Mitady bandy matotra

1. xxx ( 23/01/2004 09:50)
Miarahaba ny lelahy retra,

iza no te hiaraka amiko, za dia sipa 24 ans, efa mba niaraka t@ bandy ihany taloha fa saingy tsy afapo t@ izay natao?

tsotra tsy miavona, izay tinao lazaina fa aza mihafahafa e! ho hitantsika eo ny tohiny ny tantara...

mametraha adiresy raha tinao ny hifandray amiko
bye
bisous
novalian'i fijo ny 27/05/2004 21:42
2. xxx ( 23/01/2004 10:22)
za te hiaraka o
rafabrice@caramail.com

3. rinakely1 ( 23/01/2004 12:05)
zany hono ry reto an! mba ampio ty rahavavy ty e!
4. lema ( 23/01/2004 12:55)
za kou mba te hiaraka aminao ra azo atao
5. xxx ( 23/01/2004 13:41)
bonjour,
ka apetraho aloha ny adiresinareo e! ahafahako manoratra sy mifankahalala bebe kokoa isika any!

angaha i riankely tsy mba mi-interessée amiko e
hihihihi
bye indray e
aza atao sangisangy izao an
tena serieux za miresaka aminaeo
6. lema ( 23/01/2004 14:09)
ka efa io ny solon'anarana dé manorata e!
7. besoiiin ( 23/01/2004 18:18)
fa bandy ve i toi sa sipa e! aza dia mampiresaka fa sipa ve dia ho serieuX??? sa mba diso tsipelina fotsiny tamin'iny??? ary mba azo omena vare ny définition an'ilay atao hoe matotra?
8. mozart ( 24/01/2004 16:29)
za aloha mba mitady sipa koa ato @ namana fa raha toa ka afaka mifandray amiko ianao ry..........dia ity ny e'mail'ko: rijakely0072000@yahoo.fr
Zay fa manantena valiny avy aminao an!!!!!
mozart :tia olona
9. xxx ( 24/01/2004 15:17)
salut!
hitako ny annonce -nao ry xxxx, koa ity ny adiresiko dia afaka miresaka tsara isika e!
bandy--metaly@caramail.com dia rehefa manoratra ndry dia omeko adiresy yahoo, izay ary aloha fa dia miandry ny e-mail ndry izany an!! izaho indray dia kof tsotra e! 26 an ny taonako ok!
manorata ary e!
10. xxx ( 26/01/2004 19:22)
io ny adiresiko mbolatianakely@yahoo.fr
11. jhouhlambout ( 26/01/2004 14:20)
Toa efa betsaka izany adresse izany ka mba te halala ny vokany aho: Nety sa ahoana?
12. fijo ( 27/01/2004 10:23)
ka manorata aty aloha ,dia miresaka ato isika dia hohita eo ny manaraka e
13. zizou ( 27/01/2004 09:12)
anoraty za io ny pseudo de ataovy ao am namana ao de omeko adiresy hafa ndry avy eo
14. malaky ( 27/01/2004 14:17)
io ary ny pseudoko ato amin'y namana eh!! de any mihaona oh!!
15. xxx ( 27/01/2004 14:18)
Mahazo valiny bdb kouss i xxxxx zany an! Mbô mijere alou forum ry zareo vô miditra fa ahitana toetran'olona ange ao e!
16. fijo ( 28/01/2004 10:08)
aleo aloha hifanoratra dia hita eo e.
17. jhouhlambout ( 02/02/2004 09:23)
Inn ny ho hitt?
18. fijo ( 03/02/2004 09:39)
izay fandehany.
19. xxx ( 06/02/2004 16:47)
Za ko te ho any o!! ho aiza ary io?nefa hiaraka aminy fidy@netcourrier.com
20. six ( 17/02/2004 20:39)
za efa matotra, mety tsara aminao, io ny pseudo d mbo andefaso hafatra any, any valiako, an (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0971