Tanteraho izay nolazain'ny vava

1. rabaradaka ( 17/06/2014 06:58)
Tsotra kely ny mandray fahefana fa rehefa ao anaty fahefana dia tsy hay izay atao ary tena mamitaka ny vahoaka. Tanteraho izay nolazain'ny vava, ohatra roa fotsiny :
- ampodio Monsieur Ravalomanana alohan'ny 26 jona,
- ataovy ny réconciliation nationale alohan'ny 30 jona.
Misaotra tompoko, hoy i Blezy
novalian'i mangana ny 21/06/2014 10:34
2. mangana ( 21/06/2014 10:34)
Ă´tran'ny sarotra ihany lay hoe mody Ravalo an ! tena mangivitra ange ny ravi-patalohan'i Hery amin'ity resaka hoe mody Ravalo ity e !! Ireo mouvance Ravalo no mitampina maloto angamba ny masony sy ny sofiny matoa tsy mihetsika. Mitaona azy ireo hametra-pialana izahay raha tsy tafody alohan'ny 30 jona i Ravalo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7781