Andeha hiresaka sy hitafa amin'ny fikambanan'ny mpivady samilahy sy samivavy any Amerika atsimo ny Papa

1. endriny ( 17/06/2015 14:35)
Dia mino aho fa rahampitso be ny Malagasy hiova fo ka hanaiky ity firahan'ny samilahy sy ny samivavy ity...

Reveko be ity Papa Foranisoa ity! Tena Soa araka ny anarany!
novalian'i endriny ny 24/06/2015 12:06
2. rhaj0 ( 17/06/2015 16:11)
http://www.patheos.com/blogs/godandthemachine/2014/06/francis-returns-to-the-quote-heard-round-the-world-who-am-i-to-judge/
He was asked about the alleged “gay lobby” of homosexual Vatican employees, and replied, in part, “A gay person who is seeking God, who is of good will — well, who am I to judge him?”

Hoe ireo homosekisoaly (ao Vatican) io nolazain'ny Papa Fransoa io hoe, "zovy moa aho no hitsaratsara ireo olona"..

Fa dia ho hitan'ny havany ao ireo be fitsaratsara sy be fanilikilka, ireo be fanavakavahana sy fanabatiana, ireo mihevitra fa izy no tena izylay dia "nitsara" ny homosekisoaly ho "manota" na "meloka" ary dia be fitorian-teny tao... ha ha ha hiiii... "zovy moa ianao"... raha ny Papa akoriny aza no milefy hoe "zovy moa aho"...
3. anicetmartial ( 18/06/2015 02:32)
Vereza hofaty any @ helo nareo sy ny papanareo. Ry manana aretina reto a! Papa mpiray tsikombakomb @ rats zan asina tay.
4. vahiny2004 ( 18/06/2015 06:59)

anicetmartial:

Vereza hofaty any @ helo nareo sy ny papanareo. Ry manana aretina reto a! Papa mpiray tsikombakomb @ rats zan asina tay.

Asa na ny olona mirary soa na ny olona manozona no ilain'ity tany ity ???
5. anicetmartial ( 18/06/2015 09:12)
tsy ny manao ihany no meloka fa ny mankasitraka ny manao koa,tokony vonoana aza ny mendrika ny Gay sex
6. rhaj0 ( 18/06/2015 10:09)
anicetmartial:
tokony vonoana aza ny mendrika ny Gay sex

"Voninahitra ho anareo Kristiana (sy an'AZY) irery ihany" @ violence verbale ataonao Ancetmartial eto io. Io "mamono olona" io no DIDY iray lehibe voasoratra t@ vato ho anareo Kristiana ao.
7. gasysud ( 18/06/2015 10:34)

rhaj0 - 18/06/2015 10:09

anicetmartial
tokony vonoana aza ny mendrika ny Gay sex

"Voninahitra ho anareo Kristiana (sy an'AZY) irery ihany" @ violence verbale ataonao Ancetmartial eto io. Io "mamono olona" io no DIDY iray lehibe voasoratra t@ vato ho anareo Kristiana ao.

Ny mampiavaka ny kristianina sy Krisy dia:

Kristianina: vonoy sy omeo sazy ary alefaso any amin'ny afobe. Tsy manao ny fanaon'izao tontolo izao...
Kristy: famelàna (toy ilay vehivavy nijanganjanga, ilay jiolahy teo amin'ny hazo fijaliana...) sy miaraka misotro divay sy misakafo amin'ny jentilisa...
8. rhaj0 ( 18/06/2015 10:51)
gasysud:

kanefa anie, isaka ny manao zavatra ny Kristiana, dia lazainy marimarina mihintsy fa izay mihintsy no notenenin'i Krisy eee...

ka dia ... "mpitari-bato vilam-bava" ve izany i Krisy, hafa ny teneniny (ka arahin'ny Kristiana), ary hafa no ataony ??? :-)
9. anicetmartial ( 18/06/2015 10:59)
Ra minia manota isika ref naazo falalana tsara ny marina dia tsis fanatitra nony ota itson. Ny ota dia zay fandikandalan
10. endriny ( 18/06/2015 14:06)
Kristianina tsy mano ny fanaon'izao tontolo izao.....

