Efa voakajy

1. Noue ( 22/12/2013 09:49)
Tsy atao mahagaga raha hoe nandresy ny foza satria efa voakajy avokoa ny rehetra.

Tsy misy fahamarinana na dia kely aza fa lainga daholo no asesy.

Sao heverin'ny foza fa donto daholo ve ny Malagasy no tsy nahita ny zava-niseho hatramin'naha teo ny foza no mbola ho foza ohany no hoe voafidy ?

maha menatra eran-tany ny zava miseho any Madagasikara, ohatran'tsy tonga saina ny eran-tany hoe ireo Malagasy ve dia tena tia izao fahoriana mahazo azy izao no mbola ireo ihany no hoe nofidina ?

mampalahelo fa misy dia misy aloha firenena tsy maharaka ny paikan'ratsin'ny foza eeee

fa misy kosa tena mahafantatra ary tena nanampy hanaovana izao lainga hoe ny foza no lany.

rawix aaa !!! tsisy an'zany hery vao² zany lesyyy aaaa ! rehefa foza dia foza ary ho foza mandrakizay!!!

inona ary ny paika?

ny paika dia izao: atao premier ministre ny putchiste , sa atao ambassadeur aty frantsa ? ny iray @ ireo aloha no tena izy.

ny tody hono tsy misy fa ny atao ihany no miverina eeee !
novalian'i moi ny 13/01/2014 13:35
2. vahiny2004 ( 22/12/2013 10:15)

Noue:

Handeha atao hoe tena safidin'ny malagasy ary io e , ! Omeo azy ny fitondràna fa lany t@ fomba ofisialy hono izy izany .

Dia ho hita eo ary hafiriana no hanarenany ity firenana nopotipotehina sy nohosihosena nandritra ny 4 taona . Mba mangataka "engagement" avy @ foza hoe hafiriana ?
3. andrywui ( 22/12/2013 13:40)
slt Noue , le izy lesy ry noue de izao a jereo tsara ity fandinihako ity , hiresaka amlah a ,,kalma tsara alou!!!

1/ ny valimpifidianana de aza eritreretina oe nisy fopla na nagalatra tao , atao hoe nisy nangalatra ary fa tsy possible ho toy izao ny écart !! mety hoe bureau iray na roa telo no nisy nanagalatra ,tsy possible oe hampiova ny vokatra izany ,, fa izao le vahoaka mihitsy araka ny hevitro no tonga de tonga saina tampoka raha ry Ravalo ndray no eo satria gaigy be anie ireny asa bodoin'i dada ho azy irery ireny e en plus ny tanin'olona alailainy fahatany daolo !! iray iny

2/mbola averiko eto io hevitra nataoko etsy ambany io fa ireo débat nataondry zalah nisesy loatra no tena nampihemotra ny olona tamin'i Jean Louis Robinson , satria nahoana ? na izy MAMO na izy MITREROTRERONA mpanao gazety sy malaky tonga de TEZITRA BE na zavatra tsisy dikany aza , grave be zany raha itondra firenena (mitondra firenena amin'ny FO fa tsy ny SAINA) itan'ny Malagasy koa iny ! jereo fa miezaka ny ho kalma foana i Hery vaovao rehefa misy débat , point ho an'i Hery Vaovao iny

3/Marina fa tamin'ny 1er tour iny i Jean Louis R ambony be , fa tsy hainy kosa ny naka ny fon'ireo kandida ambiny fa nahatoky tena be izy hoe i "Ravalomanana ihany no izaho a " nefa tsy izay no izy fa nandresy lahatra andry zalah reo otran'ny nataon'ny Hery Vaovao no tokony ho fiady ,,

4/raha izao vokatra misy elanelany be tsy hita lany zao lesy ry Nous de ity alou fandinihako izaho manokana a
tamin'ny 1er tour de tsy nipoitra teny mihitsy i Andry rajoelina tamin'ny propagandin'i Hery Vaovao (ny valimpifidianana resin'i Jean Louis i Robinson )
tamin'ny 2em tours ndray nihanjaka be i Rajoelina tamin'ny propagandy , (tonga de tafiakatra hattrany amin'ny 90% est plus ny vato azo)

conclusion: TENA MBOLA TIAN'NY VAHOAKA MALAGASY MIHITSY IZANY I ANDRY RAJOELINA

Andry Rajoelina ozy ah fa tsy ny TGV na ny MAPAR na ny HAT a

diniho tsara zay !!!
4. Noue ( 22/12/2013 14:13)
o l'ty rawix aaa !!! fa mba tonga saina ve lahy sa tsia eee ??? na taiza na taiza , na firenena iza na firenena iza no mbola nahazo an'zany vato 90% zany ?? zany ve dia mba possible ,????

fa nga dia tsisy olona nifidy olon-kafa mintsy afatsy io herin'lahy io no ahatratra 90% ny vato azony?

raha ny pokona ao tana fotsiny ve tsy nisy nifidy an'io herin'lahy, any rehetra any, iza no mahafantatra an'io herin'lahy io???????

