

:-)
Ilay milaza tena fa apôstôly koa ka ! :-)

Faly misera namana....

Ny marina no ambarako namana...

Ho antsika mpitondra hafatra koa dia tandremo ny fomba fampitana hafatra....fa misy an'ity teny ity...
« Fa tsy naniraka azy Aho, hoy Jehovah, nefa manandoka ho mpaminany amin'ny anarako ihany izy, mba handroahako anareo, ka ho lany ringana ianareo, dia ianareo sy ny mpaminany izay maminany aminareo. » (Jer.27:15)

Rehefa tsy nirahina....Aza milingilingy milaza fa nirahina...fa aleo ho an'izay tena nirahiny ihany no mitonona ho nirahiny....

Raha nianatra tamin'ny olona ianao dia tsory hoe izaho tsy nirahana mivantana fa nianatra tamin'ny olona aho.....
Nahita aho ka dia mba manambara...satria hitako fa tsara ilay izy....

Hatreo ihany no azo atao.....

Rehefa tsy sure koa ianao amin'ny fahamarinana torianao dia aza miteny fa hanadinana anao izany....
« [Anatra ny amin'izay mety hataon'ny mpampianatra, indrindra fa ny tsy hanotany amin'ny lelany, ary ny toetry ny fahendrena avy any ambony] Ry rahalahiko, aza dia samy ho mpampianatra be ihany ianareo, satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana anay mpampianatra. » (Jak.3:1)
1) Tena hinoanao v io zavatra ampianarinao io sa mpanaradrenirano fotsiny ianao??? 2 Tim.1:12
2) Efa nataonao mangana v ny tenanao vao nitarika ny hafa ianao??? 1 Kor.9:27
3) Sao mpitaribato vilam-bava??? Mat.23:2-4

Rehefa tsy tanteraka aminao izany dia aza miteny akory namana....

Tena asa tsara ny asa fampianarana filazantsara nefa mila fahamalinana fatratra...
Ary ny fady indrindra dia ny mampianatra zavatra diso.....

Indrindra indrindra amin'izao fotoana izao satria hiasa be dia be ny devoly sy ny bibidia hamitaka tsy ho ela, ka raha tsy mitandrina isika dia tena ho lasa mpiasa mahafatra-po, saingy tsy ho an'Andriamanitra fa ho an'ny bibidia sy izay naniraka azy.....

Samia ho tahin'ny Tompo namana....

14. rhaj0 ( 15/04/2015 13:19)
"Apostoly" kosany i RBNIR, na ny debany ao e... Jereo ny famaritana
https://dictionary.search.yahoo.com/
apostle n.noun
1 One of a group made up especially of the 12 disciples chosen by Jesus to preach the gospel.
2 A missionary of the early Christian Church.
3 A leader of the first Christian mission to a country or region.
4 One of the 12 members of the administrative council in the Mormon Church.
5 One who pioneers an important reform movement, cause, or belief.
6 A passionate adherent; a strong supporter.

Koa i RBNIR izany "apostle #3" ary ianao Bor2lais "apostle #6" raha io famaritana io..
Fa dia miara-reveo ao re ry RBNIR sy Bor2lais a.. dia eo zany nareo roaroa kouh...
15. bor2lais ( 15/04/2015 13:23)
RBNIR:

Rehefa tsy nirahina....Aza milingilingy milaza fa nirahina...fa aleo ho an'izay tena nirahiny ihany no mitonona ho nirahiny....

Raha nianatra tamin'ny olona ianao dia tsory hoe izaho tsy nirahana mivantana fa nianatra tamin'ny olona aho.....

:-)
RBNIR:

Ary ny fady indrindra dia ny mampianatra zavatra diso.....

:-)
16. RBNIR ( 15/04/2015 13:45)
rhaj0:

"Apostoly" kosany i RBNIR, na ny debany ao e... Jereo ny famaritana
https://dictionary.search.yahoo.com/
apostle n.noun
1 One of a group made up especially of the 12 disciples chosen by Jesus to preach the gospel.
2 A missionary of the early Christian Church.
3 A leader of the first Christian mission to a country or region.
4 One of the 12 members of the administrative council in the Mormon Church.
5 One who pioneers an important reform movement, cause, or belief.
6 A passionate adherent; a strong supporter.

