MISY FANAHY TOKOA VE NY OLOMBELONA? nahoana ny boky atao hoe baiboly no manasongadina azy io bebe kokoa

1. Strong3 ( 03/03/2015 07:55)
1/ Raha misy fanahy ny olombelona dia aiza ao anatiny ao no tranony (na hoe misy azy)?

2/ ary raha tsy misy fanahy izy dia inona no mahatonga azy lazain'ny malagasy hoe ny fanahy no mahaolona?

3/ fa inona marina ity atao hoe fanahy ity ?

... raha voa porofo tokoa fa tsy misy fanahy ny olombelona dia azo lazaina fa angano ny baiboly !
2. booboo ( 03/03/2015 09:02)
Ilay Fanahy @ Malagasy ve ilay Fanahy @ kristiana ihany ?
3. Strong3 ( 03/03/2015 09:11)
iaho aza mba magnotany kou... sao fanahy samy hafa tokoa aza rou lazigny ?
natao hoan'ny mino sy tsa mpino an'izao ity resaka ity, ahoana no fijerinareo azy io
4. vahiny2004 ( 03/03/2015 12:26)

Ny Fanahy ve tsy iray ihany isan'olona e, avy eo fahananao sakafo "gasy" izy na sakafo "kristianina" na sakafo mifangaro
5. Strong3 ( 03/03/2015 12:43)
izay aloha no tokony ho izy raha ny filazana hoe ; iny ratsy fanahy... fa inona no hamaritana hoe akohatran'ny vatana sy ny saina dia misy fanahy (tena vainga misy ve izy io sa imagination-ny olona fotsiny hoe misy izany fanahy izany hono ao anatintsika ...?)
6. vahiny2004 ( 03/03/2015 14:06)
Strong3:

izay aloha no tokony ho izy raha ny filazana hoe ; iny ratsy fanahy... fa inona no hamaritana hoe akohatran'ny vatana sy ny saina dia misy fanahy (tena vainga misy ve izy io sa imagination-ny olona fotsiny hoe misy izany fanahy izany hono ao anatintsika ...?)

Nakorontan'ny olona t@ imagination angaha ise ? :-P
7. rhaj0 ( 03/03/2015 14:18)
Rahefa misy raha "tsy-takatry" ny sain'olb dia .. amoronany raha ao @ imagination-ny ao hanazavany ilay izy. Indrindra moa ireo marefo (fragile) dia tonga dia miantsampy amina raha foromporonina ao, fa satria tsy mahay miaina ao anatin'ny tsy-fahalalana. Dia samy mamorona ny azy any @ misy azy aby any. Dia izay mahay mandresy lahatra no lazaina fa "marina". Dia miantsampy sy mamikitra tokoany ho'a ny marefo (fragile) ara-tsaina ao. Dia avy eo anefa, rahefa miitatra ilay sain'olb, dia lasa mihatakatrany ilay "tsy-takatra" teo aloha.

Dia ahoana...

Raha izaho manokana aloha, dia rahefa "tsy-takatra" dia tsy takatra, fa tsy amoromporona antsanga tsy aman'orana eo, dia iamtsampitsampy sy amihimihina an'izao resaka absurde rehetra izao..

fa na izany na tsy izany, dia izao e... raiso izay fanazavana/famaritana/.. mampetimety ny baolinao ao dia basy e... tsisy mila ifandirana izay izany...
8. vahiny2004 ( 03/03/2015 15:11)
rhaj0:

Imagination -ny izay araka ny définition nao rahateo
Ianao koa manana izay imagination nao na izay tianao hilazàna azy

Dia izao , samia mijanona @ izay imagination-ny ou pas ... tsy mety angamba ny manakilasy ny hafa marefo ara-tsaina .... samy manao izay reviny io hoy ny fitenenana ka samia mifanaja
9. endriny ( 03/03/2015 15:16)
Ilay olom-belona ho'a te ho ambony noho ny zava-manan'aina hafa rehetra dia lazainy fa izy hono ny mpanjaka, dia manana fanahy hono fa tsy toy ny biby, ary rehefa maty hono izy dia miakatra any an-danitra ny fanahiny ary indray andro any hono nipongatra avy ao anaty tany ao daholo ny taolan-kitrany sy ny taolam-panaviny ka hiverina ho velona indray izy dia entin'izany Atr'Israely izany any amin'ny paradisa mandrakizay daholo izy rehetra mpiankohoka sy mpanaraka ary mpanao tsianjery ilay boky artifisialy.

