Ny Hasambarana
21. rhaj0
(
13/08/2014 13:48)
Raha ny fahatakarako azy, ny souci an'i Papa Fransisy, dia ny iarahantsika eran'izao tontolo izao iara-miaina tsisy raorao ary ho (hiara-)sambatra eto @ ity tany ity.
Ny "fahasambarana kristiana" na "fahasambarana katolika" dia efa sahala @ tsy mila lazainy intsony, fa ilay "fahasambarana" tadiaviny amena anao koa, satria ianao miaina eto an-tany ary misokatra, satria ianao miaina miaraka aman'olona TSY mitovy finoana aminao, fa tsy hoe toa ny taloha ka nihidy tao @ vohitra kely tao ny mpitovy finoana rehetra, dia io amen'i Papa Fransisy io sopapa 10 io ianao...

22. bor2lais
(
14/08/2014 14:47)
rhaj0:

[size=8]Raha ity no nosoratanao tery amboalohany dia tsy nitarika lava be angamba ny dinika ! :-)[/size]
23. rhaj0
(
14/08/2014 16:01)
Fa nahaliana ny nahalala ny "fahasambarana Kristiana" fa misaotra... ary mino aho fa liana koa ny Kristiana hahalala ny "fahasambaran'ny Finoana/tsy-Finoana" hafa...
Ny fahalalana (ny andaniny) no (isan'ny) dingana mitondra @ ... fahasambarana (ao anaty fiaraha-monina), raha ny fahitako azy... Ary izay no fahazoako an'ireo teboka mampangorintsina 1 sy 9 an'i Fransisy ireo, na koa aza ny 2 sy 10...
1 - «Vivre et laisser vivre.»
9 - Cessez de faire du prosélytisme, respectez les croyances des autres.
2 - «Donnez généreusement aux autres.»
10 - Travaillez pour la paix.
Sa moa... tsy izany indray ny fampianarana Kristiana ("tena izy") ?

24. rhaj0
(
15/08/2014 19:57)
Hono ho'a, inona ny dikan'ny "prosélytisme" @ teny gasy ?
Na koa hoe ahoana no handikana ny hoe «Vivre et laisser vivre» ?

25. rhaj0
(
18/08/2014 14:54)
rhaj0:
... teboka mampangorintsina 1 sy 9 an'i Fransisy ireo...
1 - «Vivre et laisser vivre.»
9 - Cessez de faire du prosélytisme, respectez les croyances des autres.
Dia nefany hoe:
Matio 28:19 koa mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra...
Matthieu 28.19 Allez, faites de toutes les nations des disciples
Hoy ny diksionera :
prosélytisme, Zèle pour recruter de nouveaux adeptes.
disciple : 8 synonymes. Synonymes adepte, apôtre, apprenti, élève, fidèle, partisan, prosélyte, sectateur.
Ka dia raha ny fahitako azy, dia MIFANOHITRA
- i Matio ("faites de toutes les nations des disciples"), sy
- i Fransisy ("Cessez de faire du prosélytisme" == de recruter de nouveaux disciples)
Ka dia asakasaky rizareo Katolika io... Fa raha izaho aloha dia misaotra ny fahendren'i Fransisy.
26. hery
(
18/08/2014 18:26)
Tsy mifanohitra ireo ka.
Ny tanjon'ny kristianina tsy miova "Ataovy mpianatro ny firenena rehetra" fa ny fomba hanaovana izay no heverina.
Tsy ny olona no terena fa ny fiainanao no amboary hahasarika olona.
Raha tena miaina araka ny fiainana maha kristianina ny kristianina tsirairay (manaraka tokoa ny fiainana ao anaty fitiavana) dia tsy mila manery olona akory izy dia ho kristianina izay mahita azy.

27. rhaj0
(
18/08/2014 18:43)
Amiko aloha ny hoe "Ataovy mpianatro" dia mira hoe "recruter apprenti"
Dia amiko koa, ny teny mandidy (imperatif) hoe "ataovy" dia midika hoe "manery" (na ankolaka io na ankamorana...)