Sira

1. Veloo ( 13/02/2006 20:26)
Inona ry reto ny aretina azo @ sira rehefa mihinana sira betsaka e?:wink:
novalian'i fijo ny 07/04/2006 03:41
2. zefalah ( 13/02/2006 20:47)
binabina

:-D
3. Veloo ( 13/02/2006 21:41)
:roll::twisted:
4. Herimiafina ( 13/02/2006 21:50)
Io ndray Veloo fa tezitra klé.

Ny sira akia de ilaina hanome Na+ sy Cl- ny vatana an, esthétique sy ilain'ny enzyme ary ny sela manana paroi rehetra.

Toy ny zavatra rehetra anefa raha be loatra de misy fiantraikany ratsy amin'ny vatana, indrindra ny sira misy Ioda, mitondra fiakaran'ny tosi-drà (Hypertension arterielle), sns.

Misy koa ny albumine, izay hamafisin'ny fihinana sira fa tsy voatery ho aretina avy amin'ny sira tsy akory araka ny fahalalako azy.
5. Herimiafina ( 13/02/2006 21:51)
Ny fika dia atao anaty bocal ny sira ary sokafana le bocal de ahahy amin'ny masoandro mba hanidina ny substance volatils rehetra alohan'ny hihinana azy, hehehehe:-D:-D
6. lemenakely ( 13/02/2006 21:52)
albumine
7. Veloo ( 13/02/2006 22:38)
inn ny dikan'ny albumine @ teny anglisy e?
8. Herimiafina ( 13/02/2006 23:07)
Asa klou fa ny albumine anie ka proteine e! Hita any amin'ny atody (ovalbumine) ary vokarin'ny aty ilay izy, ilaina amin'ny fi-reguler-na ny tsiranoka rehetra any amin'ny vatana any.

Ka tsy haiko na ALBUMINE DEFICIENCY no mifandraika amin'ilay aretina antsoitsika hoe albumine any Madagasikara any na tsia?
9. Fiffi ( 14/02/2006 05:38)
tena ratsy tokoa ny sira raha mihinana be loatra satria manjary manao "hypertension" dia avy eo indray manao "retention d'eau" ny tena (tsy aiko mandika azy @ teny gasy) Ny olona koa dia rehefa mihinana sira be loatra dia manjary mihinana na mitady mamy hifandanja azy , lasa (cercle vicieux) ilay izy , nefa dia rehefa mihinana mamy be loatra indray dia miteraka ny haretina hafa koa.
Ny zavatra tsara hatao fotsiny dia izao: zara hasiana sira ny sakafo , aleo manampy toy izay tafahoatra , tsy atao eo ambony latabatra mihintsy ny sira @ izay dia tsy mitady hanampy @ fahazaran-dratsy.
10. watafon ( 14/02/2006 11:02)
mampiakatra tosi-drà ny fihinanana sira be loatra , sady mahavoan'ny fivontovontosana (oedèmes)
11. Herimiafina ( 14/02/2006 13:45)
Izay mihintsy! Satria ny quantité rano sotroina dia mitombo manaraka ny fihinanana sira ihany koa. Proportionnelle ny quantité d'eau absorbée sy ny quantité de sel consommée.

Midika izany fa arakaraky ny hihinananao sira no mampangetaheta anao matetika.
12. Veloo ( 14/02/2006 15:32)
misaotra nanareo izay namaly eee:-*
izy io ve tsy mitovy kely @ diabete raha dinihina e? eo @ ity point ity --- satria oy i wata oe mahavoan'ny fivontovontosana? ny diabeta ko mantsy manao an'izany????
13. pitchou ( 15/02/2006 01:36)
wata> k le tosi-drà miakatra ngah moa tsy noho le rano betsaka loatra voatana ao @ vatana noho ny sira (hypervolémie)no mahatonga azy?
14. Veloo ( 15/02/2006 03:35)
manana radoko vavy tsika:wink:
15. diamondra27 ( 15/02/2006 08:13)
normalement ao anaty ny sakafo hanintsika de efa ampy ny sira , fa zany oe mba te- hi- relevé-na le goût de tapohina sira, de anjarantsika tsirairay ny mandanja azy.
16. watafon ( 15/02/2006 08:38)
pitchou,betsaka ny antony mampiakatra ny tosi-drà k !d le Na+ no mampiakatra azy k!
17. Veloo ( 15/02/2006 14:27)
Na+ mo sodium e? na nitrate de sodium izay :roll::roll:
18. vale ( 15/02/2006 15:20)
Herimiafina:

Ny fika dia atao anaty bocal ny sira ary sokafana le bocal de ahahy amin'ny masoandro mba hanidina ny substance volatils rehetra alohan'ny hihinana azy, hehehehe:-D:-D


hummmm! hay ve ry Herimiafina! tsy ratsy!8)
19. pitchou ( 15/02/2006 17:18)
tssss! aty v no hanaha sira tsy lasa rano sisa no tavela? ny sira nge mifoka rano e!
20. fijo ( 16/02/2006 04:41)
ay inona ry reto ny dikan'ny "veloo" amin'ny teny anglisy?????:twisted::twisted::twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.247