Fomba fampihesonana koa ity: dia milaza ny kristianina fa tsy mihinam-bary sy laoka... Dia rehefa te hiteraka ny kristianina dia tsy manao firaisana... Dia ny kristianina tsy manao politika na indray mitete aza... Dia ny kristianina tsy mila mikarama fa mahazo rakitra... Hihihihi

Kristianina tsy manao ny fanaon'izao tontolo izao: tsy manjono, tsy mijinja fa tonga ho azy ny kaly...
11. Anicetmartial ( 18/06/2015 14:36)
Rehefa fantatrareo tsara ny halehibe ny sorona nataony kristy tonga dia halanao fotsiny na dia miheno teny hoe: Guy Sex!
12. endriny ( 18/06/2015 14:49)
Ny fiangonana dia rafitra iray natsangan'ireo tsy tia ho fehezin'ny fanjakana misy, ka mametraka hatrany fa ny fanjakan'Atra sy ny hery tsy hita no ambony indrindra.

Ankehitriny aza dia misy ny fikmbanan'ny mpivady samilahy na samivavy, izay hery vaovao tsy hay tohaina ary toa atahoran'ny kristianina fatratra ankehitriny... Noho izany tsy maintsy mampiseho ny fiangonana fa ambony noho ireo... Ka dia ny hetsika natao voalohany aloha dia nisy ireo fiangonana nanaiky ity fikambanana ity... Dia izao izany ny Papa indray, izay isaorana azy manokana no mandala ity fikambanana ity... Mba ahazoany mifehy azy.

Isaorako Zanahary
13. anicetmartial ( 18/06/2015 15:04)
VICARUIS FLEIDEI=666.
Roma io katolika! Ao ny papa lay nomeny devoly fanjakana sy ny fahefana @zao tontolo zao.
14. rhaj0 ( 18/06/2015 17:28)
anicetmartial:
tonga dia halanao fotsiny na dia miheno teny hoe: Guy Sex!

O ry Anicet a... ianao toa TSY nanandrana "gay sex" akoriny nefa tonga dia masiaka be hotr'io..
Sa ianao nanandrana "gay sex", dia izany no mampasiaka be anao hotr'io ?? :-)
15. anicetmartial ( 18/06/2015 20:56)
miteniteny fôna toy ny biby ts manantsaina! tahaka ny nanaherany Jana sy Jambra any Mosesy no fanoherany reo azy.
16. rhaj0 ( 19/06/2015 10:10)
sakay kely rano toa i Anicet daholo ve ny Kristiana eee ?

Aiza nama koa ny resaka atao ve dia hoe... "vereza ho faty", "manana aretina reto a", "tokony vonoana aza ny mendrika", " tonga dia halanao fotsiny", "toy ny biby ts manantsaina"...

Izaho "mino" fa toa i Anicet daholo ny Kristiana rehetra... any am-po tsy miloaka an'azy ao.. fa i Anicet no tso-po dia miteny tsisy frein eto io... sa ahoana ? :-)
17. gasy1zay ( 19/06/2015 13:18)

rhaj0:

gasysud:
Ny mampiavaka ny kristianina sy Krisy dia:

Kristianina: vonoy sy omeo sazy ary alefaso any amin'ny afobe. Tsy manao ny fanaon'izao tontolo izao...
Kristy: famelàna (toy ilay vehivavy nijanganjanga, ilay jiolahy teo amin'ny hazo fijaliana...) sy miaraka misotro divay sy misakafo amin'ny jentilisa...

kanefa anie, isaka ny manao zavatra ny Kristiana, dia lazainy marimarina mihintsy fa izay mihintsy no notenenin'i Krisy eee...

ka dia ... "mpitari-bato vilam-bava" ve izany i Krisy, hafa ny teneniny (ka arahin'ny Kristiana), ary hafa no ataony ??? :-)

Ka io mandray an-tendrony io anie rhaj0 no mahatonga anareo handiso ny voalazan'ny baiboly e! Diniho tsara fa i Jesoa niara nisotro sy nihinana t@ mpamory hetra, avy eo lasa mpianany i Matio na i Levy, nakany an-tranony i Zakaiosy izy dia avy eo tena nohoneran'i Zakaiosy daoly izay rehetra nambakainy, niresaka taminy ilay vehivavy samaritana (mpijangajanga) avy eo lasa nitoana ny iray tanana hibebaka sy hanantona ny Tompo io vehivavy io, ....

Dia nampiany hoe " tsy tonga aho hitady ny marina fa ny mpanota mba hibebaka", noho izany dia ny hanala ireo mpanota ireo @ fahotany no nandehanany nihaona taminy, niara-nisakafo taminy, niresaka taminy fa tsy hoe mety ny ataonareo fa tohizo.

