Misy sahy ve?

1. hery ( 12/11/2004 09:33)
Napetraka koa ity lohahevitra vavolombelona ity mba hametrahana ireo vokatsoa hita teto amin\'ny serasera indrindra ny maha namana... Efa henoko ihany fa misy tokantrano miorina atsy, misy zaza teraka ny ary, misy olona mifindra monina ny avy ary ananona, misy miray trano ry anona sy anona (hatramin\'ny hoe efa nisaraka ry anona)... dia teto amin\'ny namana daholo no nahita an\'izany.
Ny tokantrano tsy ahahaka... ary izahay tsy hoe hanaramaso hoe nanahoana nareo izay... fa raha misy mariazy na zaza teraka any ho any dia mba ilazao ihany izahay namana... raha sahy.
Misaotra e.
novalian'i dadabe ny 25/06/2005 18:08
2. fatsoraly ( 12/11/2004 09:46)
Misaotra e! andraso kely afaka 9 volana fa ho avy tsy ho ela. Misy kadoa ve anefa aloha? :)
3. hery ( 12/11/2004 09:49)
9 volana zany ve tsy zavatra vao hoforoninareo rahalina tsss
4. ravatorano ( 12/11/2004 10:35)
za aloha d mahita ny fisian io resaka lazain i hery io fa aleo marina izay sahy mikozy eto eh
hita izay nahafitana tsonjo b tato :-D
5. bichette ( 12/11/2004 10:56)
za nahazo namana wa tato e ! ny fidirako tato serasera tsy nanova ny statut marital-ko anefa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. moi ( 12/11/2004 14:04)
Tsy resaka fitiavana ity.
Izao no nahazo ahy : very entana be aho tamin\'ny fialantsasatra teo, ary ny isan\'ny very tamin\'izany ankoatry ny fahatsiarovana sarobidy, dia ny chargeur na adapteur video. Tsy misy eto amin\'ny tanàna izy io, ary namana tato no mba nilazako ny fahavoazako, izay eto Madagasikara ihany. Ary dia izy indray no nampiditra tamiko namany iray izay, ary izay izao no hany sisa handrasako mety hahavonjy ahy ! Na dia izay fotsiny aza dia efa misy fanantenana aho fa hitondra io zavatra io ilay olona rehefa ho avy eto ! Efa mifanoratra izahay.
Mbola tsy tena tonga aloha ilay vokatra fa dia izay no zava-misy.
Ary ianao mpamaky io koa, sao mba afaka manampy ahy ?
7. ramoul ( 12/11/2004 14:06)
:-D so ihany ary fa mba nisy an\' fatsoraly hamorona androany alina ko!
8. ikaretsaka ( 12/11/2004 14:43)
hery... hehehehe
za tsy sahy!
9. lanto ( 12/11/2004 15:04)
eo aloha i hery mba mitantara e ! de ikaretsaka koa mba aza menamenatsa !
10. wawawa ( 12/11/2004 16:10)
tairo ry zareo a! Mijoro vavolombelona!
Milay le site e! :D
11. ikaretsaka ( 12/11/2004 16:19)

fa aleo tsotsorina ary e
tato zany misy tantarana olona anakiroa zay de le olona
tato no nofankahita sns ..de nhfindra monina avy any ananona hankany anaona ilay 1 atsy ho atsy.. de ho avy ny manaraka ..
tsy misy gateaux fa efa lany fa tara aho
Mpitantara koa aho zany e!
12. ikaretsaka ( 12/11/2004 16:22)
tantaraiko ny tohiny rehefa hitako
13. methode ( 12/11/2004 23:46)
Ka toa tsy misy milaza ny azony teto ko!!!
14. xxx ( 13/11/2004 08:19)
hitako eo rehefa mahazo aho eh!!
15. kitjo ( 13/11/2004 12:42)
Mahafinaritra dol zany fa mba milaza ze tena niaia an le izy e...

mba mangataka a le nihinana gato tsy nizara mba tantarao ny fety farafaharatsiny e...hiiihhiih....za manko mahalala hoe iza :wink:
16. kitjo ( 13/11/2004 12:57)
Za aloha sahy refa tena misy hotantaraina tsara fa mbola manomana episode vaovaon tohin\' ilay tary ambadiak zay zao e
he he he :-P :-P
17. booboo ( 13/11/2004 18:36)
ny hanohanako ilay hevitr\'i hery dia fotsiny oe na tsy hijoro vavolombelona ara fa mba mizara @ namana fotsiny ny \" fahasoavana \" izay azon\'izay nahazo izany : teraka, nanorina tokan-trano. Mba ifampizarana koa ny hafaliana toy ny hifampizarana ny olana sy ny eritreritra mandalo sy politika sy ny inn aby lé lohahevitra misy ato mou ?
18. methode ( 14/11/2004 11:55)
Izay mihitsy booboo!!
19. hery ( 14/11/2004 12:45)
Ka izay anie ilay lohahevitra hoe vavolombelona e. Averiko indray, tsy hoe fitantarana ny vie privée-nao akory fa mba fitantaranao expérience tsara azo ianarana na azo atao any aoriana.
Misy olona mametraka hoe mitady olon-tiana sns... dia avy eo tsisy resaka intsony hoe efa nahita olontiana tato aho fa misaotra. Misy mivarotra zavatra dia tokony milaza eto hoe lafo ilay izy. Tsy voatery hoe i anona zakako tato... tsy zany mihitsy fa hoe nitady an\'izao ahooo (olona, zavatra, fiainana) dia nahita...
Asa aloha e. :-)
20. kitjo ( 14/11/2004 22:46)
Za zao nahita le recette tato d nanao mofo bol :-P :-P
Msaotra ny namana!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3274