saka be loha

1. rhaj0 ( 18/12/2015 15:59)
T@ vaovao taty ho'a, dia nisy Bandy #1, ni-braquer epicerie. MIrangaranga ny basy, ary nitsongolo-body t@ comptoir ilery, manery ny caissier hanome ny vola. Fa nisy Bandy #2 ho'a, notsoriahan'ilery ny poketran'i Bandy #1 tao @ posy aorianany tao..

Nitraka i Bandy#1, tezitrabe.. i Bandy #2 @ io nefany efa tsy hiiittaaaaa... Niasa mafy ny sain'i Bandy #1.. hanohy ny braquage, sa hanenjika an'i Bandy#2... ny kara-panondro sy volabe tao @ poketra lasany, nefa ny volan'ny caisse koa tsy azo...


Tapaka mihintsy aho nijery vaovao... :-)


Ka mampatsiahy ahy ny atao eto izy io kouh... Aviavy ery ry Mpino rehetra eto, h@ ry Strong3 sy ry Bor2lais na RBNIR, ka h@ ry Yahl sy ry Tealala faramparany izao io, na koa ry Tefigasy sy ry Maranatha izay efa tsy hita intsony izao. Dia ry Mpino ireo ta-hivarotra "saka be loha". Fa notsoriahako nanaovako debordeman atsy @ elatra havia ho'a ... :-)
novalian'i rhaj0 ny 30/12/2015 03:04
2. Strong3 ( 21/12/2015 05:39)


fa de tsy misy azony ny zava-nitranga fa de mitanaka de miogaoga tsy hay hoe ahoana
3. rhaj0 ( 21/12/2015 11:51)
Ka tena nony tonga saina ho'a i Bandy #1 fa hoe, lasan'i Bandy #2 ny poketrany, dia tena... moa tsy sahala @ Averell ilery: miasa mafy ilay atidohakely :-)



Ka io ho'a... ohatra izao i Yahl.. maika hivarotra "saka be loha" eto io... dia hoe "manentana antsika am-pifaliana".. Fa nony notsoriahako kely... hi hi hi... nivoaka nihahaka teto ny instinct-na djihadiste-ny :-)
4. Yahl ( 24/12/2015 15:42)

rhaj0:

Ka tena nony tonga saina ho'a i Bandy #1 fa hoe, lasan'i Bandy #2 ny poketrany, dia tena... moa tsy sahala @ Averell ilery: miasa mafy ilay atidohakely :-)



Ka io ho'a... ohatra izao i Yahl.. maika hivarotra "saka be loha" eto io... dia hoe "manentana antsika am-pifaliana".. Fa nony notsoriahako kely... hi hi hi... nivoaka nihahaka teto ny instinct-na djihadiste-ny :-)


Yahl
Io indray alo tsy ifanerena, fa rehefa tsy mety @ fijerinao de avelao fotsiny @ ' izao f'aza mandray anjara dia ampy izay!
Fa tsy ny fanevatevana sy ny fanaratsiana no misesika betsaka avy aminaw rehefa tsy mino enaw. AVelao ny resaka handeha fotsiny, izay mahay mandray azy mandray azy, fa tsy enaw sy ny hevitrao no ibahana ny fanentanana ataoko.
Ary tsy mandrara anao tsy handray anjara @ fanehoanao hevitra @ fomba fijerinao aho @ izay fanentanako, fa apetraho hatreo @ fanabeazana fantatrao, fa rehefa tsy takatrao ny hevitra lazaina na tsy fantatra dia aza rabirabiana. Tsy mahamenatra ny manetry tena manontany @' ny fanazavana tsy mazava tsara. Fa tsy teny manambanimbany sy manesoeso mitondra fahasorenana no hanehoanao ny tsy mitovy fomba fijery aminao!
Dia rehefa mba anontaniana koa, dia mba valio torak' izay mba hisian'ny fitoniana @ fanajana sy fifandraisana eto hisian' ny tena fanehoan-kevitra tsara motondra fahalalana feno!