Izay tsy nanaraka ilay boky artifisialy kosa dia any amin'ny farihin'afo efa feno petrol sy lasantsy mandrakizay mba ho lasa masikita toy ilay vazaha teny Nosibe hellville
10. jaona15 ( 03/03/2015 15:28)

Strong3:

1/ Raha misy fanahy ny olombelona dia aiza ao anatiny ao no tranony (na hoe misy azy)?

2/ ary raha tsy misy fanahy izy dia inona no mahatonga azy lazain'ny malagasy hoe ny fanahy no mahaolona?

3/ fa inona marina ity atao hoe fanahy ity ?

... raha voa porofo tokoa fa tsy misy fanahy ny olombelona dia azo lazaina fa angano ny baiboly !

11. jaona15 ( 03/03/2015 15:28)

12. rhaj0 ( 03/03/2015 15:29)
Ny tiako lazaina @ hoe marefo na hoe fragile ny saina...

Hitanao ihany fa rahefa fragile ilay olona, mety manana olana ara-batana na ara-bola na ara-pahalalana ets... dia fragile h@ fototra: fragile ny sainy... ary dia mora voarebireby.

Tsy haiko hoe aiza ho aiza @ io no "fanakilasiana" lazain'i Vahiny2004 izany.

Na izaho koa mety ho fragile.. ohatra hoe marary ny lamosiko, dia mivaralila aho fa tsisy fanafany, dia rahefa hozy ny olona hoe asio peta-gilasy, dia iny tokoany aho fa "mino", nefany rahefa hadihadiana, dia rahefa inflamation hozy ny dokoterako, dia asiana mangatsiaka; rahefa tia hi-relax fa tendu, dia asiana mafana.

Dia averiko indray: aiza ho aiza @ io no "fanakilasiana" hoe "marefo-saina" koa aho izany, araka ny lazain'i Vahiny2004 izany. Lasa susceptible be nareo zany k'nouh...

13. endriny ( 03/03/2015 15:39)

rhaj0:

Hitanao ihany fa rahefa fragile ilay olona, mety manana olana ara-batana na ara-bola na ara-pahalalana ets... dia fragile h@ fototra: fragile ny sainy... ary dia mora voarebireby.

Io anisan'ny ianarana ao amin'ny Teolojia io hoe: "rehefa amin'ny fotoana toa inona ny olona no marefo ka mitady vahaolana ivelan'ny zavatra azo tsapain-tanana ary mora sarihina mba hino?"

Ny valiny hoe: "rehefa mahantra, tsy manana zavatra na olona ianteherana, malahelo, rehefa mijaly na ampijaliana..."

Fianarana ny Faharefoana na Vulnerability Study no filazana azy.
14. rhaj0 ( 03/03/2015 15:47)
jaona15:
... raha voa porofo tokoa fa tsy misy fanahy ny olombelona dia azo lazaina fa angano ny baiboly !

- raha voa porofo tokoa fa tsy misy fanahy, "tahaka ny fanahy voafaritra ao anaty baiboly", ny olombelona dia azo lazaina fa angano ny baiboly !
- raha voa porofo tokoa fa tsy misy fanahy, "tahaka ny fanahy voafaritry ny Ntaolo", ny olombelona dia azo lazaina fa angano ny Ntaolo !
- raha voa porofo tokoa fa tsy misy fanahy, "tahaka ny fanahy voafaritry ny Amerindiana", ny olombelona dia azo lazaina fa angano ny Baiboly !
(izay combinaison tiatianao ka mampetimety ny baolina-nao ao dia mety foana... :-)
15. rhaj0 ( 03/03/2015 16:57)
endriny:
Fianarana ny Faharefoana na Vulnerability Study no filazana azy.

