Ho an'ny lehilahy manokana

1. rinakely1 ( 29/11/2003 10:07)
Inn koa kay no andrasanareo @nay ary inn ny zavatra ataonay manafintohana anareo?
D inn ary no tokony ataonay mba tsy hampirafy nareo e?
novalian'i fijo ny 14/01/2004 11:45
2. lema ( 29/11/2003 15:05)
néna manokana lou dé vehivavy manaja tena no ilaiko,tsy be resaka sy tia fosafosa,dé rehefa afa-po za dé tsy mitady any an-kafa intsony.
3. rjmahel ( 30/11/2003 16:25)
Heveriko fa ny tena fitiavana no andrasan'ny lehilahy amin'ny vehivavy. Io zany no mila hamafisina tsara : loharanon'ny zava-drehetra fa tsy ho an'ny ny fampirafesana fotsiny ihany.
4. ratam ( 30/11/2003 19:34)
Vazivazy ity anh.. sao dia toy ny mihinana vary ihany io e... indrindray vary gasy no anaovana sosoa haviva na hoe madrigal no anaovana vary maina atoandro ny maraina ohatra vary japonnais !

Tokony ho manana endrika vary azo ohanina maraina atoandro hariva zany ny vehivavy.

Fa ny tena resaka dia izao : za klo de tsy tia ilay teny hoe MAMPIRAFY e, fa entiko eto ny tenin'ny namana mampirafy ireny. Fitaizana io ka raha tsy mahay mifidy hatrany amboalohany dia eo no raisina... Safidy ihany koa ilay izy e. Avadibadiho ary ny hovidina fa atolotra ny vola !
5. rinakely1 ( 01/12/2003 20:10)
misaotra namaly e! Fa ity ho an'i lema manokana : mila vevavy manaja enao sns nefa raha enao aza tsy mahay manaja ny tenanao d ahona? Ny an'ny lehilahy manko manao zé hampandry ny fon'ny tovovavy fotsiny avy eo d mivaralila fona!
Fa zay e, raha izany moa no tin'ny lema d maniry koa aho mba ho tojo izay hirinao enao ary mba hitazona io teninao io!
Veloma
6. pitchou ( 01/12/2003 13:50)
teny tiao atao @ rjmahel: miandry tena fitiavana @ vehivavy ve enao sa manolotra tena fitiavana ho an'ny vehivavy? rehefa tsy manolotra tena fitiavana de tsy tokony hitady tena fitiavana!
7. xxx ( 01/12/2003 17:35)
Raha ny rariny dia tokony ifamaly ny fitiavana.
Matetika anefa dia izay fiandrasana valim - pitia izay no manimba ny fitiavana . Rehefa tsy mifanaraka @ zavatra nandrasanao heverinao ho valim- pitiavana natolotrao no mitranga dia matetika ianao no manao ny tsy fanao voalohany.
8. fijo ( 02/12/2003 17:03)
ny fomba tsara indrindra tsy hampirafesan'ny lehilahy,ary efa hitako io fa tsy foronina an,dia ampanaovina izy isaky ny miditra ny trano.tsy ahavita intsony izy any ivelany,fa dia andrasana ho an'ilay ao an-trano ny zavatra.ary dia hendry tokoa amin'izay satria ampy tsara ny tolotra.andramo anie dia lazao anay e.
9. oupsyyy ( 02/12/2003 20:10)
ahahhaahah fijo a, zany ve lety tsy hisy kitro kle!!!!! Ka tsy vo maika ve lety hiodina le bandy ka tsy hisy tsirony tsony ange le izy fa lasa fahazarana e?? Lasa mieritreritra le bandy hoe, hanisy an drafotsy njay zao, de otran ny lasa fahazarana fa tsy misy fihany tsony
10. fijo ( 03/12/2003 20:10)
zavatra efa hitako io ka,ary dia tena niova i lery,nefa izany bandy tena pirol be.nitaraina tamiko i lery mantsy.
11. xxx ( 03/12/2003 18:37)
inn moa no tena tanjontsika eto e?lehilahy 1 sy vehivavy 1, mpinamana amin'ny ahoana moa hoan'ny sipa 1 sy kôfa 1 zay mbola tsy mifankalala akory, tsy ho kôtin'lery ve le sipa rehefa hitany, de tsy ni charme kou ve le sipa raha sendra an'le kôfa?
12. jm ( 03/12/2003 13:16)
Ny amiko alo ny tena zavatra tsy tatiko dé ny fahasarotam-piaro be loatra,ianareo vevavy mantsy sarotra ihany amin'io lafiny io,ny mifosa koa .
13. velo ( 03/12/2003 16:09)
Rehefa miaraka dia miaraka fa tsy mila mandainga izany indrindra ny fotoana
Sambatra ny olona iray raha tena tia azy ny vehivavy sipany
14. isrine ( 03/12/2003 16:11)
Ok ry Jm a, tena toetra ratsin'ny vehivavy mihitsy ny mifosa, za koa mahatsikaritra fa tena ratsy ilay fomban'ny vehivavy ary tsy de manana namana vehivavy firy.
Raha mba resaka hahatsara moa ka maninona fa resaka hazahoana aretimpo fotsiny anie no atao @ fosa e.
15. fijo ( 04/12/2003 20:56)
tsy haiko ny amin'izay ka.
16. xxx ( 04/12/2003 19:05)
REHEFA TSY MITAPITAPY IANAREO VEHIVAVY DIA MIARAKA AMINAREO FOANA ZAY LEHILAHY
VITSY MANTSY NY SIPA MIARITRA INDRINDRA FA @ IZAO FIAINANA IZAO
17. fijo ( 04/12/2003 19:52)
misy marina io ry vehivavy a.
18. jm ( 05/12/2003 20:43)
isrine,inn koa kay ny toetra ratsin'ny vevavy,mety hoe tsy tatin'ny lelà,ankoatran'ny fifosana
19. rinakely1 ( 05/12/2003 11:01)
ho an'lé xxxx b mivandravandra b io, mba hazavao we mitapy ohatran'ny ahoana moa zahay vhv?
20. rinakely1 ( 05/12/2003 11:04)
Ity ho an'i Jm, ny tsy zakanareo d ny mahita ny sipanareo misangisangy @ kofa hafa satria tsy mba manana confiance @nay vhv fa d manana arrière pensée fona!
Sa diso ary v zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3104