Ny Hasambarana
1. rhaj0
(
06/08/2014 15:05)
Raha araky ny Papa Fransisy izany, dia izao indray hono ny lakilen'ny Hasambarana...
Jereo avy eto :
1. "Live and let live."
2. "Be giving of yourself to others."
3. "Proceed calmly" in life.
4. "A healthy sense of leisure."
5. "Sunday is for family,"
6. Find innovative ways to create dignified jobs for young people.
7. Respect and take care of nature.
8. Stop being negative.
9. Don't proselytize; respect others' beliefs.
10. Work for peace.
Dia efa hoy sahady ny mpandinika (ary miombo-kevitra tanteraka aho) hoe... asa aloha raha afaka amafisina avy @ Baiboly daholo ireo teboka (mampangoritsina) 10 ireo, fa ny hita aloha fa dia misimisy ihany no efa fampianaran'ny Hafa, mety an'ny Finoana hafa, mety an'ny TSY-finoana hafa, no noraisin'i Fransisy ireo.
Fa tsy olana izany fa tsisy droit d'auteur ny Hasambarana.
[size=8]Raha tsy hoe ny hiran'i Solo angaha : "Ny Hasambarana Tsy Hoe Hodiana Adala Mody Tia"..[/size]

novalian'i rhaj0 ny 18/08/2014 18:43
3. hery
(
07/08/2014 00:10)
Nahafinaritra ahy koa ilay namoahan'ny Papa ny fanalahidin'ny hasambarana...
Raha ny resaka baiboly dia misy betsaka ny azo vakiana ohatra fotsiny
Matio 5. 1-12
Raha ny resaka baiboly dia misy betsaka ny azo vakiana ohatra fotsiny
Matio 5. 1-12
4. bor2lais
(
07/08/2014 09:15)
rhaj0:
Dia efa hoy sahady ny mpandinika (ary miombo-kevitra tanteraka aho) hoe... asa aloha raha afaka amafisina avy @ Baiboly daholo ireo teboka (mampangoritsina) 10 ireo
Papa anie no niteny an'ireo e ! :-)
Araka ny voalaza etsy ambony ataoko fa misy betsaka tokoa ny azo vakiana, ohatra hafa atolotro ny fifandraisana "mitsangana" sy "mitsivalana" (lakroa) araka ny ao @ Matio 22.37-40
"37 Dia hoy Jesosy taminy: "Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra" ( Deo.6.5).38 Izany no didy lehibe sady voalohany.39 Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany, dia izao: "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" ( Lev.19.18).40 Izany didy roa izany no ihantonan'ny lalàna rehetra sy ny mpaminany."
Amiko ireo didy roa ireo no ihantonan'ny "hasambarana" voalazan'ireo teboka 10 ireo ! :-)
Rehefa tsara fifandraisana amin'Andriamanitra ianao ("mitsangana") dia ho tsara fifandraisana amin'ny namanao ihany koa ("mitsivalana") ! Rehefa ao aminao ireo dia tsy olana aminao ireo teboka 10 ireo ! :-)
Fomba fijeriko ihany anefa izay a ! ;-)
5. rhaj0
(
07/08/2014 13:08)
hery:
Matio 5 3 Sambatra ny mahantra... 4 Sambatra ny malemy... 5 Sambatra izay mitomany... 6 Sambatra izay noana sy mangetaheta...11 Sambatra hianareo raha tevatevaina sy enjehina ary ampangaina... 12 mifalia sy miravoravoa hianareo, fa lehibe ny valisoanareo any an-danitra
An an... dia miala tsiny aho fa tena tsy @ kapoakako ireo "fahasambarana" ireo... ary hitako "mijaly" ary "tsy sambatra" velively akoriny aza ireo voany ireo... f'aza atao mahavoa eee...