Mba torotoroy ihany hoe ahoana tokoany izy izany re ry Endriny, ijerijerena ny tena, ngo dia tsy ampy recul dia voafandrika amina "finoana" ao koa...
16. endriny ( 03/03/2015 17:06)
Misy fivolanana Malagasy mahafehy io ka: "Raha noana ny vatana dia mivezivezy ny fanahy". Fa ilay fanahy tian'ny Ntaolo lazaina eto dia ilay imazinasio a (heritreritra rehetra e). Aiza no ahita kaly androany?

Raha Kristianina ianao dia mampiatra ilay vavaka nasaina natao tsianjery ao amin'ny boky artifisialy fotsiny: "Omeo anay anio ny hany sahaza anay"... Praaah, milatsaka eo ambony lovia ny kaly miaraka amin'ny saosy...
17. endriny ( 03/03/2015 17:08)
Aleo andeha hatory fa mba misy akana nofy mahafinaritra indray aloha iny androany iny.

Ilay Ranobe moa mbola tsy voahovan'i Strong3 petrol foana hatramin'izao.
18. bor2lais ( 03/03/2015 17:17)
Voky izy dia natory hoy ny fitenenana (nahazo ny hanina sahaza ho azy ...) ! :-)
19. endriny ( 04/03/2015 05:19)
Raha izaho mantsy no fanahy dia nitety an'io rano io tsy nisy lakana... Hahahahahahhaha
20. Strong3 ( 04/03/2015 08:28)

rhaj0:

Rahefa misy raha "tsy-takatry" ny sain'olb dia .. amoronany raha ao @ imagination-ny ao hanazavany ilay izy. Indrindra moa ireo marefo (fragile) dia tonga dia miantsampy amina raha foromporonina ao, fa satria tsy mahay miaina ao anatin'ny tsy-fahalalana. Dia samy mamorona ny azy any @ misy azy aby any. Dia izay mahay mandresy lahatra no lazaina fa "marina". Dia miantsampy sy mamikitra tokoany ho'a ny marefo (fragile) ara-tsaina ao. Dia avy eo anefa, rahefa miitatra ilay sain'olb, dia lasa mihatakatrany ilay "tsy-takatra" teo aloha.

Dia ahoana...

Raha izaho manokana aloha, dia rahefa "tsy-takatra" dia tsy takatra, fa tsy amoromporona antsanga tsy aman'orana eo, dia iamtsampitsampy sy amihimihina an'izao resaka absurde rehetra izao..

fa na izany na tsy izany, dia izao e... raiso izay fanazavana/famaritana/.. mampetimety ny baolinao ao dia basy e... tsisy mila ifandirana izay izany...

fesifesy la-olou ity eh... hihihi

misy fiteny nalaza izay taty tana talohaloha tao hoe: "aza kianina izay vitako fa manaova mba ho hitako"

izay fikarohana mivoaka rehetra dia ambara foana hoe : idée absurde
nefa rehefa mba anotaniana ny idée tsy absurde ... dia hoe aleo tsy miteny toa izay miteniteny foana... (kay miandry ny mana latsaka avy any amin'ny tsihaitsihay any fotsiny) _ ka izay vao hanaiky ! hehehe MIPETRAKA EO AMIN'NY TOERAN'NY MPITSARA HOE zany i rhaj0 . ka izay vitan'olona dia izy no mahalala na absurdité na tsia ny vitan'olona hihi

fa ny tena laol ré aolona dia misy kaopi-kaolé an'i rhaj0 ato ah...! raha kristiana dia hoe mpianatr'i rhaj0 ngamba io , raha filôzôfa dia hoe ingahy saokiraty sy platon .... dia ny tena rou menatsa :p tokony mba hisy idée maro loko eto fa tsy kaopi-kaolé , ka lasa verité du troupeau ny farany :p hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0451