Tsotra kely ny mandray fahefana fa rehefa ao anaty fahefana dia tsy hay izay atao ary tena mamitaka ny vahoaka. Tanteraho izay nolazain'ny vava, ohatra roa fotsiny :
- ampodio Monsieur Ravalomanana alohan'ny 26 jona,
- ataovy ny réconciliation nationale alohan'ny 30 jona.
Misaotra tompoko, hoy i Blezy
ôtran'ny sarotra ihany lay hoe mody Ravalo an ! tena mangivitra ange ny ravi-patalohan'i Hery amin'ity resaka hoe mody Ravalo ity e !! Ireo mouvance Ravalo no mitampina maloto angamba ny masony sy ny sofiny matoa tsy mihetsika. Mitaona azy ireo hametra-pialana izahay raha tsy tafody alohan'ny 30 jona i Ravalo