5. Yahl ( 26/12/2015 08:34)

rhaj0:

".. Fa nony notsoriahako kely... hi hi hi... nivoaka nihahaka teto ny instinct-na djihadiste-ny :-)


Yahl
Aza taitra fa tonga hoazy any izany!
Mbola vao ny djihadiste fotsiny aza izany (fa tsy izaho izany) mbola ao koa ny bôkô haram sy ny shebab hamely ny toe-tsaina toa anaw !!!
6. rhaj0 ( 28/12/2015 00:48)
Eny azany kouh... ireny djihadista sy boko haram ary shebab ireny (ve) izany ny anao no fitaratra..

Ny ahy indray ho'a ny fitaratra dia arak'ilay hoe
Bien sûr qu'on peut se moquer des religions

ka raha mizihitra ny vatan'orona(re)o, dia ... hi hi hi.. mety izay indrindra no tadiavina.. ka nareo manambaka olona, ary mamiravira fi(s)ainan'olona ao, milaka milaka, koa rahefa asiana kely toa milaka mihohoka... manao toa i Averell ao :-)
7. Yahl ( 28/12/2015 10:35)

rhaj0:

Eny azany kouh... ireny djihadista sy boko haram ary shebab ireny (ve) izany ny anao no fitaratra..

Ny ahy indray ho'a ny fitaratra dia arak'ilay hoe
Bien sûr qu'on peut se moquer des religions

ka raha mizihitra ny vatan'orona(re)o, dia ... hi hi hi.. mety izay indrindra no tadiavina.. ka nareo manambaka olona, ary mamiravira fi(s)ainan'olona ao, milaka milaka, koa rahefa asiana kely toa milaka mihohoka... manao toa i Averell ao :-)



Yahl
Raha azoko tsara izany dia voambaka tany @ nalehanao tany enao io! Mazava izany.
Angaha tena voaviravira mafy mihintsy ny sain' ny siantista izany no de manovokovoka mafy!


Dia aty @ tsy naninona anao indray koa no manala vonkona!
Tena tsy fantatrao tokoa ny fahamarinana hamonjena anao izany, de nanandrakandra-poana tany enao, de aty @ tsy naninona anao no mananihany?!
Ireny fatra-piteny ratsy ny marina ireny ihany anie no lasa .....
Aleo hatreo alo!
Tsy hiteny zavatra hafa insony aho, fa mandiniha tsara alo vao miteny rhajO ah!

8. rhaj0 ( 30/12/2015 03:04)
rhaj0:
Ny ahy indray ho'a ny fitaratra dia arak'ilay hoe
Bien sûr qu'on peut se moquer des religions

ka raha mizihitra ny vatan'orona(re)o, dia ... hi hi hi.. mety izay indrindra no tadiavina.. ka nareo manambaka olona, ary mamiravira fi(s)ainan'olona ao, milaka milaka, koa rahefa asiana kely toa milaka mihohoka... manao toa i Averell ao

Yahl:
Raha azoko tsara izany dia voambaka tany @ nalehanao tany enao io!

Mety marina ny anao.. mahatsiaro tena "voambaka" tokoany aho, fony zaza, ka natao batisa dia nampinoana fa misy izany Atra izany.. dia nandeha tokoany ho'a ny imagination-ko, dia toa nain, ary superman fa miankanjo fotsy IZY izao.. dia mitaingina soavalikely fotsy koa..

Dia miaraka AMINY, ao @ imagination-ko, t@ fony zaza io aho ho'a, dia i Pere Noel eee..

Fa efa lehibe aho izao kah... raha ny fitadidiako, dia nanomboka 10 taona aho, kilasy 8eme, no tonga saina @ ity resa-jaza be vata ity..


Dia marina koa ny anao fa dia "manala vonkona" aho eto io: manala azy mivaninika eee... Ilay zavatra/resaka inoanao Yahl ohatra, na koa ry Tealala na ry Strong3, ka dia tena maha-tapaka eee... fa ilay reaction-na(re)o rahefa oainina no tena maha-tapaka double ee ..
hi hi hi .. izany izy io ry Ya(vere)hl aaa :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2479