Ahoana indray ity fomban'ity Pasitera any Nizeria ity?

1. endriny ( 03/04/2015 06:18)
Orohany eo amin'ny fitombenany ny vehivavy mpitovo mba ahita vady... Aza hitako ka hisy hanitatra aty ihany koa io...
novalian'i endriny ny 10/04/2015 05:59
2. endriny ( 03/04/2015 06:22)
3. RBNIR ( 03/04/2015 06:46)
TENA TIAN'I JESOSY ISIKA,

ANTSOINA DAHOLO ISIKA REHETRA HANARAKA NY FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA SY HINO NY MPANOMPONY IZAY NOFIDINY SY NIRAHANY HANAMBARA NY MARINA....

SAMIA HO TAHIN'NY TOMPO NAMANA....
4. Strong3 ( 03/04/2015 06:47)
efa voasoratra izany ka inona no mahagaga :-) ; mampalahelo izy fa solafaka
5. endriny ( 04/04/2015 07:06)
Toko faha firy no nanoratana azy?
6. endriny ( 07/04/2015 04:22)
Dia raha misy vehivavy te hiteraka izany dia aiza no ororan'ity Pasitera ity...?
7. endriny ( 08/04/2015 07:51)
Dia ny zanany koa ve ataony an'izao?
8. RBNIR ( 08/04/2015 07:53)
Aza afangaro ny kristianina rehetra....io sahala amin'ny zanaka an-trano ihany...misy mpankato...misy maditra....misy tsy miraharaha....misy hendry....misy ondry....misy osy....
misy vary....misy tsiparifary.....
9. endriny ( 08/04/2015 07:57)
Tsy nanongam-panjakana ve ny Malagasy fa i TGV irery tamin'ny 2009 e?
10. RBNIR ( 08/04/2015 08:16)

endriny:

Tsy nanongam-panjakana ve ny Malagasy fa i TGV irery tamin'ny 2009 e?

Tsy miditra politika isika namana.....
11. endriny ( 10/04/2015 05:59)
Ilay lojikanao no arahiko ry Namana a...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0488