An an... tena tsy ho vitako ny hiteny olona efa hita fa "ory" ao @ fiainanay ao, nefa ho lazaiko hoe, raha ny "marina" (Aminy) dia "sambatra" ianao.. Raha manampy mamoaka ilay olona @ maha-"mahantra/malemy/mitomany/noana/mangetaheta" sy ny hitsaharan'ny "tevateva" sy "enjika" natao taminy izany (aho) dia manala azy @ ilay "fahasambarana" ??? ... .
Dia ilay "fanantenana" valisoa izany no "mampasambatra" hono, raha arak'io... ngo dia latsain'ny hoe "l'espoir fait vivre l'imbecile" ao kosany e... Satria avy eo, rahefa roboka ao tokoany ilay olona, dia miitatra indray ny resaka, ary dia ilay "valisoa" kay tena mbola misy conditions be dia be aman-taonina koa... Sahala @ ireny "petits caracteres" @ publicitE ireny... Tena cynique be loatra izany amiko, fa tena (tsy) miala tsiny e...
6. rhaj0
(
07/08/2014 14:02)
Inty ny resaky ny Papa Fransisy @ teny frantsay. Jereo ato ohatra :
1 - «Vivre et laisser vivre.»
2 - «Donnez généreusement aux autres.»
3 - «Procédez calmement.»
4 - «Savoir conserver un bon sens du divertissement.»
5 - le «dimanche est pour la famille»
6 - Trouvez des solutions innovatrices afin de créer de l’emploi pour les jeunes.
7 - Respectez et prenez soin de la nature.
8 - Arrêtez d’être négatifs.
9 - Cessez de faire du prosélytisme, respectez les croyances des autres.
10 - Travaillez pour la paix.
Dia mila mifanazava @ Papa Fransisy i Bor2lais izany:
ny @ teboka #9: "Cessez de faire du prosélytisme, respectez les croyances des autres." Satria rahefa "tahaka ny tenanao" ilay andaniny, dia (mety) tena tianao ho "tahaka ny tenanao" tokoany... Io izao mivarina @ ilay "finoan'ny sasany" hoe "tsy avotra raha tsy mitory", izay inoako fa ao anaty Baiboly ao koa...

bor2lais:
Matio 22.37 ..."Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao ....39...Tiava ny namanao tahaka ny tenanao"
Amiko ireo didy roa ireo no ihantonan'ny "hasambarana"
Dia mila mifanazava @ Papa Fransisy i Bor2lais izany:
ny @ teboka #9: "Cessez de faire du prosélytisme, respectez les croyances des autres." Satria rahefa "tahaka ny tenanao" ilay andaniny, dia (mety) tena tianao ho "tahaka ny tenanao" tokoany... Io izao mivarina @ ilay "finoan'ny sasany" hoe "tsy avotra raha tsy mitory", izay inoako fa ao anaty Baiboly ao koa...
7. rhaj0
(
07/08/2014 20:53)
Ny lazain'i Fransisy voalohany izany dia hoe
1 - «Vivre et laisser vivre.»
Urban dictionary : Live and Let Live is an idiom in which expresses the idea that all should be able to live their lives in the manner they want to, regardless of what other may think of them.
Wikipedia : L'expression apparaît originellement dans Faust de Goethe, au tout début du "prologue sur le théâtre": "Je souhaiterais fort d’être agréable à la foule, principalement parce qu’elle vit et laisse vivre". (traduction de Porchat - 1860). Ary i Goethe dia, araka Wikipedia, described himself as ... most decidedly non-Christian.
Raha ny fijeriko manokana sy fahatakarako azy arak'izany izany, dia tena TSY soatoavina kristiana io nambaran'i Fransisy io. Raha ny fahazoako manokana, ny Fivavahana Kristiana dia tena exclusif, @ dikany hoe "qui exclut tout ce qui est étranger." Izany hoe, @ Kristiana, rahefa TSY Kristiana dia TSY kaoty.
Izaho anefa aloha dia mankasitraka an'io. Efa navoitrako teto sy tato fa (efa) izany no filamatry ny olona maro. Fa dia isaorana ny Papa fa m(amp)isokatra saina sy fo @ izany koa.

