andrywui : tsy hoe tsy nahay nisafidy olona tohanana "Dadan'ny sasany" fa ataon'Atra tsy tafaverina eo amin'ny fitondrana izany intsony.
Dia faran'izay vendrana ve Ra8 no dia i Neny ihany no solony rehefa nesorina izy tam voalohany ? dia tsy hitany ve Botozaza, Fetison, be ihany no azo tononina e...
Tsisy "efa voakajy" izany teo e ! Raha ny report de voix navoakan'ny gazety aza ange dia efa resy JLR e, 42% sur 35% angaha moa izy iny, nefa tsy nandaitra koa ny report de voix eto amintsika.
Toy izao ny lojika :
- 1er tour dia 15% ny an'i HVM satria niparitaka ry zareo fa JLR efa iny 21% iny no tena fitiavana azy, ary nihena indray io satria ...
- raha ireny débat ireny dia resy JLR e, tsy mamely rangaha a, tsy mahataona.
- Mbola nalaza indray fa mamo imasom-bahoaka (tsy hiady hevitra na diso zany na mamo kely ... fa laza mampidina aloa iny e, nefa koa tokony ho nampiakatra satria be mpisotro raha ny gasy)
- Ilay resaka FM dia nahatonga saina ny kristiana maro, ary ny marina dia ny nifidy azy taloha tsy tonga nifidy intsony fa tsy hoe nivadika HVM
- I Camille Vital, mba nahazo % betsaka nizara roa fa tao ny naneho mazava fa tsy hanohana JLR
Dia iza sisa nifidy JLR teo ? ry zero virgule ?
E koa zany izy hoe 100000 EUR tokony ho natondraka tamin'ny propagandin'i JLR hono nakepoky ny sasany fotsiny...
Ny anareo Pro Ravalo ange dia izao fitanisana fanonganam-panjakana zao foana no mba borosy e. Aleo faranako sao ataon'ny sasany fa Pro HVM za, tsia fa ao ny tahiry fa nampifidy olombaovao tanteraka ny tenanay, sady tsy TVG no tsy Ra8.