Farany, tsy ny firesahan'i Papa @ gay akory dia midika hoe mankasitraka ny pratique homosexuel izy, fa na sanatria hankasitraka izany aza izy dia tsy midika hoe hiova ny voalazan'ny baiboly mikasika io fanao io.
18. rhaj0 ( 19/06/2015 13:57)
gasy1zay:
...ny hanala ireo mpanota ireo @ fahotany no nandehanany nihaona taminy, niara-nisakafo taminy, niresaka taminy fa tsy hoe mety ny ataonareo fa tohizo.

Akanga aloha fa mifangaro ny "interpretation" an'i Gasy1zay manokana anao irery ao, sy ny tena zava-nisy voatantaran'ny sekretera tao.

- zava-misy = "niara-nisakafo taminy, niresaka taminy "
- interpretation-n'i Gasy1zay = ny hanala ireo mpanota @ fahotany ... tsy hoe mety ny ataonareo fa tohizo

Taiza ho aiza t@ voatnatara tao I JC no "niteny" ireo interpretation-nao manokana ireo ???

(Raha ny fahitako azy, dia izay foana no olana aminareo Kristiana ireto... tonga dia apetakareo ho hoe, I JC no niteny izay "interpretation"-nareo manokana ao izay.. ary izay ho'a ilay plagiarisme mivadika)
19. gasy1zay ( 19/06/2015 14:53)

29 Ary Levy nanao fanasana lehibe tao an-tranony ho an’ i Jesosy; ary nisy mpamory hetra maro sy olon-kafa koa, izay niara-nipetraka nihinana teo aminy.
30 Fa ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna izay teo aminy dia nimonomonona tamin’ ny mpianatr’ i Jesosy ka nanao hoe: Nahoana hianareo no miara-mihinana sy misotro amin’ ny mpamory hetra sy ny mpanota?
31 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary;
32 tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka.

Ka aona ny fahitanao io voasoratra io ry rhaj0, tsy misy soratra eo hoe ny kristianina namaly ny fariseo na nanao interpretation fa voasoratra ao ny navalin'i Jesoa ireo nanontany ny mpianany hoe fa maninona izy no niaraka t@ ireo "mpamory hetra sy mpanota"

dia aona koa ianao rhaj0 @ ireto voasoratra ireto? I gasy1zay ve sa ny kristianina no miresaka eto sa i Jesoa?
Dia hoy Jesosy: Izaho koa dia tsy manameloka anao; mandehana, ary amin’ izao sisa izao dia aza manota intsony.]

Rehefa afaka izany, dia hitan’ i Jesosy teo an-kianjan’ ny tempoly ralehilahy, ka hoy Izy taminy: Indro, efa sitrana hianao; aza manota intsony, fandrao hanjo anao izay ratsy noho ny teo.

Ary tamin’ izany andro izany dia nanomboka nitori-teny Jesosy ka nanao hoe: Mibebaha hianareo, fa efa akaiky ny fanjakan’ ny lanitra.

Raha ilay mibebaka no tsy azon'i rhaj0 ny dikany dia mibebaha adikan'ny français courant hoe : "Changez de comportement"
20. rhaj0 ( 19/06/2015 16:27)
Hozy i JC izany hoe.. 32 ... hiantso ... ny mpanota mba hibebaka
ary dia hozy i JC tamin-dreo hoe mandehana, ary amin’ izao sisa izao dia aza manota intsony ... Mibebaha (Changez de comportement) hianareo...

Dia hozy Gasy1zay, hoe ny nataon'i JC dia "...ny hanala ireo mpanota ireo @ fahotanyy".

Ny fandraisako ny resak'i Gasy1zay, hoe "hanala ireo mpanota @ fahotany"... Verbe d'action ilay "hanala" ary ny sujet dia i JC.

Izaho TSY mahita @ iretsy rakitra etsy ambony hoe, tsy i JC no manao ny action, ka hoe "hanala ny ota amin-dretsy", fa "miteny" fotsiny izy, na mampitandrina, dia ny "mpanota" no hanao ny ataony any.

RAha ilay tournure hoe, "ny hialan'ireo mpanota @ fahotany (izy tenany no manao ny action)", dia mety ekeko ihany.

SAMY HAFA ireo, satria ireo Rakrisy mpitori-teny (mihevitra toa i Gasy1zay io), dia mitono-tena ho toa an'i JC koa, ary dia avy Rakrisy mi-harasser ny olona, fa izy koa hono mba "hanala ireto olona @ fahotany".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6964