8. bor2lais
(
08/08/2014 17:31)
rhaj0:
Dia mila mifanazava @ Papa Fransisy i Bor2lais izany:
Sao dia @ rhaj0 kosa ary no mila mifanazava i bor2lais ? :-)
rhaj0:
ny @ teboka #9: "Cessez de faire du prosélytisme, respectez les croyances des autres."
Tsy dia gravy raha teboka 1/10 no tsy azon'i rhaj0 ka ! Ilay izy koa ange araka ny nolazaiko fomba fijeriko manokana ihany e ! :-)
rhaj0:
Satria rahefa "tahaka ny tenanao" ilay andaniny, dia (mety) tena tianao ho "tahaka ny tenanao" tokoany... Io izao mivarina @ ilay "finoan'ny sasany" hoe "tsy avotra raha tsy mitory", izay inoako fa ao anaty Baiboly ao koa...
Ka fandraisan'i rhaj0 azy io sa fandraisan'i Papa Fransisy ? :-)
Ny (endrika iray) andraisako izany "proselytisme" izany ange ry rhaj0 ka tahaka ny fanjonoana am-bovo e ! Ny olona efa ao "am-bala" no sintonina hiala tao fa hoe tsy izy ny ao aminareo fa aty aminay no tena izy ! ;-)
Ny fahazoako ny zavatra lazain'i Papa Francis (mety ho diso angamba aho) dia hoe "azo atao tsara ny miray ao amin'ny Tompo ao anatin'ny fahasamihafana" (communion dans la diversité fa tsy voatery fusion akory) !
Fomba fijeriko ihany anefa izay a ! :-)
9. rhaj0
(
08/08/2014 19:52)
Papa Fransisy:
#9: "Cessez de faire du prosélytisme, respectez les croyances des autres."
OK.... mifamaofao ny eritreritro na ny resako. Izao indray azany e...
- Ka raha azo ampitoviana ve aloha azany ny diksionera e... ohatra :
prosélytisme, Zèle pour recruter de nouveaux adeptes.
- Ary hoy koa I Fransisy teo hoe «Le prosélytisme religieux paralyse le dialogue avec les autres».
Ny fahazoako an'ireo, dia miresaka ny @ ireo olona "manana Finoana hafa noho ny azy" I Fransisy. Ka amin'azy, ny fahasambarana dia ny TSY misarika olona vaovao, na mi-convertir olona izay tsy ao @ Finoanao na Fiangonanao, fa hoe, avelao Izy ao @ ny azy ao, ao @ Finoany any.
Dia raha izay nefa, dia ny fahazoako an'i Bor2lais indray, rahefa hoe "tiava ny namanao tahaka ny tenanao", dia ... raha hitia namana izany I Bor2lais, dia ho tiany "tahaka ny tenany" (satria izay ilay Didy). Dia rahoviana re ry Bor2lais no ho "tahaka ny tenanao" ilay olona TSY iray finoana aminao ?
- Raha tianao ho namana izy, moa va tsy mila convertisser-nao izy mba ho "tahaka anao" ?
- Sa TSY ho ataonao ho namanao mihintsy, ary tsy mila ho tiavinao, ireo olona TSY iray finoana/fiangonana/vala aminao ?
.. eny.. mety ho "sambatra" ihany tokoany ianao @ izany raha izany : TSY ilainao ho namanao ireo "tsy tahaka ny tenanao", izany hoe, ireo tsy iray Finoana aminao, satria ny Finoanao no zava-dehibe indrindra @ "tenanao".
Dia izay anefa TSY mahasambatra, arak'i Fransisy (na araky ny fahazoako an'i Fransisy).
[size=8]Io no tiako ahatongavana: mifanohitra @ revy vaovaon'i Fransisy ny revin'i Bor2lais (na ny revin'ny Kristiana h@ izay)...[/size]
10. bor2lais
(
09/08/2014 10:58)
rhaj0 > ilay hoe "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" dia soatoavina Kristiana. (Raha liana ianao dia vakio ny tohiny momba "ilay samaritana tsara fanahy" izay nentin'i Jesoa namaly ilay nametra-panontaniana tamiNY hoe " iza no namako ? ")
Ny tiana ahatongavana dia "fitiavana tsy mila takalo na tambiny" no lazaina eto fa tsy resaka "donnant-donnant" akory !