k'ita zao fa fosika be fotsiny zao!!! efa voakajy hoy aho eeee !!!

ok aza fa dia ho hita eo raha tsy hameno ny paosiny aloha le kary lahy io, ho hita eo hoe inona no vitany??

dia aza mirediredy l'ty aaaa !!! fa olona iza no tia an'zay rajohell an'lahy io????

sady inona moa no hidiran'zay rajohell an'lahy lazain'lahy fa mbola tian'vahoaka izy??? donc tena hita mibaribary zany ny fosika ka inona indray moa????
5. potaline ( 22/12/2013 15:01)
O! ry Noue à! Io tongampofona hoatra anao io no niovan'ny olona teto Tnr hevitra ka nahazahoan'i Hery vato izay lazaiko aminao fa "déterminant" tamin'ity fifidianana ity, satria Robinson dia tsy hahazo vato am district hafa maro eto Mcar, noho iza? Ra8. Camille ve? Tsy manaraka azy ny mpifidy azy satria tsy nanampo azy hanohana an'i Robinson. Ny azoko lazaina anao dia tsy adala ny gasy fa efa misaina ka hatao hoe fidio iry na iry dia hifidy an'iny tokoa!!!

6. milamm ( 22/12/2013 15:53)
latsaka atr@ tsy latsy latsaka ty fa atomotra ozy ny foza
7. milamm ( 22/12/2013 15:59)
zany a
8. Noue ( 22/12/2013 21:07)

potaline:

O! ry Noue à! Io tongampofona hoatra anao io no niovan'ny olona teto

fa nga raha milaza ny marina dia hoe tongampofona???

diso ianao !! moa ve tsy ny filazana ny marina ihany no maha tezitra ny sasany??

toute vérité n'est pas bonne à dire , izay no tena filazana azy eeee

ary tsisy hidiran'Ravalomanana mintsy ny fangalaram-bato sy ny tsy fanaovanana tsinontsinona ny Malagasy
9. andrywui ( 22/12/2013 21:36)
o lty ry Noue a zah lety toa tonga de ampihinanlah mafy le ... nenah anie oa amlah analyse eee ,, zavatra porofoiko sy jereko no lazaiko amlah io !! fa lasa ndray no faizinlah mafibe oe rajoheel nlah rawix heryvaovao nlah rawix !!! analyse fotsiny ny ahy oa amlah de elah mandinika azy

10. andrywui ( 22/12/2013 21:38)
tena koziko amlah kosa alo ry noue fa raha halabato zany de ngamba na fivondronana iray manontolo mihitsy no avadika ho hery vaovao lety ry noue vao mety ahazo anzany 90% zany aaa fa tena minoa ahy elah fa tena safidin'ny vahoaka malagasy madiodio io zavatra io ,,,
11. mirananirina ( 23/12/2013 17:38)

potaline:

O! ry Noue à! Io tongampofona hoatra anao io no niovan'ny olona teto Tnr hevitra ka nahazahoan'i Hery vato izay lazaiko aminao fa "déterminant" tamin'ity fifidianana ity, satria Robinson dia tsy hahazo vato am district hafa maro eto Mcar, noho iza? Ra8. Camille ve? Tsy manaraka azy ny mpifidy azy satria tsy nanampo azy hanohana an'i Robinson. Ny azoko lazaina anao dia tsy adala ny gasy fa efa misaina ka hatao hoe fidio iry na iry dia hifidy an'iny tokoa!!!

Noue:

o l'ty rawix aaa !!! fa mba tonga saina ve lahy sa tsia eee ??? na taiza na taiza , na firenena iza na firenena iza no mbola nahazo an'zany vato 90% zany ?? zany ve dia mba possible ,????

fa nga dia tsisy olona nifidy olon-kafa mintsy afatsy io herin'lahy io no ahatratra 90% ny vato azony?

raha ny pokona ao tana fotsiny ve tsy nisy nifidy an'io herin'lahy, any rehetra any, iza no mahafantatra an'io herin'lahy io???????

k'ita zao fa fosika be fotsiny zao!!! efa voakajy hoy aho eeee !!!

ok aza fa dia ho hita eo raha tsy hameno ny paosiny aloha le kary lahy io, ho hita eo hoe inona no vitany??

dia aza mirediredy l'ty aaaa !!! fa olona iza no tia an'zay rajohell an'lahy io????

sady inona moa no hidiran'zay rajohell an'lahy lazain'lahy fa mbola tian'vahoaka izy??? donc tena hita mibaribary zany ny fosika ka inona indray moa????