Koa i RBNIR izany "apostle #3" ary ianao Bor2lais "apostle #6" raha io famaritana io..
Fa dia miara-reveo ao re ry RBNIR sy Bor2lais a.. dia eo zany nareo roaroa kouh...

Namana rhajo,
Ny apostoly dia :
1- Lehilahy
2- Jesosy mivantana no mifidy azy (Jesosy no manantona ka mifidy fa tsy ilay olona no manandratra ny tenany ho apostoly...
Tsy misy mpanelanelana koa fa Izy mihitsy no mifidy mivantana....
3- Tsy maintsy ampianarin'i Jesosy mivantana koa ilay olona...
Vokany ny fampianarana izay atolotr'ilay olona dia tsy maintsy mitovy 100% tsy anampiana tsy analana amin'ilay fampianarana natolotr'i Jesosy 2000 taona lasa...

Rehefa tsy izay dia tsy apostoly.... ary tsy afaka milaza koa fa manana ilay fampianarana tsy misy kilema....

Afaka manamarina ny rehetra fa marina foana io tamin'ireo apostoly 12 fahiny, eny fa na dia tamin'i paoly apsotoly izay nofidiny taty aoriana aza....

P.S : hatramin'izao dia mbola apostoly 2 no notononiko teto hoe efa voafidy: iray ilay ATO,
Ny anankiray any ampita hoy aho (mialatsiny fa mbola tsy notenenin'i Jesosy hoe aiza ary iza)

10 sisa hoy aho ary mety ho vetivety ny fifidianana azireo (satria vetivety no nifidianana ireo taloha rehetra....)

Samia ho tahin'ny Tompo namana....
17. bor2lais ( 15/04/2015 15:54)
RBNIR:

Vokany ny fampianarana izay atolotr'ilay olona dia tsy maintsy mitovy 100% tsy anampiana tsy analana amin'ilay fampianarana natolotr'i Jesosy 2000 taona lasa...
...

P.S : hatramin'izao dia mbola apostoly 2 no notononiko teto hoe efa voafidy: iray ilay ATO,
Ny anankiray any ampita hoy aho (mialatsiny fa mbola tsy notenenin'i Jesosy hoe aiza ary iza)

10 sisa hoy aho ary mety ho vetivety ny fifidianana azireo (satria vetivety no nifidianana ireo taloha rehetra....)
...

:-)
18. RBNIR ( 15/04/2015 16:00)

Aza variana mivanivany hoy aho...Zava-doza ange no hitranga ao aorina kely ao e!
Tsy mampihomehy mihitsy.....
Samia ho tahin'ny Tompo namana.....
19. rhaj0 ( 15/04/2015 16:15)
eny tokoa.. ilaozan'i apostle #6 mihomehy an'i apostle #3... nataoko fa efa nifanaraka anie nareo e.. :-)
rhaj0:
Jereo ny famaritana
https://dictionary.search.yahoo.com/
apostle n.noun
1 One of a group made up especially of the 12 disciples chosen by Jesus to preach the gospel.
2 A missionary of the early Christian Church.
3 A leader of the first Christian mission to a country or region.
4 One of the 12 members of the administrative council in the Mormon Church.
5 One who pioneers an important reform movement, cause, or belief.
6 A passionate adherent; a strong supporter.

Koa i RBNIR izany "apostle #3" ary ianao Bor2lais "apostle #6" raha io famaritana io..
Fa dia miara-reveo ao re ry RBNIR sy Bor2lais a.. dia eo zany nareo roaroa kouh...
20. RBNIR ( 16/04/2015 05:06)
Faly misera namana,

Definition'ny olona ety an-tany ireo namana rhajo a! fa ny tena zava-nisy réel dia iry ambony ery ihany...

Samia ho tahin'ny Tompo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1322