Manambara, mijoro vavolombelona, mitory no andrasana @ Kristiana. Mariky ny fitiavana ny namana izany. Ny vokatra kosa (resaka fandresen-dahatra, fiovam-po, sns) dia asan'ny Fanahy Masina ao amin'ilay namana (fa tsy noho ny herinao akory) koa tsy ilaina ny fiandrasan-tambiny.
Ka raha hiverina @ famaritana nomenao momba ny resaka prosélytisme, "Zèle pour recruter de nouveaux adeptes" : araka io voalazako io dia tsy anjara asan'ny Kristiana mihitsy ny "recrutement de nouveaux adeptes" (fa an'ny Fanahy Masina izany).
Noho izany dia tsy mahagaga ahy raha niteny Papa Fransisy hoe «Le prosélytisme religieux paralyse le dialogue avec les autres» satria fakana toerana tsy azy ny fanaovana izany : lasa miteraka "déception", fahakiviana, ratram-po, sns rehefa tsy azo na tsy tanteraka izay irina !
Averiko indray fa fomba fijeriko ihany io a ! :-)
[size=10]Araka io voalazako io dia tsy mifanohitra @ revy vaovaon'i Fransisy ny revin'i Bor2lais ! :-)[/size]

11. rhaj0
(
11/08/2014 14:51)
Raha ny fahazoako ny resak'i Bor2lais, dia "Fitiavana" no resahan'i Bor2lais fa tsy "Fahasambarana". Ary raha ny fahazoako ny resak'i Fransisy, dia ny fiarahana monina @ "namana" (prochain) no tiany ambara, ary ny fahaizana miara-monina @ namana no (iray @ ireo) Fahasambarana.
Izao indray azany e...
Ho tian'i Bor2lais sahala @ tenan'i Bor2lais ve ny "namana" toa an'i ..
- ilay namako bodista (fa toa katolika-kely-sambatra koa), izay mananihany rahefa milaza ny olona hoe "Oh my God" dia lazainy hoe, "Your God or Mine"?
- ilay namako atheist, izay tena tsy manisy sira ny "zava-dehibe" @ tenanao Bor2lais (dia ny Finoanao)
- na akory azany ny "prochain" an'i Bor2lais toa an'i ... Osama na Al Capone ?

12. rhaj0
(
11/08/2014 18:32)
Eo ampiandrasana an'i Bor2lais, dia raha izaho aloha, dia arak'ilay "Vivre et Laisser Vivre", dia TSY voatery ho "tiako sahala @ tenako" ireo olona ireo, fa afaka miara-miaina anaty ny fiaraha-monina izahay, rahefa samy manaja ny finoana/soatoavina/.. an'ny tsirairay, sy koa ny zo aman-dalanan'ny fiaraha-monina.
13. bor2lais
(
12/08/2014 10:11)
rhaj0:
Raha ny fahazoako ny resak'i Bor2lais, dia "Fitiavana" no resahan'i Bor2lais fa tsy "Fahasambarana"
:-)
Io "Fitiavana" izay lazain'ny Baiboly io no manome na miteraka "Fahasambarana" no tian'i Bor2lais lazaina eto ka ! :-)
Ary ao anatin'izany "Fahasambarana" izany ny "fahaizana miara-monina @ namana" (hoy i Papa Fransisy).
Iza no antsoina hoe namana ? :-)
Arakaraka ilay antsoina hoe fitiavana io amiko ! :-)
rhaj0 mi-revy google io mahafantatra fa misy karazany 3 ny fitiavana : agape, philia, eros.
1. Ilay dinika nosokafanao momba ny "sex ao amin'ny Baiboly" eo ambony io izao dia mety azo sokajiana ho "eros" raha ny fomba famakin'i rhaj0 azy no jerena.