Izaho aloha anisan ny naka Hery mht fa tsy i Dr satria izy manokana dia (arrogant) tsy mahay maka fon ny vahoaka fa tonga dia mitady handidy sy hanapaka be izao. Izao indray korontaniny ny saim-bahoaka @ resaka hala bato etsy sy eroa... Dia possible ve hoe 4 h aorian ny fifidianana dia hitanao hoe lany ianao nntsss! Tiany haverina ilay t@ 2002 satria hitany ary fantany tsara fa resy izy. Avohay eto ny porofo nareo fa ny Cenit dia efa mamoaka ny valiny marina tsy afaka handainga izy satria asehony ny pv tsirairay avy.
12. betsileolahy ( 26/12/2013 14:13)
izay indray ilay hoe toe-tsaina GASY. Rehefa mandresy na aiza na aiza dia lazaina fa hoe mangalatra. rehefa mandresy eny ambony kianja dia hoe mangalatra ny mpitsara. resy koa aty ny DEMOKRATY SOSIALISTA FRANTSAY dia lazaina koa fa mangalatra ny CENI-T?????? Mahazaka resy f'aza manao vavan'ny MAMOLAVA ohatr'izany eeeeh
13. danbal ( 27/12/2013 14:19)
o, ry zareo a, ary ireto zanak'i dadany ireto tena taha-dray daholo mihintsy an, mora miakatra, tssss!!!!! otrany tsy azon-dry zareo an-tsaina mihintsy fa zany ihany no nahararaka azy teo, marina mihintsy ny tenin'i Potaline, mora tonga fofona, tsss, jereo ry Noue, sao de tapaka lalan-drà madinika eo ry Noue fa mora² nareo a, fa io na foza na tsy foza de efa io aloha no ho eo zany e, de samy miandry zay avoakany rapitso. F a hono oa e, ary raha ohatra zao ireo ka nifamadika de aona, angamba de asa fotsiny an!!!!alaivo sary antsaina ange e, hummmmm!!!!
14. Tanora ( 29/12/2013 00:01)
on s'en fout de votre dada, mama, dadatoa sy nenitoa e! valio kely fotsiny ty fanontaniana ty : valimpifidianana mbola tsy ofisialy ka any andafy andry sy hery niresaka tamin'ny ministra frantsay anio 28 desambra!
15. mirananirina ( 29/12/2013 11:40)

Tanora:

on s'en fout de votre dada, mama, dadatoa sy nenitoa e! valio kely fotsiny ty fanontaniana ty : valimpifidianana mbola tsy ofisialy ka any andafy andry sy hery niresaka tamin'ny ministra frantsay anio 28 desambra!
. Ary vao 4 ora aoriana ny fifidianana aza ny sasany manapoaka champagne fa hoe mandresy, manao ahoana??
Izaho aloha tsy mahalala izay antony handehanan ireo aty, fa angamba manomana sahady ny fiaraha- miasa izy ireo.
16. Noue ( 29/12/2013 20:57)

mirananirina:

Izaho aloha tsy mahalala izay antony handehanan ireo aty, fa angamba manomana sahady ny fiaraha- miasa izy ireo.

manomana sahady ny fiaraha-miasa ????? ooo ry mirana aaaaa !!! fa nga efa nivoaka ofisialy ny valin'ny fifidianana no hanomana sahady ny fiaraha-miasa ???????

mbola tsy fay ihany nga t@ nataon'ny frantsay nanampiany an'rajohell hanongana ???

grrrrrrrrr !! mirana hoaaaaaa
17. Tanora ( 29/12/2013 22:32)
tsisy idrako na andry na ravalo na iza na iza,tsy manao politika aho fa milaza ny tsy mety sy ny marina ary ny bizarre: aona reo miaramila frantsay any mahajanga reo???averiko etoana fa zay te hanapoaka champagne dia malalaka izy, samy nanao fivoriana na fety na jlR na hery, samy sur ry zalahy fa lany ho president,zao ve ny president-tsika letia e!! mahakivy tanteraka,ry jlR ohatry ny te hanao bodongerona, ry hery tsisy nilaza fa voafidy lery dia mitonatonana manao plans @ minisitra frantsay sahady, delegation iray manontolo anie zany noraisin'i fabius zany rey olona e!!!
18. Tanora ( 29/12/2013 22:33)

19. Tanora ( 29/12/2013 22:37)
tsisy idrako na andry na ravalo na iza na iza,tsy manao politika aho fa milaza ny tsy mety sy ny marina ary ny bizarre: aona reo miaramila frantsay any mahajanga reo???averiko etoana fa zay te hanapoaka champagne dia malalaka izy, samy nanao fivoriana na fety na jlR na hery, samy sur ry zalahy fa lany ho president,zao ve ny president-tsika letia e!! mahakivy tanteraka,ry jlR ohatry ny te hanao bodongerona, ry hery tsisy nilaza fa voafidy lery dia mitonatonana manao plans @ minisitra frantsay sahady, delegation iray manontolo anie zany noraisin'i fabius zany rey olona e!!!marina ny an'i noue fa efa voakajy ny fifidianana ry Malagasy !
20. andrywui ( 03/01/2014 09:46)
Fehiny ,, tsy nahay nisafidy olona ho tohanana i DADANAREO: tany amy olona mamolava sy tsy mino an'Andriamanitra sy tsy mahay mandresy lahatra olona ary olona mora tezitra sy tsy tohinina lery no nitontona,, itan'ny mpifidy daholo anie ireny débat matetika nisianreny e ,,,tonga de bôrô io lery , fopla daolo tsinnn ny paikany ka ,,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3274