2. Ilay Fitiavana noresahiko fa tsy misy tambiny na takalo kosa dia "agape". Tsy ahatanteraka an'io ianao raha ratsy fihavanana na fifandraisana amin'Andriamanitra. Amiko dia tokana ihany ny "Namana" eto ho an'ny Kristiana : Jesoa. Amiko ilay "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" dia midika eto hoe "manàna fifandraisana Aminy eo amin'ny fiainana" (tahaka ny voalazan'i Paoly izay nilaza fa "tsy izy intsony no velona fa Kristy no velona ao anatiny").
3. Ny "fahaizana miara-monina amin'ny namana" dia azo lazaina fa endriky ny fitiavana "donnant-donnant" ("aza atao amin'ny hafa ny tsy tianao ataon'ny hafa aminao" hoy ny fitenenana) ihany izany hoe misy "reciprocité" : io indray dia tafiditra ao amin'ilay "philia" amiko.
Dia avelako amin'i rhaj0 ihany ny mamaly ny fanontaniana mikasika ireo bodista na ateista amin'izay ! :-)
rhaj0:
Eo ampiandrasana an'i Bor2lais, dia raha izaho aloha, dia arak'ilay "Vivre et Laisser Vivre", dia TSY voatery ho "tiako sahala @ tenako" ireo olona ireo, fa afaka miara-miaina anaty ny fiaraha-monina izahay, rahefa samy manaja ny finoana/soatoavina/.. an'ny tsirairay, sy koa ny zo aman-dalanan'ny fiaraha-monina.
Azafady nampiandry e ! :-)
[size=8]Io valinteny omenao io izao dia mampiavaka tsara ilay "agape" sy "philia" ambarako ambony io ![/size]
Fomba fijeriko ihany anefa ireo a ! :-)
14. rhaj0
(
12/08/2014 12:50)
bor2lais:
Amiko dia tokana ihany ny "Namana" eto ho an'ny Kristiana : Jesoa.
Raha ny fahazoako azy izany dia Izy IHANY no "namanao", ary Izy "tokana" ary irery ihany ny namanao, fa kosa, rahefa tena lasa "namanao" Izy dia ... mandeha ho azy ny (fifandraisanao @ mpiara-monina) hafa rehetra...
Izay ve ilay izy ?...
15. rhaj0
(
12/08/2014 16:11)
Hoe Izy ihany no (tianao) namanao?
Dia sendrasendra tsikaritro koa azany ity..
1 Jaona 2:15 Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin’ izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray.
Dia tena na olona na zavatra izany dia tena TSY mahazo mitia izany ianao hono ry Bor2lais afa-tsy Izy. Dia ahoana ny vady aman-janaka sy r-a-d ao? Io izany no tonga @ilay hoe "ilaozy" ?
Dia giravy ny anao izany ry Bor2lais fa dia mahita Fahasambarana ao izany e...Dia toa lasa "ermite" ao Bordeaux ao ianao izany kouh... (koa na ny Papa azany, i Benoa ohatra, mba mitia luxury ihany nefany... na i Fransoa aza tia misakafo... mahasalama)

16. bor2lais
(
13/08/2014 10:26)
O boy ... :-)
Hevitro ange no nozaraiko e !
Noho izany tsara ihany raha vakina manontolo ilay izy (fa tsy tsaingohana fotsiny ny ampahany izay manintona satria mety mandiso ilay hevitra nozaraina izany ;-) ) ... dia ho hitanao fa ianao ihany dia mety hahavaly (raha te-...) ireo fanontaniana apetrakao ireo ... :-)
[size=8]Toa lasa 1-2 tsika sy ianao irery ange izy izany e :-) Tsara mba henoina ny hevitry ny namana ("philia") :-) hafa mandra-piandry ny an'i Papa Fransisy ... :-)[/size]

17. toriteny
(
13/08/2014 10:49)
Tsy haiko hoe izaho ihany ve no manana an'izao impression izao fa ohatran'ny mamaky plus philosophie izany aho. Za izao niandry kokoa hoe ara-kristianina fa tsy ara-nofo, ara-piainana andavan'andro?
Raha izaho izao no hanontanianao ny clé du bonheur amin'ny maha kristianina dia ny ahy tsy andian'ny Soratra Masina, tsy formule no clé du bonheur ko fa ny firaisako amin'ny Tompo.
Ny Tiako tenenina, tsy tenenina aho hoe manomeza vola ny mahantra dia ho sambatra ianao vao hahatsiaro sambatra ao amin'ny Tompo fa tsy manao n'inon'inona ianao, vao mifoha maraina miaraka amin'ny Tompo ianao ny maraina dia mi-se sentir sambatra.

18. endriny
(
13/08/2014 12:32)
hery:
Matio 5. 1-12
Mba tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy, fa ny fahitako an'ity io fahasambarana 8, izay nisy niteny hoe 9 moa, dia tonga amin'ilay teny hoe : "dokadokafy hanitsaka". Dia lazaina fa sambatra ny ory sy ny mahantra ary dia tsy kivy avy eo mandrotsaka rakitra ho an'ny tempoly... LOL
Fa fankaherezana ny ory sy ny mahantra no tena vontoatiny
Dia ahoana moa raha ilay hoe: "Ny ety an-tany tahaka ny any an-danitra" no tena ventesina amin'izy ireo?
Angamba betsaka ny hamono tena...
19. rhaj0
(
13/08/2014 13:05)
ok.. ny fahazoako azy izany dia... "sambatra" ianao satria mahalala (na mino) fa "miaraka aminy", na hoe "kristiana ny tenanao". Ilay "fitiavanao Azy" izany dia fitiavana amina ligue hafa mihintsy, fa tsy toa ilay fitiavana ravi-toto, na fitiavana baolina, na fitiavana ny vady/zanaka akoriny aza. Fa hotry ny hoe, raha ny fahatsapako ny ahy, dia tara @ vadiko aho, dia vao mahita azy fotsiny aho dia efa "sambatra". Na koa hoe, vao mahita an-janako aho, na hoe lasa eritreritra aminy, dia efa mitsiky sahady.
Izay izany (ve), raha ny fahazoako azy, ilay "fahasambarana kristiana"... Fa dia tano azany fa tsara aminao izany. Rahefa "sambatra" raolona dia ho mety (sambatra) koa ny fiaraha-monina...
Fa feedback kely fotsiny... ho an'ny olona TSY kristiana, dia TSY mahita io "Namanao" io zareo. (fa mety "sambatra" koa anefa izy)
Dia rahefa miresaka ny an'ny hafa ihany, ohatra novakiako tany ho any, ny an'ny bodista (asa raha misy bodista eto hanitsy/hanampy).
Ny azy indray, raha ny fahalalako azy, ny fahasambarana dia io fahaizany manao "meditation" io. Ka @ io hono, dia hainy mihintsy (farany) ny manilika ny fahatsapana (perception/sensation) mandaginina/maharary, koa rahefa ao amina tranga (situation) mandaginina/maharary hono izy, dia voahilikany izany, ary dia "sambatra" izy.
Fahitako manokana sy kaomanitera fotsiny.. tena mahery ireo Bodista ireo. Ny Kristiana miantsampy amin'i Namana, ny Bodista noho ny herin-tsainy irery ao fotsiny...

20. toriteny
(
13/08/2014 13:34)
izay indrindra no hitenenako hoe mitovy amin'ny philosophie (bouddhisme, yoga, sns) no aroson'ny Pape amiko raha ireo fa tsy misy hidiran'ny vie spirituelle
Mba farafaharatsiny manodidina ny MAtio 5 iny na dia encouragement ho an'izay enjehina sy misedra olana ara-panahy aza ny zavatra voalaza ao amin'ny Mat 5, mba au moins tsy mivoana ao amin'ny baiboly e.
Faranako hatreo ito sujet ito. Tsetsatsetsatsiaritra kely fotsiny iny